resaka points eto @ sera2, que vaut-ils

41. mamzelkely ( 21/08/2006 07:03)
za hangina ka :? :-D:-D
42. Fiffi ( 21/08/2006 07:22)
mamz: de hoe "zay mangina volamena , zany koh no fahendrena" ozy le hiran'ny Rambao zay ve akia ? :-D:-D:-D sa moh Eliane sy Emma no mihira azy? :roll::-D:-D:-D:-D
43. boubounezy ( 21/08/2006 09:05)
:-D:-D:-D:-Dsoanja tsy noeritreretiko lé wé tezitra injy na za kou aza tsy tezitra @ zany fa wé lé fomba fanotaniko zany lazainjy fa tsy mety nefa tsy aiko wé aona fomba anotaniko azy fa zé fahaizako azy wé ny tena tao antsaiko no anotaniko zé tena nanitikitika ny eritreritso, fa mazava bé ny volazanjy kia ry soanja fa misôtsa nanazava tsara. sans rencune;-)
44. boubounezy ( 21/08/2006 09:10)
fiffi @ko tsisy tsara otrany mifampiresaka refa misy ny tsy mazava fa ny dikany zé mangina volamenanjy zany @ko na tsy faly aza dé mody mangina eo. aleoko milaza ny tsy mazava ao @ sainy otsany nataony soanja satry tsy miady zay fa mifanazava. ary magaga anah ato fa ra vô misy ny resaka directe dé wé ady fona ny fandraisany pokona azy!!8O8O:roll:
45. diamondra27 ( 21/08/2006 09:57)
bbnz: misy tsy mahazo mitsy le resaka akia a!

tsisy kestion materialiste sy tsia eto fa kestion fotsiny hoe: inon ny tombontsoa?


raha diamondra27 aloha ry bbnz de tsy ho hita eto mitsy sy tsy halaza @ MAHA BE isa izany a! ny ahy angamba ao 4 fotsiny sa firy , fa je m'en fou

je viens ici pour miserasera de zay

de le bizoroka koa tsy azoko
de be de be e!

fa alefao hafatra hono ireny fanontanianareo ireny raha te-hahazo valiny
46. Fiffi ( 21/08/2006 09:58)
boubounezy: zay mangina volameko ahoana akia zany ? hiran'ny Rambao sa Eliane sy Emma ange io nolazaiko io eh! :roll:

Fa ny tsy azoko fotsiny de zao :

-Raha mijery ny fomba ahazahoana points-zah de hoe rehefa mamaly na mandefa hafatra ho an'ny namana ny olona!

De ahoana zany ny fomba hamaliana na handefasana hafatra ho an'ireo namana satria misy milaza fa hoe fanenjefahana points sy ho an'ny olona tsy manankatao ary fandaniam-potoana no ahazahoana ireo points ireo ?
47. pissoa ( 21/08/2006 10:25)
# Tsy haiko ny tombontsoa amin'ny fanana isa betsaka (ny voka-dratsiny no misy haiko :-D:-D:-D ). Raha tianao ho fantatra dia anontanio ilay olona henonao hoe manenjika isa :lol:

# Izaho tsy sahy milaza hoe misy manenjika points - satria tsy mbola nisy olona niteny tamiko hoe izaho manenjika points :lol:

# Raha misy manenjika points nefa dia izay izany no mahafaly azy e ... Tsy mila ny accord na ny comprehension-n'iza na iza io. Ohatran'ny hoe mametraka sary miboridandridana sy mampiseho nono sy vody no mahafaly ny sasany :lol: - tsy mila accord sy comprehension-n'iza n'iza koa io.

# Dadabe - tsy mila hoe tsy manankatao vao manenjika points. Tsy mila enjehina akory ny points fa voahenjika ho azy rehefa miserasera sy mifanampy amin'ny namana any amin'ny hafatra ianao - ohatra. (Aleo tsy teneniko eto ny heveriko hoe olona tsy manan-katao fa sao tezitra eo elah sy ny tsy elah :lol: )
48. nolalaina ( 21/08/2006 10:41)
Za mou de tsy miteny tsony fa sady tsy mahazo points no tsy mahazo biz'oroka no tsy mba mahazo hafatra!! Asa inn mitsy no mba ataoko eto 22H /24 H ?? :x
49. boubounezy ( 21/08/2006 11:00)
diam za mintsy no tena tsy nahay nanoratra lé izy e! matou tsy azony oull zany ny tiko lazaina.
50. boubounezy ( 21/08/2006 11:02)
fiffi andefasako msg dôly ny oull retra dé mahazo points za e! na émoticône fotsiny aza.;-):°)
51. boubounezy ( 21/08/2006 11:04)
nolalaina :-D:-D:-D:-D:-D atraty io e!
52. diamondra27 ( 21/08/2006 11:27)
bbnz: zay no marimarina kokoa !

za koa zany hitanisa ps-n'olona ato @ serasera hanao hoe: bonne journée nareo de jereko na mahazo isa firy za raha manao an'io
andraso aloha
53. diamondra27 ( 21/08/2006 11:30)
139 hono ny isako zao an! de lasa le hafatra
jereo tsar ry zareo fa lasa any le izy a! andrana iny an!

de lazaiko na nitombo ny isako na tsia @ manaraka?
54. booboo ( 21/08/2006 11:31)
ka isaka zay mandefa na raha bidule aza dia mitombo foana ny points kah
55. mamzelkely ( 21/08/2006 11:40)
boubounezy:

fiffi @ko tsisy tsara otrany mifampiresaka refa misy ny tsy mazava fa ny dikany zé mangina volamenanjy zany @ko na tsy faly aza dé mody mangina eo. aleoko milaza ny tsy mazava ao @ sainy otsany nataony soanja satry tsy miady zay fa mifanazava. ary magaga anah ato fa ra vô misy ny resaka directe dé wé ady fona ny fandraisany pokona azy!!8O8O:roll:



valiko io teninjy io satria za no niteny an le we za hangina

- ny tokony nataonjy vôlou de ny tompon'ny site no nanotaninjy we inn n tena dikan le point ao am serasera? satri izy ireo no nahita io hevitra io.

- manarak'izany, ny fandraisako an'io point io de fomba fifandraisanao am ankizy namanao, zany we mifanoratra matetika am ankizy namanao eto am searsera enao matoa mahazo an'io point io fa ts hoe manenjika isa na inn akory

- ny tombotsoa, ts haiko alou fa ra ho ahy manokana de mbô ahafataran olona we misy an zany fiffi zany ato am serasera, misy an zany mamzelkely zany :lol: sady fifaninana kely ko le izy amizay miezika dôly ny ankizy miditra matetika eto am serasera :°)


de ity njay ho an dadabe satria
dadabe:

marina mihitsy izany boubounezy a:-$, aleo ny olona tsy manakatao no hanenjika points eto :°):°):-$


de za zany ts manakatao fôna zay nandritra ny volana vitsivitsy satri za anisan le ankizy be isa fôna ko inn mo :? nefa ny indro kely za ts manenjika isa zany :roll:
56. mamzelkely ( 21/08/2006 11:43)
sady za miasa ko :lol: (lasa tampoka le izy teo de adinoko io :°))
57. Fiffi ( 21/08/2006 11:54)
mamz: :-*:-*:-*
58. diamondra27 ( 21/08/2006 12:01)
nolalaina: iny efa nalefako iny kosa le hafatra e! @ manaraka ny bizoroka fa eto aloha:-*:-*:


mamz: ndana miasa hono:-D:-D:-D
59. mamzelkely ( 21/08/2006 12:44)
za efa sady miasa ka :-D:-D
60. nolalaina ( 21/08/2006 15:44)
diamondra27:

nolalaina: iny efa nalefako iny kosa le hafatra e! @ manaraka ny bizoroka fa eto aloha:-*:-*:



hihihi sôtra na dé natao fanandramana aza ny tenanay é!! :-D raisiko ny hafatra ary ho valiko!! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.194