resaka points eto @ sera2, que vaut-ils

21. pissoa ( 20/08/2006 18:39)
Hihihi - firy no tianjy retsy? :-*
22. Herimiafina ( 20/08/2006 18:42)
Izay misy any omeo daholo klé! Kony moa e! :-*
23. pissoa ( 20/08/2006 18:47)
Ndao anontaniana i Sefo raha mety dia omeko njy :-D
24. Herimiafina ( 20/08/2006 19:09)
Ie, ataovy misimisy an! Ilaina mantsy le point mba handrefesana ny fandraisako anjara e! :wink:
25. pissoa ( 20/08/2006 19:13)
tsy maninona retsy an :wink:
26. boubounezy ( 20/08/2006 19:17)
ra enao njay ry HM dé azoko omena points ra zay ny tena mafinaritsa ny sainao ka tsy mampidéprime anao a!:lol:


Herimiafina:

Zah mba omeo point ry zareo fa tiako be le izy an! :roll:



27. boubounezy ( 20/08/2006 19:18)
eny wa!:roll::roll::roll:

pissoa:

Ndao anontaniana i Sefo raha mety dia omeko njy :-D



28. boubounezy ( 20/08/2006 19:19)
:°):°):°):°)
29. pissoa ( 20/08/2006 19:29)
ra enao njay ry HM dé azoko omena points ra zay ny tena mafinaritsa ny sainao ka tsy mampidéprime anao a!:lol:

Kay ve njy ry HM mideprime e =))
30. vale ( 20/08/2006 19:55)
Herimiafina:

Zah mba omeo point ry zareo fa tiako be le izy an! :roll:
:-*:-*


31. vale ( 20/08/2006 20:08)
Bakobako2:

ouuuuu! tô nampikorotana be le resaka, vôkitika njay ny ma materialista, misôtra vale e! tsy maninna akory na tsy mahazo point e! refa am 2007 a ve tsy ho be point iany de ho hita eo.
mivôka ny sujet ty fa ny a le miaino rvg no tena tsy lefitro e. Fa cool fotsiny dôôly.:lol:
izao ve dia ataonnao hoe korontana?:o, tsy mahazo resaka ngamba i bakobako, fanazavàna izao, toi aussi tà le droit de dire se q tu pense , tsy midika mintsy zany hoe rehefa mamaly forum de manankorontana, tsy misy ompa eo na insulte na zavtra hafa ankoatran,zany!:-D:-D
raha te hahazo points toi hoà de araho ftsn ny fanazavàna ao aloha ao, tsotra be zany!:lol::-D:-D:-D:°)



32. Bakobako2 ( 20/08/2006 21:32)
:-D:-D:-D=))=))=))
33. booboo ( 20/08/2006 21:36)
hihihihi io ataon'i Bakobako2 io zao défa ahazoana points...raha manao toy maromaro enao dia mitombo beeeeeeeeeee ny points-nao hihihihihihihhihi
34. Herimiafina ( 20/08/2006 21:44)
Kaozy ve klé! :^)
:-D:-D:-D=))=))=))
35. soanja ( 20/08/2006 21:57)
vale:

soanja: nisy niteny ngah moa teo hoe be isa i ranona na nisy nitolon-tena? ary raha miteny koa moa ary, in ny maharatsy an,zany? zay no mba mahafaly ny fony ary re koh!:-/


Ahoana ary ny fahitan'i Vale an'ity resaka ity.

Hoy i boubounezy:

inn kay ny tombotso tena azo eto @ sera2 fa tô tsitako zé dikany ra @ko manokana nefa ato enoko fa misy manenjika points zany???

Io no namaliako io resaka io satria misy dikany ny points raha natao tato.
Io ambony io zany ny hevitro, ry Vale momba an'io.


36. Herimiafina ( 20/08/2006 22:04)
Aleo rangahy asiana point ihany fa manjary lasa monotone be raha tsy misy an'io an! :roll:
37. boubounezy ( 20/08/2006 22:06)
soanja refa tsy azoko anotaniko fa nga tsy azo anotanina ny momba anizany?? zany ny andéanako forum otrizao:(
38. vale ( 20/08/2006 22:41)
:-*:-*
39. vale ( 20/08/2006 22:52)
Soanja > ok!
40. soanja ( 21/08/2006 01:01)
boubounezy:

soanja refa tsy azoko anotaniko fa nga tsy azo anotanina ny momba anizany?? zany ny andéanako forum otrizao:(


Tsy ho anao irery mihitsy io resaka io fa ho an'ny mpisera rehetra. Na ny tia points na ny tsy tia. Misy dikany ny points matoa natao. Izaho aloha dia tsorina fa tsy maharaka hoe inona ny tombotsoa mahazo points fa tsara aza napetrakandry io fanontaniana io raha tena io tokoa no tiandry hanontaniana. Saingy ny fomba fametrakan-dry an'ilay question no nahatonga ahy namaly toa io.
satria raha ny fanomboan'ny fanontaniana dia taratra hoe tsinotsinona ny serasera. "Inona kay no tombotsoa azo eto amin'ny serasera fa tsy hitako izay dikany..." de avy niditra ny resaka points sady momba ny olona manenjika points.
Zah ry boubounezy dia tsy mahalala akory hoe firy ny points- ko fa rehefa mahita sy mahafantatra fa misy ny points eto amin'ny serasera dia hoy aho hoe "hay misy points eto" raha tsy i Jentilisy nilaza hoe gaga izy sns tsy naharaka mihitsy aho. Hitako alo le bizn'oroka dia nihevitra aho hoe io ilay points. Hay tena hafa mihitsy ny points. Noho izany dia tsy izay no tena zava-dehibe amiko.
Nefa misy tokoa olona manana tanjona amin'ny zavatra ataony dia mety io points io ve zany ny tanjony.
Samy manontany an'io isika sy indry izao.
Tsara aky ny mametraka fanontaniana a. Ary izay tokoa ny nandehanana eto amin'i forum. Fa misy fomba koa fametrahana fanontaniana dia azahoana valiny mahafapo sy ny ny vali-boraingina. Dia io no tiako notsipihina teo. Fa aza mieritreritra akory indry hoe tezitra aho na ahoana. :-*:-*:-*



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5624