resaka points eto @ sera2, que vaut-ils

61. nolalaina ( 21/08/2006 15:47)
boubounezy:

nolalaina :-D:-D:-D:-D:-D atraty io e!



nenay ve aky efa fisaka mitsy ny 7-mbenana mbola tsy ahazo n'inn n'inn eto fona?? :cry:
62. fasaly ( 21/08/2006 16:18)
nolalaina: mila mbola manao efort be njy zany:roll::-D:-D:-D
63. Fiffi ( 21/08/2006 16:19)
pissoa:

# Raha misy manenjika points nefa dia izay izany no mahafaly azy e ... Tsy mila ny accord na ny comprehension-n'iza na iza io. Ohatran'ny hoe mametraka sary miboridandridana sy mampiseho nono sy vody no mahafaly ny sasany :lol: - tsy mila accord sy comprehension-n'iza n'iza koa io.

# Dadabe - tsy mila hoe tsy manankatao vao manenjika points. Tsy mila enjehina akory ny points fa voahenjika ho azy rehefa miserasera sy mifanampy amin'ny namana any amin'ny hafatra ianao -
pissoa: tena marina mihintsy aloha ireo voalazandry ireo an! :)


64. nolalaina ( 21/08/2006 18:08)
fasaly:

nolalaina: mila mbola manao efort be njy zany:roll::-D:-D:-D



hihihihi efa oé fisaka ve de effort inn ndray no tsy maintsy mila ataoko?? :-D :-D :-D :-D
65. Fiffi ( 21/08/2006 19:27)
:-D
66. vale ( 21/08/2006 22:36)
boubounezy:

fiffi andefasako msg dôly ny oull retra dé mahazo points za e! na émoticône fotsiny aza.;-):°)
hummmmmm
miteny nge ny émotic e! ty>(l)na ty>:* zao de misy dikany dôly koh!! asa alou eh!


67. vale ( 21/08/2006 22:39)
fasaly:

nolalaina: mila mbola manao efort be njy zany:roll::-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D


68. xxx ( 21/08/2006 23:07)
Bakobako2:

za ko mbô gaga ry boubounezy ,ny sasany efa teto ela be de ze vô niditra maly zany aôna?:x:x
mba vakivakio ihany aloha ny fitsipika ny serasera vao mi-réagir ohatr'izao fa sssshhh, efa misy fanazavàna ny fomba fahazoana isa ao tsy misy idiran'ny maha efa ela anao teto io na hoe vaovao!
Raha misy manitikitika anareo koa, anoraty manokana ny admin fa tsy eto no mimenomenona, ary izay tia points dia tsitako zay maharatsy azy, misy koa mahazo be ka mahatonga fihetsehampo hafa ngamba lay izy, mandefasa koa dia vita,na misy mikatso aza ny milina ao, raha tsy tia isa ianareo in ny himenomenonana @zany, hoe zay efa mandefa in-5 na 6 vao mihetsika e, nefa zay tsy tia an,lay izy, lôgika ve aloha izany?:roll: ahan!!
Farany:aza dia miandry tolorana lava izao, fa mba mahaiza manantona ny hafa, milay be io filôzôfia n'i pissoa io an:* ndry pissoa , misimisia ny ohatranjy zao:D(l), dia hilamina ny tany aman-danitra, oooooooops, ^:^^:^



69. boubounezy ( 22/08/2006 01:25)
raxxx efa nanatona matou tonga eto! nahazo namana fa tsy dé mila points fa refa manotany aza raisina atendrony fa mandreraka be lé saina fa faly ny anasoketa oull fotsiny eo fopla be zany an!!:x
70. boubounezy ( 22/08/2006 01:39)
ra xxx tsy raraiko zany fa tsy itako ary na za na iza afaka manotany dôly fa ra tsy azo anotanina anizany eto ary tsy nanenjika oull akory sanatry fa aza ambany saina kely otranio!! OK! MAZAVA! si non roméropé lécorléni é basta cosi. betsaka ny mahay io fiteny io. mandé any ankafa refa tsy azo anaovana débat eto fa refa somary directe sy délicat dé miséo dôly ny tandroka retra eto @ sera2 ary j'asume mes actes. OK! sady eto mba afaka mampidera sary sy manenjika points dé mba mandé eto ny tena no mahay namana sy avana; fa tsy dé iasa lou @ resaka points akory fa mba manitika ny saina fotsiny dé manotany. anao nga eto ry ra xxx?:x refa tsy anao dé basta cosi! c claire!!!:evil::evil::evil:
71. diamondra27 ( 22/08/2006 03:49)
kalmos kalmos akia a!

ary nareo tsy mahazo le resak'i boubounezy ve e?

manontany izy fa tsy mitifitra olona, sa nisy basy nipaoka tany fa tsy henoko?

de tairo ny debat zany e!atao ampahamendrena fa tsy asiana korontana.

raha tsy izany de asiana fihaonna fandraisantanana , firavonana , reglement de compte atsy ho atsy:oops::oops::oops: de za no handrindra azy:-D:-D

soyez cool fa tssss

72. diamondra27 ( 22/08/2006 04:21)

antso ho an'izay te-hahazo points

rehefa nataoko izany le expérience sy andrana, de hita fa tena mety tokoa le izy,niakatra le points keliko 139 , ka mazotoa ianareo e!


miala tsiny tamin'ireo natao andrana, fa ianareo zany no ps tonga tato antsiko t@io za nanoratra io , fa tsy hoe: nareo akory no andrana.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*

73. Fiffi ( 22/08/2006 05:40)
74. diamondra27 ( 22/08/2006 06:21)
fiffi: tsy ampy hono le points fa mbola misy mangataka bizoroka sy isa indray koa:oops::oops::oops:

de eto ny ahy no ataoko ho an'ze te-hahazo bizoroka :*:*:*:*:*:°)
75. mamzelkely ( 22/08/2006 06:54)
:-D:-D za klou diams mahazo an le fanotanin'i boubounezy de efa namaly ny hevitro ee:°)
76. pissoa ( 22/08/2006 07:55)
:-D:-D:-D

Boubounezy ve aloo mahazaka debat e :roll::-D:-D:-D

Ny fanontaniana tokony napetraka - raha nanitikitika ny resaka isa dia tsotra be: Inona kay no tombony amin'ny points betsaka eto amin'ny serasera?. Teboka famaranana ...

Tsy dia nila niteny hoe
# nefa ato enoko fa misy manenjika points zany???
# ... na iteniteny fona fotsiny aza @ zay tsy miresaka na mafatnatra any tena akory.

:wink::-D:-D:-D
77. pissoa ( 22/08/2006 08:02)
(Tohiny)

Fantatrao ve fa ireo noteneninao ireo no mahatonga ny hevitry ny namana ho toy ireo? Misy miteny hoe materialista ianao, sns. Tsy resaka hoe direct sy tsy direct io - fa resaka hoe noresahinao sy tsy noresahinao :roll::-D:-D:-D
78. Fiffi ( 22/08/2006 09:33)
marina izany an!
diamondra: io akia ny ahy izay mitady biz'oroka koh fa tsy mananana firy ho zaraina akia zah an! :*:*:*:*:*:*:*:*:*
79. diamondra27 ( 22/08/2006 09:55)
pissoa: mahay debat be an!
mamz: anjaso ndray aloha jerena zany hevinao izany ;-);-)
bbnz: tanjemo zany refa mametraka kestion @ manaraka fa danz be izy zany, samy manana ny interpretation ny olona

fiffi:m'si e! de voaray le tsiky de ampy ihany koa
:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:-D:-D
80. boubounezy ( 22/08/2006 11:06)
pisoa za kia mazaka débat a! refa miteny mafy anah fotsiny valiko mafy kou!!! ra vô manao resaka za eto dé matetika oany ndry zalah.:-D:-D:-D dé za kou mba inana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2091