resaka points eto @ sera2, que vaut-ils
102. boubounezy
(
22/08/2006 18:49)
NOLALAINA De anao pinpan dray ve! ra zany tsy aleoko alou maka rivotra kely na machine aza no manome rivotra ny tratrako!!:-D:-D:-D:-P
103. Bakobako2
(
22/08/2006 20:19)
Hoy xxx
mba vakivakio ihany aloha ny fitsipika ny serasera vao mi-réagir ohatr'izao fa sssshhh
Inn ary ty tonga fofona be ty. Ka za tsy te namaky sady taraiky be fa be natao, tara debat:-D:-D:-D tsy koi.zao vô hanenjika point=D=D=
mba vakivakio ihany aloha ny fitsipika ny serasera vao mi-réagir ohatr'izao fa sssshhh
Inn ary ty tonga fofona be ty. Ka za tsy te namaky sady taraiky be fa be natao, tara debat:-D:-D:-D tsy koi.zao vô hanenjika point=D=D=
104. Bakobako2
(
22/08/2006 20:22)
Mandrindra ! ! !
be kibo ,:miam:
ô ry reto a ny an Mandrindra nateliny daôly le point:roll::roll:=D
be kibo ,:miam:
ô ry reto a ny an Mandrindra nateliny daôly le point:roll::roll:=D
105. xxx
(
23/08/2006 01:27)
diamondra27:diamondra> :-*:-*:wink: le loha-teny kosa no ohatry ny nahasosotra kely ê! que vauts-ils? ary zà marina mandray tsy raisina fa ny tompon'ny site aza tsy rototra:-D:-D:P
kalmos kalmos akia a!
ary nareo tsy mahazo le resak'i boubounezy ve e?
manontany izy fa tsy mitifitra olona, sa nisy basy nipaoka tany fa tsy henoko?
de tairo ny debat zany e!atao ampahamendrena fa tsy asiana korontana.
raha tsy izany de asiana fihaonna fandraisantanana , firavonana , reglement de compte atsy ho atsy:oops::oops::oops: de za no handrindra azy:-D:-D
soyez cool fa tssss
107. vale
(
23/08/2006 01:36)
mandrindra:mandrindra>:} mila maharaka rythme kely toi fa tara be an!:wink:
hay ve resaka akamely ny ato e
108. vale
(
23/08/2006 02:06)
Fiffi::Dzà lou mila an,io mintry fiffi ah,:*:*:*:*, ande mba hiteny koh ary za iny a,ihihih>> tsy mandeha tsony ny ahy le fampitomboana biz'oroka ry zareo fa zany oe tsy ho tezitra @ panne teknika mintsy ah:lol: ka tsiky dia ampy e!rehefa mandeha ndray de zà ty mizara be kou an!:*:*:*:*:*:*dôly (ho an,zay ty eh:wink:)(l)(l)(l)
marina izany an!
diamondra: io akia ny ahy izay mitady biz'oroka koh fa tsy mananana firy ho zaraina akia zah an! :*:*:*:*:*:*:*:*:*
109. dadabe
(
23/08/2006 09:21)
yee sady manenjika points :-D:-D
mahana angaha toi izany =))=))=)):-$
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 22-08-2006 19:40:05
Lohateny : Re : resaka points eto @ sera2, que vaut-ils
raha misy zany de lazao fotsiny hoe iza de vita !
mahana angaha toi izany =))=))=)):-$
110. Fiffi
(
23/08/2006 09:55)
:evil: tsy mahana zah fa mba fantatrao moa firy ny isan'ny NAMAKO mandefa hafatra aty amiko isan'andro ? ary tsy zay points sy ny fanenjehana azy no antony hatongavako eto !!
111. diamondra27
(
23/08/2006 10:06)
fiffi: za moa namanjy ô!:wink::-*:-*:-*:-*:-*:-*
vale: f'angah njy nahazo bizoroka avy aty amiko moa? Tena diso frapy njay za zany letia e!
io ary le izy e!:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*bizoroka io an!
bako²: anjay kosany e! maninon anjy ny kibon'i mandrindra?;-);-);-):-D
ka iny ilaina koa, refa manao calin calin de apetraka eo ny loha hono, efa narindrany tsara le izy hoe: tsy azo atao kely na mibotsina be fa @ azy tsara:°):°):°)
vale: f'angah njy nahazo bizoroka avy aty amiko moa? Tena diso frapy njay za zany letia e!
io ary le izy e!:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*bizoroka io an!
bako²: anjay kosany e! maninon anjy ny kibon'i mandrindra?;-);-);-):-D
ka iny ilaina koa, refa manao calin calin de apetraka eo ny loha hono, efa narindrany tsara le izy hoe: tsy azo atao kely na mibotsina be fa @ azy tsara:°):°):°)
112. pissoa
(
23/08/2006 10:54)
bedada:
anjekaky oo !! ary niova be le resaka le
efa hita zao fa olona tsy manakatao no manenjika points ko inona aza zay tsy faly tsy rarahako hahahaha
zah hirarah
Efa tsy noteneniko le hoe tsy manankatao dia mbola niteny ihany elah :wink::-D:-D:-D
Amiko ny olona manenjika isa dia tsy hoe tsy manankatao - fa mba mampifaly ny tenany. Teboka famaranana :-D:-D:-D
Ny mety ho olona tsy manan-katao - amiko - dia ny olona manao ireto - ao mandritra ny adiny ... (Oops - tsy haiko tampoka hoe adiny firy fa busy zah dia tsy afaka nijery ora :oops::-D:-D:-D )
(Ireto avy ilay ataony)
# ny olona mametraka sarisary tsy ilaina amin'ny dinika tsy misy hidiran'ilay sary - ary tsy dinika iray fa dinika efa ho ... ( Oops - tena busy be zah tamin'izay dia tsy nisaiko ny isan'ilay dinika kay moa :oops::-D:-D:-D )
# ny olona manoratra teny ratsy etsy sy eroa. Efa mba tsy misy miteny hoe avelao ilay teny ratsy - fa angamba heveriny hoe tsy nisy nahita ilay izy dia averiny in-... ( Oops - tena busy koa zah dia tsy nisaiko hoe naveriny impiry le izy kle :oops::-D:-D:-D )
# ny olona mitsikilo etsy sy eroa hoe iza no sipan'iza ato amin'ny serasera (too bad :oops::-D:-D:-D )
# ny manontany zavtra tsy ilaina any amin'ny dinika tsy misy hidirany, tsy dinika iray fa ... (Oops - zah koa busy foana dia tsy voaisako mihitsy ilay izy ka :oops::-D:-D:-D)
# sns (tsy hovoatanisako eto aby fa mbola hiasa aho sady be asa zah dia tsy niezaka nitadidy ny hafa rehetra :oops::-D:-D:-D - ireo tadidiko ho azy fa zah mantsy mbola taonan'ny mahatadidky kely =)) )
Tsy haiko raha nanenjehany isa aloo no nanaovany an'ireo rehetra ireo na inona e ... fa ny fahitako ilay olona dia tena tsisy atao mihitsy :oops::-D:-D:-D
Eo zao dia misy hahatsapa tena na tonga dia :twisted: amin'i zazakely njay kle :cry::cry::cry::-D
115. andry08
(
23/08/2006 11:28)
Fa manona re ny olona raha mahazo point na tsia e!
rehefa te hahazo dia mba manaova fa aza be kiritiiika !
rehefa te hahazo dia mba manaova fa aza be kiritiiika !
116. vale
(
23/08/2006 11:40)
:lol::-D:-D,ié, tsotra fotsiny, ary ny ol hoà mitady blem fona e, misy blem mba tokony handanian,andro kokoa noho izany, hoy :D"mandrindra":wink:zay:oops:
118. diamondra27
(
23/08/2006 12:22)
andry08: za efa nanome sopapa ho an'ze te hampitombo isa ka! ho an'izay mazoto!
119. Fiffi
(
23/08/2006 12:49)
vale:vale: an3 kah! ny blèm handaniana andro de le blèm koh! :-D:-D:-D
:lol::-D:-D,ié, tsotra fotsiny, ary ny ol hoà mitady blem fona e, misy blem mba tokony handanian,andro kokoa noho izany, hoy :D"mandrindra":wink:zay:oops:
120. nolalaina
(
23/08/2006 13:38)
Zà tô tsy ahazo points eto mitsy fa poid ngamba no azo @lé mipetraka (maha B kibo):x