Kapôty

1. xxx ( 20/08/2006 17:36)
Tena miaro @ fahabevohokàna tokoa ve ny kapôty???
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:15
2. booboo ( 20/08/2006 18:32)
eka ...raha tsara petraka sy ampiasaina in-dray mandeha ihany :^)
3. Herimiafina ( 20/08/2006 18:34)
Raha tsy rovitra, na tsy mipetraka tsara, na kely loatra le kotokely dia misy very! :wink:
4. xxx ( 20/08/2006 20:36)
ka raha tsy misy an zay rehetra zay dé tsisy blem e??
5. Herimiafina ( 20/08/2006 20:55)
Misy ihany klou efa mampiasa kapoty be dirandoza fa bevohoka ihany e. Fa iny indray angamba tsy resaka fahasalamana fa resaka fampirafesana no tokony jerena amin'iny! :wink:
6. xxx ( 21/08/2006 01:49)
aôna zany ry HM??lé vhv zany no mampirafy??dé bevohoka any? nefa any @ 1 izy mampiasa kapôty!!dadany njay zany
7. watafon ( 21/08/2006 05:42)
xxx: raha arahana tsara ny toromarika fampiasana azy retsy d tena miaro tsy mahabevohoka tokoa ny fampiasana azy io an ! fa ireo voalaza etsy ambony ireo zany ny accidents mety hitranga !
8. mimich ( 21/08/2006 06:28)
hummmmmmmmm
9. lemenakely ( 21/08/2006 09:46)
doubléo na tripléo e hi hi hi :-D
10. Fiffi ( 21/08/2006 10:05)
Herimiafina:
Misy ihany klou efa mampiasa kapoty be dirandoza fa bevohoka ihany e.
:roll::roll: taiza indray no mbola nisy an'zany ? raha tsy hoe kapoty nisy lavaka angamba ? zavatra tena fiable be ange ny kapoty eh!


11. xxx ( 21/08/2006 10:36)
:lol:
12. watafon ( 21/08/2006 11:16)
k ndraindray misy micro-pore reny d mivoaka amin'iny ry zalà kou !:-D
13. mamzelkely ( 21/08/2006 14:51)
de atonina anjy zalah ve le micro-pore zany ry watafon :lol::-D
14. kelly13 ( 21/08/2006 15:03)
mamzelkely kou tsy mahazo resaka, le kapôty no misy micro pore d mivoka le jus, hihihi d mety ho bevoka le sipa, :°);-):-P
15. razokybe ( 21/08/2006 20:39)
misy kapôty sasany voamarika eo mintsy hoe mandaitra atramin'ny 99% leizy, zany oe mirisika 1% zany enao mampiasa azy........!

:-w:-w
16. watafon ( 22/08/2006 11:15)
mamz : antonona azy tsara io k ! izay anie no tsy maha 100 % azy e!
kelly : mahazo resaka akia izy an ! :wink:
17. nambina ( 22/08/2006 12:36)
razokybe> raha 1% fotsiny ny riska, tsy aleo atao:wink:
18. papounette ( 22/08/2006 13:54)
Aza manao f.a.n fotsn e.Tsy mora ve zany?Hi!Hi!Hi!:-D:-D
19. mamzelkely ( 22/08/2006 15:05)
kelly ka zay ts mbola nampiasa kapôty fa mbola virja ko de mbô mnotanitany fôna :P:-D:-D

watafon de iny zvt tafavôka ao am micrpore iny ve de ampy mahabevoka:roll::-D:-D
20. Herimiafina ( 22/08/2006 19:38)
Fiffi:

Herimiafina:
Misy ihany klou efa mampiasa kapoty be dirandoza fa bevohoka ihany e.
:roll::roll: taiza indray no mbola nisy an'zany ? raha tsy hoe kapoty nisy lavaka angamba ? zavatra tena fiable be ange ny kapoty eh!



Zah kou aza mba gaga, anontanio le sipa! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1972