Kapôty

21. razokybe ( 22/08/2006 20:38)
nambina:

razokybe> raha 1% fotsiny ny riska, tsy aleo atao:wink:




se ky riska gagne....!:wink:
22. nambina ( 22/08/2006 22:47)
izay indrindra manko razokybe:lol:
23. fijo ( 23/08/2006 21:51)
mamzely na teboka iray monja aza dia efa mahabikina ka
24. Herimiafina ( 23/08/2006 21:52)
Misy lavaka ny sasany amin'ireny kapoty ireny knou, sirtou refa mihenjana be loatra. :roll::-w
25. fijo ( 23/08/2006 22:19)
ka tsy ahenjana ve le izy kle?????sao tsy mety le asa le
26. mimich ( 24/08/2006 05:57)
fijo> :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. kelly13 ( 24/08/2006 10:01)
ty fijo ty d mahita tenenina mihintsiny ka miaiky za
:lol:
28. Zina ( 24/08/2006 14:24)
Ry herimiafina zany tena efa specialiste ko
29. mamzelkely ( 24/08/2006 14:39)
k'hita wa ry fijo, arak ny téori zay nenaratsika de tô ahejana izy io zay vô miasa:-/:lol::-D:-D
30. Herimiafina ( 24/08/2006 16:18)
Misy taille koa ny kapaoty kah.! raha fanoto be ve no ampidirina anaty taille medium tsy mihenjana mihoatra ny tokony ho izy dia siora fa hisokatra e! :-D
31. fijo ( 24/08/2006 20:32)
mimich sy kelly ko tssss zao za menatra be.nefa anie izany mba efa nianaranay sy mamzely e,ara teoria an,fa mila ahenjana klo,vao mahavo.
fa raha malemilemy tsy hafapo i neny.
asitrika tsara,toa train tonga gara
eo le maka fy,rano ve izany sa pipi????
virja ve mahalala ze mikoriana any,fa noheveriny fa pipi mahafinaritra
32. mamzelkely ( 25/08/2006 07:43)
:-D:-D pip mahafinaritra angah :-D:-D
33. watafon ( 25/08/2006 07:54)
:-D:-D:-D zay zany ry fijo le hoe : te hipipi mahafinaritra b za zany !
mamz: na iray ihany aza rafavoaka any d efa ampy k !
34. kelly13 ( 25/08/2006 09:40)
fijo>nareo nanao teoria ary e, ahona ny fanenjanana le izy? :-D :-D :-D
35. watafon ( 25/08/2006 11:30)
kelly: tianao ampiseho eto v e ? raikitra zany hono ry fijo an !:-D:-D:-D:-D:-D
36. sarobidy ( 25/08/2006 13:16)
loza ko zany aleo a hanakimpy maso klouny :-/
37. kelly13 ( 25/08/2006 17:25)
watafon>i fijo no nanao teoria hono ka, aoka tsy avadika ny rasa an :P
38. fijo ( 25/08/2006 22:15)
ka raha misy hanakipy maso aleo koa izany aho hiafina manao azy ko
39. watafon ( 26/08/2006 07:55)
kiii! d tsy mety zany fa aoka ihany kou !:-D:-D
40. kelly13 ( 26/08/2006 11:46)
ka refa tsy asina pratik ny teoria d tsisy dikany :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1888