Fakana permis ao Dago!

1. Herimiafina ( 20/08/2006 19:12)
Efa mba mipetraka ihany ve ilay normalisation noheritreretina tamin'ny 2003 iny ny amin'ny fanarahana lalàna tokana amin'ny fangalana permis ao Dago e? Mba tiako ho fantatra.

Tamin'izay mantsy no nambara fa lasa sur ordinateur ny fanadinana code de la route ary efa misy logiciel naparitaky ny DPTP enia tamin'izay, ary ny auto-ecole rehetra dia efa nampiditra izany tao anatin'ny fampianarany avokoa!

Asa raha efa tafapetraka tsara io normalisation izay hitako fa tsara tokoa! :wink:
novalian'i zoara ny 18/09/2006 12:37
2. fasaly ( 21/08/2006 05:32)
zà kou mba manontany an'izany ry HM:°) fa tsy ilaozan'lay maka permis risoriso foana any e!
izany hoe mividy permis....
3. mamzelkely ( 21/08/2006 08:02)
tô we efa mipetraka alou e fa za tam nanala permis tam heritaona de mbola fanadinana ambava ny examen nahazo anah ka ts haiko zao :roll:
4. Achia ( 21/08/2006 17:53)
efa mipetraka ngamba fa ny vorontsiloza aloha zao no henoko fa betsaka no tratra e ireo permie natao taloha zany a ary zao koa ny categorie B ihany zao no mivoaka teo aloha teo fa izao no asa
5. zoara ( 18/09/2006 12:37)
vao t@ volana aout teo no naka permis ny zandriko.efa toa tsisy intsony ny fankana permis toy ny taloha.tsy maintsy mi-passer ny examen ao @ auto ecole,na dia efa mahay avy any ivelany(auto ecole)aza.de misy examinateur avy any tana in-2 isantaona tonga aty.ny ankabeazan'ny fanotaniana dia hita ao @ code Rousseau.ny permis B aloha(600 000fmg) de afaka 2taona aorian'ny nahazoana ny B vao mahazo mangataka ny permis A(250 000fmg)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.131