David Rajaona
1. Stone
(
20/08/2006 01:16)
Nampidirina am-ponja i David Rajaona rehefa voapanga nanodikondim-bola @na Milliard tao @ FID. Amiko dia na olon'ny mpitondra izy na tsia dia tokony henjehina @ ny làlàna rehefa manao vinany.
novalian'i prime ny 29/09/2006 08:52
2. essera
(
20/08/2006 05:51)
Aiza no androso miitsy ny firenena tsy mianona amin'ny dizaine de million fa miakatra centaine ary avy eo tsy afa po iany fa hatrany am milliard.
Tendakan b loatra e
Tendakan b loatra e
3. xxx
(
20/08/2006 06:45)
jereo ao @ hoy ny gazety http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44e552d016597#m44e7da300713f
4. xxx
(
20/08/2006 09:02)
refa avy ninana vola be dia aleo mba hihinana mangahazo ndray aloha e! aoka samy hizaka ny vokatry ny nataony ny rehetra ary aoka mba tsy hisy ny fanavahana fa rah atsy zany tsy handroso mihitsy ny firenena
5. madera2
(
20/08/2006 13:05)
tsy manana hambara momba zay , ny mahagaga anefa izay tsy miaradia @ fitondrana no ahitana mpanodikokodim_bola, zay ka samy mijinja ny afafiny
6. liiva
(
20/08/2006 22:26)
nohevariko ho anisany olona mananan ny maha izy azy izy iny nefa nahavita izany ka ny tsy azoko d hoe inona mihintsy ny ao anatiny lohany é
8. ravatorano
(
21/08/2006 08:56)
liiva < tena manana ny maha izy azy tokoa izy fa saingy ireny ny zavatra hita sy azo tsapai tanana aloah fa hatramizao anie mbola bobaka no tsy tonga saian hoe lery marina v no nahavita ilay bizina b nanodikodina vola b toa izany kle
d samy gaga izay tena nahalala anazy
d samy gaga izay tena nahalala anazy
9. prime
(
21/08/2006 15:03)
...anguilles sous roche...
Fa ireo mpitondra rehetra ireo ve hoy ianareo dia mazava fitantanana avokoa, hatrany ambony ka hatrany ambany?...:lol:
Fa ireo mpitondra rehetra ireo ve hoy ianareo dia mazava fitantanana avokoa, hatrany ambony ka hatrany ambany?...:lol:
10. mandrindra
(
21/08/2006 15:08)
ao ambadika ao anie efa misy hevitra mahafehy an'io e : izay tsy eo amin'ny fitondrana ihany no tsaraina. ka i lery toa teo no niala.
11. xxx
(
21/08/2006 21:29)
I Lahiniriko koa, toa misy afera bevaka vitany, fa saingy ny an'i lery no nataony tonga aloha, dia raha vao samborina eo ilery dia avadiny resaka foko. Nefa tsy maintsy ho voa ihany izy na ho ela na aingana.
Mandeha mantsy ny resaka hoe hamoronana dossier izay mitady hamadika. Nefa raha sady mpamadika no bevaka dia tsy hisy etat d'ame @ny Ra8 akory.
Mandeha mantsy ny resaka hoe hamoronana dossier izay mitady hamadika. Nefa raha sady mpamadika no bevaka dia tsy hisy etat d'ame @ny Ra8 akory.
12. prime
(
22/08/2006 10:50)
mandrindra> marina izany fa ny tiako lazaina hoe tsy misy "manipulation" ve io zavatra io?
xxx> izaho miteny aminao fa tsy sahy mikasika i ra8 raha lahiniriko no resahina, zavatra maro no "enjeux" ao...:lol:
xxx> izaho miteny aminao fa tsy sahy mikasika i ra8 raha lahiniriko no resahina, zavatra maro no "enjeux" ao...:lol:
13. mandrindra
(
22/08/2006 14:31)
prime, misy manip daholo ny zavadrehetra raha vao mikitika volabe sy fahefana.
dia inona daholo izany enjeux maro izany aloha e?
dia inona daholo izany enjeux maro izany aloha e?
14. fijo
(
22/08/2006 21:27)
mandrindra sy prime,tsy niala izy,fa mbola tena akaman'i ravalo tokoa,fa trop loatra le izy,dia tsy hafaka niaro azy intsony ny akamany.ary manomboka koditra izao ny olona mbola ao anaty fitondrana ao izao,hoe kay isika koa mety hosahirana.
15. Herimiafina
(
22/08/2006 23:57)
Aleo hanao eo foana e. Sady tsy mahay mangalatra no sady mbola mangalatra, loza ity ry tany! :-D
16. HESHA
(
23/08/2006 11:15)
HM, fa ahoana le mahay mangalatra ??????
ny henoko taloulou teo nefa de favoritisme am resaka marche no nisi de gaga ndrai a nahita tampoka hoe nanodikodimbola de nogadraina lery.
Nefa efa lazaiko foana fa am maha-oul jamban ny vola de tsi maintsi misi zai tia tena zai, manazava le favoritisme a io an, fa le fanodikodinam-bola hoatrany nahagagagaga ihani.
....... anguille sous roche mou izi teo ry prime ?

17. prime
(
24/08/2006 10:34)
HESHA> ie...:lol:
mandrindra> ny "enjeux"? maro hoy aho, firenen-dehibe, vola, fiangonana sy fivavahana, fifidianana, foko sy fihaviana, fifandanjan-kery, fitaka ho an'ny mpanohitra...:-/:°)
mandrindra> ny "enjeux"? maro hoy aho, firenen-dehibe, vola, fiangonana sy fivavahana, fifidianana, foko sy fihaviana, fifandanjan-kery, fitaka ho an'ny mpanohitra...:-/:°)
18. prime
(
24/08/2006 10:39)
fijo> misy tsy mety koditra ao fa vaomaika aza mandavaka, dia vao maika miakatra foana ny toerana sy ny andraikitra omena azy, dia vaomaika mahatoky tena satria eo ambody vilany...:lol:
20. prime
(
28/08/2006 11:45)
sady manilika, no manitsakitsaka, no manambany, no manao be fandraoka fa hoe olon'i baina...