David Rajaona
23. prime
(
29/08/2006 12:27)
Ka zava-misy izany fa tsy azo atao moa ny manonona anarana eto raha izay, fa ireo izay efa meloka aloha dia azo lamakoana eto...
Vao2 farany, hahazo droit'na traitement médical amina centre hôspitalier i DR dia hiditra hôpitaly ato ho ato... dia angamba mety évacuer'na tsy ho ela dia bye bye la famille...
Vao2 farany, hahazo droit'na traitement médical amina centre hôspitalier i DR dia hiditra hôpitaly ato ho ato... dia angamba mety évacuer'na tsy ho ela dia bye bye la famille...
25. prime
(
30/08/2006 10:46)
Fa ny vola laniny ve ry fijo tsy zava-dehibe? Izaho indray momba ilay hevitra ao ambony ao hoe, aleo ary izy tsy midoboka fa mba onerany kosa ny vola voahodina dia ambarany ampahibemaso ny nibaiko azy sy niara-nihinana taminy tao rehetra fa tsy izy irery izany no nahavita an'io fa "tout un réseau cautionné par une autorité fiable"...
26. fijo
(
30/08/2006 21:27)
prime tsy mbola vita ny fitsarana ka aza maminavina aloha.mino ve nareo fa rehef avita ny fitsarana azy ka tena voaporofo fa nanodina tao izy,dia avela fotsiny any ny vola azony??????
27. HESHA
(
31/08/2006 09:58)
le evacuation sanitaire ve tsi resaka fanalefahana sazy ankolaka ho an ireo akama taloha mba tsi hisian ni sekire mivoaka ??????????
Jereo tsara ange fa refa ni ao ambonimboni ao no tratra de evacue e ? de manaiki rafanjakana, nefa ra olona ambani fa nanana ni vola iantohani ni tenani zao no nila evacuation de tsi omena alalana
8O8O

28. prime
(
31/08/2006 13:11)
Hesha> Izany tokoa aloha e...:lol:
Fijo> :) aleo ho vita ary d ho hita eo indray e... raha ho vita satria mety ho'évacuer'na izy ato ho ato...
Fijo> :) aleo ho vita ary d ho hita eo indray e... raha ho vita satria mety ho'évacuer'na izy ato ho ato...
29. fijo
(
01/09/2006 22:33)
io evacuer io aloha ,famadihana zavtra e.na ny aty ivelany aza dia mampiasa azy io daholo.fa ny andrasako dia ny fitsarana ,sy ny resaka momba ny vola voahodina.
raha ny fahitako an dravalo mantsy,ny akamany izay latsaka,dia asainy mamerina ny vola,izay vao ahiliny.jereo ny consul eto marseille.
raha ny fahitako an dravalo mantsy,ny akamany izay latsaka,dia asainy mamerina ny vola,izay vao ahiliny.jereo ny consul eto marseille.
32. prime
(
12/09/2006 15:48)
tena ho évacuer'na leiry fa taratasy sisa... izay no vao2 henoko farany...
34. prime
(
19/09/2006 09:00)
Ohatry ny mbola misy zones d'ombre mihitsy ity affaires ity fa d ho hita eo ny tohiny indray...
40. mandrindra
(
26/09/2006 10:56)
mety izy roa dia latsaka eo amin'ilay loaka ny laoka. dia may ary lavenona sisa no hita