Fangatahana fanazavana
1. belahasa
(
20/08/2006 21:40)
Lasa mihitsy ny saiko fa tato ho ato dia niha nitombo ilay loha dinika oe
"Fangatahana fanazavan"
jereo fa efa misy ho telo izy tato ho ato
i dadabe nangataka, i betay78 nangataka d i bmw koa mbola nangataka.
Fa maninona ry zalah no manao titre mitovy otran'io a;
misy virus mitsy le titre kle.
répondu par Fiffi le 28/08/2006 13:16
3. Herimiafina
(
20/08/2006 22:15)
Tena mila fanazavana zah leisy ry belahasa fa tsy azoko ilay reska klé! 8O
5. pissoa
(
21/08/2006 08:48)
Herimiafina:Ataovy size vaovao io fangataham-panazavanan-jy io :-D:-D:-D
Tena mila fanazavana zah leisy ry belahasa fa tsy azoko ilay reska klé! 8O
7. mirana5
(
21/08/2006 22:00)
efa donto saina raha dia mangataka fanazavana tsy hakijanona na dia zavatra efa mazava oatran'ny vay an kandrina zao aza zany é:idea::idea::idea::idea: MAZAVA????
8. belahasa
(
22/08/2006 11:16)
Fiffi:
ka mba mangataka fanazavana kosa ry zareo koh!
valiny
mirana5:
efa donto saina raha dia mangataka fanazavana
9. dadabe
(
23/08/2006 05:14)
:roll:
tena tsy mbola mazzava kosa le ao ambadika ao ry mirana05 a :roll:
Mpandefa : mirana5 [ Valio ] 22-08-2006 09:00:45
Lohateny : Re : Fangatahana fanazavana
efa donto saina raha dia mangataka fanazavana tsy hakijanona na dia zavatra efa mazava
tena tsy mbola mazzava kosa le ao ambadika ao ry mirana05 a :roll:
10. belahasa
(
24/08/2006 09:41)
dadabe:
tena tsy mbola mazzava kosa le ao ambadika ao ry mirana05 a
mirana5:
efa donto saina raha dia mangataka fanazavana tsy hakijanona na dia zavatra efa mazava oatran'ny vay an kandrina zao aza zany é MAZAVA????
hahaha
