kintana (star)
1. LazaDaddy
(
21/08/2006 02:34)
ny *star* hitantsika @ fiainana andavan'andro dia voafetra ho fotoana fohy ihany ny mampalaza sy itiavan'ny olona azy. Fa ny *star* mandrakizay dia voalazan'i Daniela:
Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra; ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kitana mandrakizay doria. Daniela 12:3
Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra; ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kitana mandrakizay doria. Daniela 12:3
répondu par prime le 10/10/2006 12:20
4. Achia
(
21/08/2006 17:36)
ary ilay kintana iray lehibe nazera avy any andanitra ao @ apokalipsy . Tandremo fa ny kintana dia misy hevitra fonosiny ao ambadika a !
8. cutie
(
24/08/2006 22:16)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 21-08-2006 19:36:29
Lohateny : Re : kintana (star)
ary ilay kintana iray lehibe nazera avy any andanitra ao @ apokalipsy . Tandremo fa ny kintana dia misy hevitra fonosiny ao ambadika a !
in zany
mba tantarao e :lol::lol::lol:
12. cutie
(
25/08/2006 21:36)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 25-08-2006 01:54:12:-D:-D:-D:-D
Lohateny : Re : kintana (star)
aza avadika *star war* ny resaka ry manja kely a
Za tsy tia star war
13. Achia
(
26/08/2006 06:44)
lasa haoro size ty resaka marina ny fanontanian'ny mpametraka ary oe star mandrakizay ao @ Daniel 12/3 ry cutie zany zara aza nisy ny alina hiomehezana :°)
14. cutie
(
26/08/2006 10:37)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 26-08-2006 08:44:05
Lohateny : Re : kintana (star)
lasa haoro size ty resaka marina ny fanontanian'ny mpametraka ary oe star mandrakizay ao @ Daniel 12/3 ry cutie zany zara aza nisy ny alina hiomehezana
:-D:-D:-D:-D
:oops::oops::oops:
