kintana (star)

101. cutie ( 05/10/2006 14:30)
Mpandefa : prime [ Valio ] 05-10-2006 09:12:52
Lohateny : Re : kintana (star)
cutie> lainga tena marina...

ary in io :roll::roll::roll::roll:
102. Achia ( 05/10/2006 19:09)
tsy hiresaka amna tso ny zany njy ve ? :°) , hmm tankina ny daomin'i prime :-D:-D
103. cutie ( 05/10/2006 19:26)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 05-10-2006 21:09:29
Lohateny : Re : kintana (star)
tsy hiresaka amna tso ny zany njy ve ? , hmm tankina ny daomin'i prime

raha mbola mandiso ny ps-ko fanintelony de zay no vita:-D:-D:-D:-D
104. Achia ( 05/10/2006 19:43)
kaika njy teto akaikiko teto a ! ao fa tsy hataoko anzany .... z
105. Achia ( 05/10/2006 19:46)
zany tsony njiko e kony a ! :-* :-P:-D:-D:-D fa aza omena tsiny ksa sao mba diso a ! ;-)
106. cutie ( 05/10/2006 19:55)
ok:-*:-*:-*:-*:-P
107. prime ( 06/10/2006 09:29)
cutie:
efa hitako hatraty ny laingan'i prime
satria noho io...:°):-D:-D
108. Achia ( 07/10/2006 06:26)
noho ny inona ry plime ? :-P :-D
109. prime ( 09/10/2006 07:28)
achia> plime njay ngaha?:roll::-D:-D:-D
cutie> :-P:-D:-D
110. Achia ( 09/10/2006 10:48)
oay marina za mantsy somary badalela de lasa bada hatramin'ny tanana e ! :-D ny an'i cutie ary ndraimandeha saika voasoratro hoe kotity ! :°):-P
111. prime ( 10/10/2006 12:20)
cutie=kotity o\'zy achia...:°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2137