kintana (star)

81. cutie ( 19/09/2006 19:33)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 18-09-2006 19:48:58
Lohateny : Re : kintana (star)
kaika samy tia mihome avy ko milay zeny e !

avy @io no nahatonga an;io :-D:-D:-D
82. prime ( 20/09/2006 08:48)
:-D:-D cutie rafihomehezana... :-D:-D
83. cutie ( 20/09/2006 14:09)
:-D:-D:-D:-D:-D
84. Achia ( 20/09/2006 17:51)
:°)de inona ndray zany io ?
85. cutie ( 20/09/2006 18:50)
:roll::roll::roll::roll:
86. prime ( 22/09/2006 11:53)
:roll::-D:-D
87. Achia ( 22/09/2006 19:58)
finona ty mahagaga an'i cutie e ! :°)
88. prime ( 26/09/2006 08:57)
le ravanitika ngamba nefa izy rafimehezana...
89. Achia ( 27/09/2006 17:13)
ary nankaiza aza i kiti e !? :°)
90. prime ( 28/09/2006 10:22)
disparue dans la nature...:°):-D:-D
91. cutie ( 03/10/2006 20:40)
prime, de tsy mba notadiavina akory :-D:-D:-D:-D:-D
92. prime ( 04/10/2006 08:00)
tonga soa cutie... efa notadiavina fa sarotra tadiavina...:lol:
93. cutie ( 04/10/2006 12:00)
de faly ve i prime fa tonga ndray za :lol::lol::lol:
94. prime ( 04/10/2006 14:31)
faly rehefa miverina ny namana tsy hita ela2...
95. cutie ( 04/10/2006 15:17)
efa hitako hatraty ny laingan'i prime :-D:-D:-D
96. Achia ( 04/10/2006 19:12)
oay marina niverina tampoka i cutie ! hitany ao ndray zao ry prime le psny hmm loza ! :-D:-D
97. prime ( 05/10/2006 07:12)
cutie> lainga tena marina...:°):-D:-D:-D
achia> tsy tsaroany intsony zao iny...:wink::-D:-D
98. cutie ( 05/10/2006 14:01)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 04-10-2006 21:12:42
Lohateny : Re : kintana (star)
oay marina niverina tampoka i cutie ! hitany ao ndray zao ry prime le psny hmm loza !
Miverina ery ambony

hitako mitsy iny
tsy tiako tsony njy :cry:
99. cutie ( 05/10/2006 14:02)
Mpandefa : prime [ Valio ] 05-10-2006 09:12:52
Lohateny : Re : kintana (star)
cutie> lainga tena marina...

sao koa de hiteny we lainga masina:-D
100. prime ( 05/10/2006 14:20)
zà tsy tia mandainga, surtout amin'i cutie...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051