kintana (star)

21. prime ( 28/08/2006 10:42)
Mivily foana ho'aho ny size...:-w:-D:-D:-D
22. cutie ( 28/08/2006 10:58)
avelao hivily any e :-D:-D:-D
23. prime ( 28/08/2006 11:07)
any an-kady no hiafarany raha izany no mitohy...:-D:-D:-D
24. cutie ( 28/08/2006 13:58)
de in ny olana:-D:-D:-D:-D
25. prime ( 29/08/2006 13:55)
dia mifanolana...:-D:-D:-D
26. cutie ( 29/08/2006 15:32)
jereo ange :-D:-D:-D
izy njay no manondrana zao :twisted:
27. prime ( 30/08/2006 10:40)
Fa samy "pertinent" be daholo na ny lazain'i LD na ny lazain'i Achia an... tohizo fa tsara, fa ny anay sy cutie io mbola resaka hafa mihitsy...
cutie> manondrana ahoana e? any an-kady ka mbola tsy misy olana ihany hono...:-w:-D:-D normal ve izany fihevitra izany???:?
28. cutie ( 30/08/2006 11:56)
refa mivarina any an-kady de zay no vita koa olana in njay e :-D:-D:-D
29. Achia ( 30/08/2006 19:33)
mifanolana eo ihany e lazain'ny ol ho mpanolana eo :°)
30. cutie ( 30/08/2006 19:35)
i prime io e, nga za :-D:-D:-D:-D
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-08-2006 15:55:32
Lohateny : Re : kintana (star)
dia mifanolana...
31. prime ( 31/08/2006 09:43)
Ka nareo izay mety tarihin'i cutie ho any an-kady dia misokatra midanadana ny lalana izany e... rehefa any hono ianareo dia vita dia ampy izay...:°)
32. cutie ( 31/08/2006 16:05)
:-D:-D:-D:-D:-D
33. prime ( 01/09/2006 10:22)
:-D:-D:-D=D=D=D
34. cutie ( 01/09/2006 15:50)
^:^^:^^:^^:^:-D
35. Achia ( 01/09/2006 19:10)
kopa kopa tanana e no sisa hifanaovanaaaaaa ! :-D
36. cutie ( 01/09/2006 21:02)
in tsony moa :-D:-D:-D:-D
37. Achia ( 02/09/2006 06:36)
anjely lantsaka antany star io a ;-)
38. cutie ( 02/09/2006 20:51)
efa hitan-jy nga :-D
39. prime ( 04/09/2006 10:54)
Hmmmm... :roll::-D:-D:-D
Laza ô, mila anao ny lohahevitra...:lol:
40. cutie ( 04/09/2006 18:36)
:-D:{
tsy hiverina tsony izy e
efa hitany fa nivaona le size koa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0674