Tsy misy fahefana afa-tsy avy amin'Andriamanitra

1. LazaDaddy ( 16/08/2006 05:09)
Manao saron-tava indray i Satana milaza fa "tsy misy fahefana afa-tsy avy amin'Andriamanitra". Fiteniny matetika io mba hilazany fa mankasitraka ny asa maizina ataony ny Ray.

Marina tokoa fa tsy misy fahefana afa-tsy avy amin'Andriamanitra, kanefa tsy mankasitraka ny fahefana rehetra Izy, TSIA! Isika dia samy nomeny fahefana; anisan'izany koa i Satana (mpanjakan'izao tontolo izao) izay mampiasa ny fahefany @ faharatsiana sy fahalotoana ary fahamaizinana rehetra.

Fahefana toy inona ary no ankasitrahin'Andriamanitra? Ny manaraka ny sirapony sy araka ny fanjakany, izay mifanipaka tanteraka amin'ny fahefana politikan' izao tontolo izao.

"Rainay izay any an-danitra, ho tonga anie ny fanjakanao!"
novalian'i prime ny 17/08/2006 06:44
2. majesty ( 16/08/2006 05:58)
"Izy no mametraka mpanjaka,d izy kou no manaisotra mpanjaka"
3. Fiffi ( 16/08/2006 06:30)
^:^^:^^:^
4. diamondra27 ( 16/08/2006 07:46)
ie za de manana fahefana saingy io fahefako io de zavapoana raha tsy miray @ Jesosy aho;

Fa mahay ny zavatra rehetra ahoa @ alalan'ilay mampahery ahy = Jesosy

Ny zavatra rehetra de hain'ny mino===>mila miray @ Jesosy

donk à vous de jouer

ne laisser pas satan conduire votre vie

5. miantsa2 ( 16/08/2006 10:08)
majesty:

"Izy no mametraka mpanjaka,d izy kou no manaisotra mpanjaka"


ngah elah less te ho mpanjaka a?:lol::lol::lol:mila mifampiraharaha aminy izany elas less @ fanaovana fampielezan- kevitra a :°):°):lol::lol::lol:
6. sarobidy ( 16/08/2006 10:53)
aôna ko ary zany resaka zany ?
7. prime ( 16/08/2006 11:26)
:°)
8. jentilisa ( 16/08/2006 14:12)
fahefana maninona kay? :°)
9. prime ( 16/08/2006 14:19)
fahefàn'Andriamanitra...:°)
10. Achia ( 16/08/2006 20:25)
izao tontolo zao nge ka efa nomena ny devoly hanjakany e ! :°)
11. LazaDaddy ( 17/08/2006 00:16)
Achia:
izao tontolo zao nge ka efa nomena ny devoly hanjakany e ! :°)
ka izay no mahasondriana ahy @ ireo miteny fa misy politika madio eto @ ity izao tontolo izao ity. Mpivavaka be hono ilay mpanao politika toy izao sy toy izao...kay izy ity toa mivavaka @ betanjoka :lol:
12. prime ( 17/08/2006 06:44)
Hay ve resaka politika no tian'i LD itondràna ity lohahevitra ity e... :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0848