mba jereo ange eto fa dia mahavarina

1. rurik ( 16/08/2006 08:04)
nahaliana ahy ny nijery ity , dia mba zaraiko aminareo ka dia mazotoa eeeeeeeeee
ahafahana mijery ny toerana misy anareo par satelite
fa mila telesargena. dia mazotoa izay afaka mijery.
novalian'i prime ny 25/08/2006 12:54
2. rurik ( 16/08/2006 08:06)
azafady fa adinoko ny napiditra azy hi hi hi
http://Earth.googole.com/earth4.html
asa raha mety
3. rurik ( 16/08/2006 08:13)
non tsy nety jereo indray ty http://Earth.googole.com
asa indray raha mety raha mety dia klikeo ery @ farany akavanana dia mila telesargena izay afaka
dia mazotoa eeeeeeee
ahafahana mahita ny toerana maro par satelite.
4. rurik ( 16/08/2006 08:18)
http://earth.googole.com/
5. rurik ( 16/08/2006 08:19)
tsy mety fa dia miala tsiny asa na tsy haiko ny mampiditra azy hi hi hi:roll::roll::roll::roll:
6. Fanja1 ( 16/08/2006 08:32)
jereo ao @ google "google earth" dia mila manao telechargement dia mivoka
7. mamzelkely ( 16/08/2006 08:32)
google earth ve io zvt tinjy asehoanay io akia tô mila an le izy télécharger-na ra ts diso za:roll:
8. Fiffi ( 16/08/2006 08:34)
http://earth.google.fr/
9. Fanja1 ( 16/08/2006 08:51)
mamzelkely ie tsy maintsy manao telechargement vao afaka mijery!
10. hery ( 16/08/2006 11:03)
rurik> Google no izy fa tsy googole :-)
11. robot ( 16/08/2006 11:57)
slt, dol an
mialatsiny raha toa ka niditra teto ny tenako
fa io google earth io angeh efa ela2 ihiany no nisian'io ry zareo an , misaotra betsaka an'i rurik
aloha napahafantatra ny ol retra eh
fa za zao efa 3mois no nampiasa azy io
mazotoa ry reto fa tsara io logiciel io an
fa saingy fotsiny , mbola tsy le pro io
satria le image n'io angeh mbola tsy mihetsika
fa izy aloha mahita ny monde mihintsy eh
ary tena mazava tsara
mazotoa dol ary eh
fa tandremo ny mitsikilo ny trano n'ol an
12. rurik ( 16/08/2006 11:58)
ie ataovy ao izay mety fa za ko nampiditra maikamaika ko hi hi hi nisy diso zany le nanaovako azy .:-*:-*
13. rurik ( 16/08/2006 11:59)
Fiffi:

http://earth.google.fr/ Fiffi ie io no tiko natao
mercie aky an :-*:-*:-*



14. rurik ( 16/08/2006 12:01)
robot hi hi hi raha ny enoko dia we tsy tian'ny polisy sa ny militaire loatra hono io zavatra io .
asa aloha fa resaka henoko an .
ary mbola tsy mietsika ahoana hoy ianao??
15. sylvain ( 16/08/2006 12:50)
ny tiany Robot tenenina @ lé mihetsika ange,d @ fotoana hijerenao toerana iray iny ohatra d hitanao mihetsika daholo na olona na fiara,raha hijery eo Analakely enao zao d hitanao daholo ny olona rehetra mande aminy ora sy andro hijerenao iny,d misaotra ny teknolojia maderina é!
16. Fiffi ( 16/08/2006 13:29)
robot:
mialatsiny raha toa ka niditra teto ny tenako
aza miala-tsiny fa mahafinaritra le fampizarana hevitra :)


17. patrick2002 ( 17/08/2006 02:17)
ny an'i robot izany le tena hanara-maso ny joban'ny any dago mihintsy no jereny, dia mazotoa :-D:-D
Teneno aminay rehefa tsy nody tao antrano izy.
18. Fiffi ( 19/08/2006 07:37)
:-D
19. prime ( 25/08/2006 12:54)
p2002> :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2059