diesel ihany;

1. fijo ( 16/08/2006 21:52)
ny motera diesl moa dia fantatra fa mila hafanaina foana.ka firy minitra eo kay le motera no tena azo lazaina fa mafana?
2. Fiffi ( 16/08/2006 22:24)
5 minitra raha mafana ny andro ! 10 minitra rehefa ririnina na de natory anaty garazy aza ! (mety tsy marina) fa io no lazain'le garazitsa ahy an!
3. LazaDaddy ( 17/08/2006 02:07)
Fijo> maotera t@ taona firy ilay izy? Raha diesel taorian'ny taona 2004 tsy mila hafanaina intsony (indrindra ny vita zaponey)
4. dd ( 17/08/2006 08:09)
ny ahy ny fanontaniako dia tsy ny famanana azy fa nahare t@ radio (france inter) aho indray andro izay hoe misy olona manisy menaka vejetaly ataony mifangaro 40% @ lasantsy dia mandeha tsara, saingy tsy reko hoe ho an'ny diesel ve io sa ho an'ny lasantsy super koa? raha mba misy mahalala ianareo fa any afrika sy amerika atsimo any hono efa be no manao an'io, indrindra ho an'ny fiara efa antitrantitra ... (10-15 taona any ho any)
ka sao mba hoavin'ny firenena sasany koa.
Lay ranamana nitantara an'io dia mavatra mihitsy mitety restaurant maro maka ny menaka arindry zareo efa avy nampiasanina, dia tantavaniny dia ataony ao anaty fiarany rehefa manao plein iny izy ...

sao mahasoa fa mba jereo ihany hoe ...
5. Vaika ( 17/08/2006 09:04)
fijo : tsy mila chauffer-na intsony leitsy ny motera a ! raha tian'ialahy haharitra ny vam de ny entretien tsotsotra atao tsara fa mandeha io kah (vidange, ny circuit de refroidissement ets...)!

dd : tsy misy olana mihintsy ny manolo gazole amin'ny huile de colza (identique ny molécule !). Na à 100 % aza dia possible.

moteurs à injection directe (camions + quelques moteurs de voiture).
Dosage: 15 % maxi d'H.V. B. mélangée au gazole (au dessus, risque de gommage du moteur).

moteurs à injection non directe montée en température de l'H.V.B. dans la chambre de précombustion.

Dosage d'HVB Equipement pour moteur a injection non directe
-1 à 29% Néant.
-30 à 49 % Ajouter un pré-filtre à haute perméabilité.
-50 à 100 % Ajouter, en plus, une pompe de prégavage plus une sonde de préchauffage pour l'hiver.


Rouler avec 100% d'huile et oublier le desiel
100 % = perte, uniquement à plein régime, de 3 % de la puissance.

Quel que soit l'équipement, possibilité de rouler avec 100 % de gazole.

Momba ny lasantsy indray dia Ethanol fa tsy huile de colza.
6. dd ( 17/08/2006 16:04)
misaotra an'i vaika @ toromarika, misy azo eritreretina tsara ...

siora aho fa efa misy namana manao an'io any hoany fa mba lazao hoe zay efa nanandrana?

ny fijeriko azy dia azo andramana tsara ambanin'ny 25% ny dôzy .... hummm
7. fijo ( 17/08/2006 20:16)
motera taona 2000 le izy.tsy le diesel mitabataba be ireny intsony,fa hafaniko ihany ka.

io menaka afangaro io,toa ny motera diesel ihany no mety.

ary ny motera taorian'ny 1999 ve azo asiana io menaka io koa?
8. fijo ( 17/08/2006 20:19)
vaika inona no tian'ialahy tenenina amin'ilay hoe "circuit derefroidissement???"ny vidange aloha iny mba vitako foana miaraka amin'ny fanoloana ny filtra rehetra.fa ny sasany no tsy haiko
9. Herimiafina ( 17/08/2006 20:48)
Zah manokana aloha ra-fijo dia aleoko ihany maotera essence klé, efa narian'ny diesel tetsy sy teroa mantsy e! Ressort tendeur no tapaka dia miafara biele coudé, izay no vita. Fay tanteraka! :cry:
10. LazaDaddy ( 17/08/2006 23:53)
fijo> efa tsy misy "chaine" intsony izany raha tsy le mitabataba be ireny.

Ilay hoe hafanaina ve aloha "bougie de chauffage" sa hafanaina rehefa velona ny motera?

- Raha "bougie de chauffage" tsy ampy 10 segondra dia ampy raha motera t@ 2000 izany (raha tsy motera frantsay). Raha mihoatran'izay mety hanimba ny "bougie" vetivety.
- Rehefa velona indray ny motera na tonga dia bataina aza ny fiara tsy dia atahorana ohatran'ny fiara tranainy, fa tsara kokoa izy aloha hafanaina 2 minitra eo.

Rahoviana izany isika no hiraoziraozy? :wink:
11. fijo ( 18/08/2006 22:27)
misaotra metsy laza fa io ny valiny tena nilaiko an.
12. Achia ( 19/08/2006 16:53)
Herimiafina:

Zah manokana aloha ra-fijo dia aleoko ihany maotera essence klé, efa narian'ny diesel tetsy sy teroa mantsy e! Ressort tendeur no tapaka dia miafara biele coudé, izay no vita. Fay tanteraka! :cry:


Fa nga moa ny moteur essence tsy misy io ressort tendeur io koa ?
13. Vaika ( 20/08/2006 09:44)
fijo :

vaika inona no tian'ialahy tenenina amin'ilay hoe "circuit derefroidissement???"


Raha année 2000 zany leitsy de mba tokony purger-na kely (dia rinçer-na) amin'izay ny liquide de refroidissenent dia solona koa ny diurits (important au démarrage rehefa mangatsiaka be).

Sao dia mety amin'i toi koa : za rehefa misy olana dia manantona garage spécial !!!!
Izany hoe garage mampindrana matos sy manome toro-hevitra ilay izy (O Garage), dia anjaran'i toi no mikitikitika, dia vérifier-ny kely avy eo fa sao dia misy olana : 40 à 50 % déconomie ! Ny alehako manaraka izao dia hanolo ny amortisseurs sy ny roulements ...arrières ary ny kit d'embrayage.
14. fijo ( 29/08/2006 20:57)
vaika tiako io saady efa henoko fa toa tsy mbola misy aty marseille
15. makafoka ( 06/12/2006 16:29)
Raha ny tokony ho izy dia tsy mila hafanaina firy ny motera, fa entina moramora tsikelikely eny, zany hoe tsy terena be, mandra-pahafanany. Ny olana manko dia izao raha hafanaina ny motera, iny mafana fa ny ambiny boite, transmission sns tsisy mafana
16. deutsch007 ( 23/02/2007 20:11)
ny ahy aza fiara diesel année 99,fa tsy mila chaufena zany tsony ny moteur.Efa misy bougie prechauffage nge ao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9574