resaka \" deuil \"
2. diamondra27
(
14/08/2006 05:10)
fiffi: za koa aza gaga tsy nahita intsony , nefa le izy tiako ho fantatra mihitsy satria vécue
sefo: mba tadiavo any moa le izy azafady e!
sady ze rehetra nosoratako no tsy tafavoaka satria mety nifanindry t@ le fanamboarana , kanefa na de zany aza tokony hivoaka satria efa hita teto fa hoe: nivoaka le nosoratako
fiffi: raha tsy izany de aleo aloha za hande kely fa somary maika androany, fa rahampitso mamerina mametraka eto ny zavatra voalazako.(tsy même phrase tsony fa mety mitovy ny zavatra tiana ambara ao anatiny)

4. miangalyandria
(
14/08/2006 06:05)
ohatran'ny mbola mitohy ilay fanamboarana sa ahoana, izaho mantsy teo nijery zavatra dia dila koa ry zareo ! tandremo fotsiny milatsaka ao anaty paranoïa fa tsy milay ! :-D:-D
6. booboo
(
14/08/2006 06:57)
Misaotra indrindra an\'izay afaka mamaly fa tena ilaiko ny mahafantatra ny valin\'ireto fanontaniako ireto :
-Hafiriana vao afaka ny ratram-po noho ny fahalasanan\'ilay olona tiana ? Maty no tiako tenenina.
-Inona avy no tsy maintsy mbola handalovana mandra-pitony ny alehelo ?
-Akory fatao hanalana ao an-tsaina ny imagen\'ilay olona tiana miala aina sy mitsitra be tampoka dia tsy mihetsika tsony tsony ?
-Akory koa fatao mba tsy hatahotra intsony hoe sao lasa eo koa ny olona tiana hafa ( fianakaviana, namana, vady.... ) ?
Aza ihomehezana a, fa zaho taitra tampoka isak\'alina dia mitsapa ny fon\'ny vadiko foana hoe sao tsy mitempo eo intsony koa ny fony.
-Fantatro hoe tsy maintsy ho faty aby. Normal ve raha miteny hoe \" fa aleoko zaho no maty aloha toy izay zareo no mandeha alohako \" ?
Hihihihi, tsy mi-déprime zà fa mila fanampiana kely fotsiny kah

novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 13:34
7. Fiffi
(
14/08/2006 07:50)
Hafiriana vao afaka ny ratram-po noho ny fahalasanan'ilay olona tiana ? Maty no tiako tenenina.Io aloha de arakarakin'ny tsirairay hiany ! Ny ratram-po ? indraindray raha ohatra hoe narary mafy tsy nisy azo natao intsony de ho hafaliana indray no ao am-po hoe "Hisaorana Andriamanitra naka azy ka tsy hijaly intsony izy fa hahazo fahasambarana any an-tranon'ny Tompo.
Inona avy no tsy maintsy mbola handalovana mandra-pitony ny alehelo ?Hampitony ny halahelo de ny fivavahana sy ny fangatahana an'Andriamanitra hampitony azy!
Ny halahelo tsy maintsy misy fa ny zavatra hatao ao an-doha angamba de ny hoe lahatr'Andriamanitra daholo izao !
Akory fatao hanalana ao an-tsaina ny imagen'ilay olona tiana miala aina sy mitsitra be tampoka dia tsy mihetsika tsony tsony ?booboo: tena mampalahelo marina ary tena henjana be ny fahitana na ny nanatsika an'zany zavatra niseho zany an! Tadidiko tsara t@ nahafatesan'ny mamako , teo an-tratran'ny rahavaviko izy no niala aina ary lasa! tena mafy ho azy ary efa niresahanao im-piry io satria nijaly izy ! de nankinina an'Andriamanitra fotsiny ny rehetra ! ary koa ny zavatra natao tao an-tsaina de hoe matoa izy maty teo an-tratranao de midika zany fa tena ianao no tena tiany .
Aza ihomehezana a, fa zaho taitra tampoka isak'alina dia mitsapa ny fon'ny vadiko foana hoe sao tsy mitempo eo intsony koa ny fony.Rhefa tia akia de manao an'zany daholo ny olona an! sur zah fa efa nanao an'zany daholo isika tsirairay avy ! Geste normal zany satria samy mahafantatra fa tiana le olona de au petit soin zany moa eh ?
Fantatro hoe tsy maintsy ho faty aby. Normal ve raha miteny hoe " fa aleoko zaho no maty aloha toy izay zareo no mandeha alohako " ?Normal koh zany akia satria be loatra le fitiavana an'le olona ! Miheritreritra manko isika hoe tsy ho vita intsony le fiainana na koh hoe @ fomba ahoana no hihainako raha lasa alohako izy ? de manjary miteny hoe aleo zah no handeha aloha satria samy ho faty hiany!
Conclusion: Booboo: ny andry raha ny fahitako azy de be loatra le tahotra , matahotra ho faty ? matahotra faty ? Hankino an'Andriamanitra akia ny fiainandry de hanampy andry izy an! ary hanampy mandrakizay! de courage foana akia an!:-*:-*
8. diamondra27
(
14/08/2006 11:03)
booboo: marina daholo ireo lazain'i fiffi ireo fa ny tiako hanampiana azy fotsiny de oe: tsy mitovy ny deuil-ny tsirairay. Misy mahatanty misy fragile.
De zao koa: misy le olona na de akaiky anao az izy nefa ny relation-nareo tsy de nety de samy hafa ny fisehoany.
FANAMARINANA: raha tena kristiana marina ianao , ka ao amponao Jesosy de tsy haharitra aminao io deuil io.
Izaho dia mijoro vavolombelona @izany satria vao haingana no maty ny dadako,t@ 5juillet teo; ary izaho sy izy de mifankatia tokoa. 'Za tsy mbola nahazo kapoka taminy hatramin'izay nahazaza ahy ka hatr@nahafatesany. Izaho no chouchou-ny @ ankizy rehetra.
Izaho moa de taty antany lavitra taty , tsy afaka nanatrika ny fahafatesany noho ny adidy amandraikitra sahaniko.
Ny tiako atsipy eto dia izao: nalahelo azy aho ary nivavaka ho azy talohan'ny nahafatesany. Nangataka vavaka t@ Tompo fa hoe: ze mahasoa ataonao. De zay izany no fantany fa mety de ekena.15jours no tena période difficile tamiko de efa tsy maninona aho izao. Ankino @ Jehovah ny lalanao. (dadanay kalou efa narary efa elabe e! 10ans de souffrance, fa ny nahafaty azy de AVC , 7J dans le coma , fa tsy le aretina nahazo azy)
Asain'i Tompo mifaly mandrakariva isika de tokony tanterahina ny teniny.

9. Fiffi
(
14/08/2006 11:39)
Hoy Jesoa " "Mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatr'entana..." de io akia ry booboo an! manantona an'ny Tompo fa hanampy bdb andry izy raha toa ka mavesatra ho andry ny tahotra hoe ho faty na ny fiheritreretana fotsiny hoe maty zany!
10. simplex
(
14/08/2006 18:09)
booboo:
-Fantatro hoe tsy maintsy ho faty aby. Normal ve raha miteny hoe \" fa aleoko zaho no maty aloha toy izay zareo no mandeha alohako \" ?
ra azoko tsara misy olona maty ny proche-nao :?::?: normal be ilay reaction ra izay. Satria enao tsy te hitomany sy alahelo lava:D
io angamba arakaraky ny toe-javatra ihany e, ra misy zazakely ve de aleonao enao no maty aloha tsy mijaly be ao ramose, de ahoana ny papouzy @ zany. De ra ny vadinao ndray no maty aloha de mitovy ihany. Za tsy miteny hoe tsy maintsy ny 1 @ nareo mivady an! :D fa izay angamba aloha no tena akaiky indrindra. Ny tena tsara de aleo tsy maty mintsy :°) kanefa izay lay hoe nofinofy :^):^) de ny tena izy zany, ho ahy manokana, ra manan-tsafidy de aleo maty rehefa kely sisa ny adidy ary koa namela fatsiarovana tsara ety an-tany... Ny any an-danitra ngamba efa size hafa ndray :°):D:D
booboo:
Hihihihi, tsy mi-déprime zà fa mila fanampiana kely fotsiny kah
tsiky de ampy :°):D:-D:-D
tombon-dalana ny azy. Izany no fiainana, mahaiza mionona :-*
:-*:-*
11. diamondra27
(
15/08/2006 17:35)
de aleo miandry ho vita izany sao mipooitra tampoka eto le izy
de misaotra mialoha fa tsy misy tsiny, je vous comprends

12. hery
(
15/08/2006 23:51)
(((((efa vita ny fanamboarana :-) misaotra naharitra dia miala tsiny t@ olana))))
13. diamondra27
(
16/08/2006 06:30)
Hery: mbola mamerina ny fisaorana ho anao namoaka le réponse e! fantako fa tsy mora le asa, mila fotoana be
de mahereza hatrany
:-*:-*
de mahereza hatrany
:-*:-*
15. diamondra27
(
16/08/2006 06:37)
tiako anampiana an'io dia hoe: raha tsy de akaiky anao le olona maty de tsy misy fiatraikany le fahafatesany
raha kosa mpifankatia ianareo de somary mafy ihany ny manadino azy , nefa na d izany aza de tsinjovy ny ho avinao sy ny manodidina anao (zanaka sy vady indrindra indrindra).
Raha te-hitomany enao de mitomania, aza tazomina, de miresaha ihany koa @ hafa, mahereza.
Raha tsy mivoaka manko ny alahelo de miterika zavatra be de be toy ny: marary vavony, tension, palpitation, mal de dos etc... ka de anjaranao ny manamboatra ny sainao. C'est toi qui vit ta vie.
Ny souvenir de misy foana fa miezaha mandroso foana eo @ fiainana
BON COURAGE ho an'ny rehetra mandia le même chemin
:-*:-*:-*:-*

16. Fiffi
(
16/08/2006 14:24)
diamondra27:mety misy fihatraikany akia an! na de akaikinao aza le olona maty satria raha ny tahotra fotsiny de efa loza ho azy an!
tiako anampiana an'io dia hoe: raha tsy de akaiky anao le olona maty de tsy misy fiatraikany le fahafatesany
misy manko olona tsy sahy mandeha miandry faty zany mihintsy nohon'ny tahotra an'le faty fotsiny io an!
17. diamondra27
(
16/08/2006 17:06)
fiffi: olona tsy akaiky anao no nolazaiko ka! zany hoe: tsy de mifankahazo ianareo nefa mpihavana akaiky.
Ohatra hoe raha ny bebenao no tsy de tia anao ka maty izy de tsy de misy fiatraikany iny fa toy ny olona maty rehetra ihany , tsy de mampisaina be loatra satria tsy de misy souvenir sy zavatra tsara mety ahahatsiarovana azy.Mitovy @ hoe: mpiara-miasa maty na voisin ny fahafatesany amiko.

18. Fiffi
(
16/08/2006 17:34)
diamondra: dakoro @ ndry akia zah fa ny zavatra tiako lazaina de ny hoe ohatra hoe tena saro-tahotra be le olona ka na de le voisin aza no lasa de tsy sahy mijery ! zanyhoe le "faty" mihintsy no tsy sahy jerena!
20. booboo
(
16/08/2006 19:08)
misaotra aby klou :-* :-*:-*.
Hatr@ omaly zaho namerina namaky in-jato kely ny raha nosoratanareo aby aby. Tena manampy be ilay izy. Mbola tsapako lavitra beeeeeee vao ho vita ny deuil-ko raha zao :-/...
Zaho tsy matahotra faty fa lasa tena sensible beeeeeeee rehefa misy olona maty na tsy akaiky ahy akory aza ilay olona. Ohatra hoe zaho koa no miaina ny fahoriana sy ny alahelon'ny tompo-manjo ! terrible beeee fa mandreraka vatana sy saina rehefa isa-kerin'andro maheno vaovao hoe maty i anona, dia i anona sns.