resaka \" deuil \"
21. Fiffi
(
16/08/2006 19:33)
tena mafy kosa aloha rehefa maheno an'zany vao2 mampalahelo zany an! ka normal akia raha malahelo be tahak'izany ndry an! :-*:-*:-*
22. diamondra27
(
17/08/2006 08:46)
boboo: de tsy misy afa-tsy ny mametraka izany mahazo anao izany eo @Jesosy.
Izay aloha ny iray fa koa tokony hataonao dia manao travail manokana ianao ho anao fa tsy mety raha miaina @ tebiteby toa izany foana. Manjary miteraka aretina hafa io tebiteby io( areti-po, tension,tahotra ...)
izay aloha ny conseil-ko fa ze ataonao sy ze fantanao fa mety ihany e!
voankazo an'ala ka ny mamy no atelina ary ny mangidy aloa

23. prime
(
17/08/2006 10:31)
Miverena any @ Jesosy fa Izy irery no efa nandresy ny fahafatesana... ka tsy misy atahorana intsony ny @ izany...:)
25. Fiffi
(
17/08/2006 13:34)
"na hamakivaky ny lohasan'ny fahafatesana aza aho de tsy hatahotra ny loza aho fa ianao no amiko"