toa mbola teo foana?

1. LazaDaddy ( 14/08/2006 04:47)
Inona marina no tena natao t@ ireny fitetezana an'Ambotsirohitra sy minisitera t@ 2002 ireny?

Nandraoka sa nametraka, sa sady nandraoka no nametraka devoly?
novalian'i prime ny 17/08/2006 07:15
2. Fiffi ( 14/08/2006 09:19)
inona no tian'i LazaDaddy lazaina @ io kay ? iza le devoly norohanana , sa napetraka ? Nahita an'ity lahatsoratra ity manko zah ka mba gaga http://lamako.free.fr/articles.php?id=1234
3. pissoa ( 14/08/2006 09:29)
Zah koa tsy mahay ... fa angamba sady tsy nandroaka no tsy nametraka :roll:
4. cutie ( 14/08/2006 09:30)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 14-08-2006 15:47:59
Lohateny : toa mbola teo foana?
Inona marina no tena natao t@ ireny fitetezana an'Ambotsirohitra sy minisitera t@ 2002 ireny?

Nandraoka sa nametraka, sa sady nandraoka no nametraka devoly?

tsy mazava:roll:
5. LazaDaddy ( 14/08/2006 13:03)
pissoa:
... fa angamba sady tsy nandroaka no tsy nametraka :roll:
Azonao ihany ilay lohahevitra. Cinema daholo fotsiny ihany ireny t@ 2002 ireny fa i :evil: ihany no "mpanjakan'izao tontolo izao"

6. Fiffi ( 14/08/2006 13:34)
i :evil: mpanjakan'izao tontolo izao ? :roll:
7. pissoa ( 14/08/2006 13:39)
LazaDaddy - azoko tsara ilay lohahevitra ka! :-*
8. Zina ( 14/08/2006 15:08)
Mbola ho betsaka no ho avy e.. mbola volohany fotsiny ireny
9. Fiffi ( 14/08/2006 15:47)
pissoa: zah indray akia tsy mahazo an!
10. Fiffi ( 14/08/2006 15:49)
ary mba lasa aiza koh i marozevo ?:roll:
11. majesty ( 16/08/2006 05:51)
Aleo arahana fotsiny ny fizotry ny tantara alou fa aza maika haneo hevitra :D
12. LazaDaddy ( 16/08/2006 07:09)
majesty:
Aleo arahana fotsiny ny fizotry ny tantara alou fa aza maika haneo hevitra :D
ahoana tokoa ny hevitr'i majesty?


13. prime ( 16/08/2006 14:09)
2002=sinema vita gasy tsy andoavam-bola...:°)
14. Achia ( 16/08/2006 20:29)
Fiffi:

ary mba lasa aiza koh i marozevo ?:roll:


Lasa any Moramanga :°)
15. LazaDaddy ( 17/08/2006 00:12)
prime:
2002=sinema vita gasy tsy andoavam-bola...:°)
hitako horera :lol: kay tsy horera fotsiny fa demoniaka mihitsy misandoka an'Andriamanitra 8O


16. prime ( 17/08/2006 06:53)
8O:roll:
17. LazaDaddy ( 17/08/2006 07:01)
ny teniko ve no mampalahelo an'i Prime? Ny ahy anefa ity haizim-pito mandrakotra ny nosy ity no tena mba tiako hiala....dia ho sanatria ve tanteraka amin'i Gasikara tsika ilay hoe: tonga tao @ haizina ny fahazavana saingy tsy noraisiny fandrao hita ny asany! (dika teny LD)
18. prime ( 17/08/2006 07:15)
tsy ilay teny no mampalahelo kah... te-hihomehy aza aho mahita an'ilay hoe "horera demoniaka"...:)
Fa ny tena hevitro dia hoe matetika ataon'ny olona @ filàny ny fampiasàna ny finoana sy ny fivavahana dia avy eo nefa mody manontany tena ihany hoe, fa maninona aza no tsy mivaly ny vavakay? maninona no mahantra toy izao izahay? maninona no miharatsy ny fiainana???...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1199