Aiza no ahitako ny fahamarinana?

1. cutie ( 13/08/2006 19:40)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 14-08-2006 17:17:22
Lohateny : Re : Aiza no ahitako ny fahamarinana?
Voalaza teo :
Aiza no ahitako ny fahamarinana?
Tsy any avaratra, tsy any atsimo, tsy any atsinanana, tsy any andrefana, tsy any @ pasitera, tsy any @ mopera, tsy any @ pretra...

Fantaro aloha ilay Fahamarinana araka ny nambaran'i cutie, fantaro ny Lalana mankany, dia ho fantatrao izany hoe Fiainana.


Hoy i Solitikabe:
mba finoana inona na fivavahana inona marina no mba mitandro ny fahamarinana, fa arahiko?
TSY MISY. Noho izany ny torohevitra azoko omena anao dia: aza miankina @ antokom-pinoana na fivavahana fa olom-belona mpanota (tsy marina) daholo no namorona ny doctrines misy @ ireny. Tonga dia ilay Fahamarinana mihitsy arahina tsy misy mpanelanelana; tsarovy fa sady Lalana sy Fiainana koa anie Izy e

tena mba nitovy hevitra njay isika t@ iny :-D
2. Zina ( 13/08/2006 21:47)
Izay voalazan'ny tenin'Atra (ao anaty Baiboly) ihany no tena marina sy ny manana ny fahafenoan'izany hoe fahamarinana izany satria Izy dia marina hatramin'ny voalohany

marina zany ry rajoo
3. Solitikabe ( 13/08/2006 23:44)
Hono ho'a ry reto, mba finoana inona na fivavahana inona marina no mba mitandro ny fahamarinana, fa arahiko?
4. cutie ( 14/08/2006 00:20)
In alou ny atao we fahamarinana aminao ?
5. majesty ( 14/08/2006 02:58)
Mangataha tari-dalana amin'ilay tompon'ny fahamarinana dia vakio ny soratra masina fa ho hitanao e!:D
6. Fiffi ( 14/08/2006 05:06)
Vakio ny baiboly de mandehana mivavaka , de miresaha koh @ pretra de ho hitanao hoe inona no finoana ! fa le fahamarinana manaraka eny hiany rehefa vitanao ireo !:D
7. LazaDaddy ( 14/08/2006 06:17)
Aiza no ahitako ny fahamarinana?
Tsy any avaratra, tsy any atsimo, tsy any atsinanana, tsy any andrefana, tsy any @ pasitera, tsy any @ mopera, tsy any @ pretra...

Fantaro aloha ilay Fahamarinana araka ny nambaran'i cutie, fantaro ny Lalana mankany, dia ho fantatrao izany hoe Fiainana.

Solitikabe:
mba finoana inona na fivavahana inona marina no mba mitandro ny fahamarinana, fa arahiko?
TSY MISY. Noho izany ny torohevitra azoko omena anao dia: aza miankina @ antokom-pinoana na fivavahana fa olom-belona mpanota (tsy marina) daholo no namorona ny doctrines misy @ ireny. Tonga dia ilay Fahamarinana mihitsy arahina tsy misy mpanelanelana; tsarovy fa sady Lalana sy Fiainana koa anie Izy e :wink:
8. mihoby ( 14/08/2006 06:20)
Ny finoana amiko de roa ihany ,finoana an' Andriamanitra na ny finoana ny devoly,fa tsy ny anaram-piangonana no finoana
raha finoana misy ny fahamarinana no tediavinao de avy amin' Andriamanitra izany,ny azahoanao anio finoana io anefa de avy @ tenin' A/tra satria izay no voasoratra ao @ baiboly,
izany hoe mila mamaky baiboly izany enao na mihaino tenin' Andriamanitra @ radio , tena tsara kokoa ny makany ampiangonana , de mangataha tolontsaina amin' Andriamanitra ahafantatra hoe mandeha @ fahamarinana marina ve le fiangonana , izany hoe manatanteraka ny tenin' Andriamanitra ve ny fiangonana andehananao,
satria ny tenin' Andriamanitra no fahamarinana ka izay manatanteraka ny teny izany no mandeha @ fahamarinana
9. LazaDaddy ( 14/08/2006 06:22)
Fanampiny fohy sao misy tsy mahazo:

Hoy ilay Fahamarinana hoe: "Avia manaraka ahy". Dia Izy arahina fa tsy olona na firehin-kevitra hafa ankoatr'Azy. :wink:
10. belahasa ( 14/08/2006 06:48)

Ny fahamarinana ra zoky dia izay everin lah ho marina , izay eken lah ho marina.

donc aty aminay zany ny fahamarinana


hahahaha sira vongany le
11. cristal ( 14/08/2006 08:32)
(l)(l)(l)Salama indray isika!
Mino aho fa samy manana ny antokom-pivavahany avy isika eto,zany hoe betsaka ny manaiky an'i Kristy sy ny fahalebiazan'ny famonjena nataony!
AIZA NO AHITAKO NY FAHAMARINANA?
VALINY:Raha tany @ kilasy famaranana dia nolazaina fa ANDRIAMANITRAihany no feno tsy omem-pondro sy tsy disoiana fa tanteraka,ahoana izany no ahitantsika ny fahamarinana ananany satria isika dia nofo sy rĂ  tahakan'i Jesosy tonga tahakantsika!
1/Ny fahamarinana dia tsy tenenina fa hiainana,fa raha ny hoe fahamarinan'ny fampianarana momba an'Aandriamanitra indray dia ny fanahy masina no angatao mba hitarika anao anyamin'ny antokom-pivavahana mitory marina ny fahamarinana,dia ilay zanay ny Ray;fa raha ny fitsaharana no katsahina dia tsy ahita izany tokoa isika raha tsy miaina ao anaty ny fahamarinana!
2/Mamakia baiboly dia ahita ny marina ianao na ny momba ny fiainanao tokony hiainanao araka ny sitrapon'andriamanitra!
3/Minoa dia ahita ny fahamarinana ianao ary araho fivavahana mandrakariva!Amen!(l)(l)(l)
12. Fiffi ( 14/08/2006 08:50)
Misy fahamarinana mihoatran'ny zay voalza ao anaty Baiboly ve ?
13. rajoo ( 14/08/2006 09:01)
izaho ngamba tsy mino oe hisy fahamarinana mihoatran'ny voalaza ny ao anaty Baiboly zany !!
Izay voalazan'ny tenin'Atra (ao anaty Baiboly) ihany no tena marina sy ny manana ny fahafenoan'izany hoe fahamarinana izany satria Izy dia marina hatramin'ny voalohany.
14. belahasa ( 14/08/2006 09:27)


misy version isak'arazany ny baiboly de le version inn no tena milaza le fahamarinana io aza.
15. cutie ( 14/08/2006 09:28)
tsy misy e :-D
16. Fiffi ( 14/08/2006 13:35)
belahasa:
misy version isak'arazany ny baiboly de le version inn no tena milaza le fahamarinana io aza.
Tokana hiany ny Baiboly!


17. pissoa ( 14/08/2006 13:43)
Aiza no ahitako ny fahamarinana?

I Jesoa anontaniana!
18. Fiffi ( 14/08/2006 15:48)
^:^^:^
19. Zina ( 14/08/2006 16:04)
TSY MISY. Noho izany ny torohevitra azoko omena anao dia: aza miankina @ antokom-pinoana na fivavahana fa olom-belona mpanota (tsy marina) daholo no namorona ny doctrines misy @ ireny. Tonga dia ilay Fahamarinana mihitsy arahina tsy misy mpanelanelana; tsarovy fa sady Lalana sy Fiainana koa anie Izy e


Tsy itako indray ity.

Za kosa tsy manaiky an'izany.

NY tokony ataonao dia mitady antokom-pinoana izay hitanao fa milaza sy manaraka ny fahamarinana ao @ baiboly...Tetezo doly ny atonkom-pinoana rehetra ny hafarany ianao dia mahita ny tsara.
20. pissoa ( 14/08/2006 16:24)
Zina:
Ny tokony ataonao dia mitady antokom-pinoana izay hitanao fa milaza sy manaraka ny fahamarinana ao @ baiboly...Tetezo doly ny atonkom-pinoana rehetra ny hafarany ianao dia mahita ny tsara.

Raha io ve ry Zina no arahina tsy ho faty eo ampivadihana finoana ny farany fa tsy hoe mahita ny marina :-D ... Mampahatsiahy ilay notenenin'i Hery tatsy ambadika hoe:
Jereo fa sao dia miorina amin'ny boky fotsiny ny finoanao fa tsy miorina amin'ilay Teny (ilay Teny tonga nofo)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1157