Aiza no ahitako ny fahamarinana?

41. LazaDaddy ( 17/08/2006 05:59)
rakaroka> diso izany ka! I Jesoa no Fahamarinana fa tsy olon-kafa na fikambanan'olona. Ary raha tena vonona hanaraka ny fahamarinana tokoa i Solitika be dia efa fantany izany. Fa angamba tsy te hanaraka fahamarinana izy io fa te hanadala fotsiny :)

Izay no mahasamihafa ny Kristianisma @ finoana hafa.

+ Hoy i Jesoa: "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana"
- Hoy ny finoana hafa: "Ampianariko anareo ny lalana sy fahamarinana ary fiainana"

+ Hoy i Jesoa: "VITA!"
- Hoy ny finoana hafa: "manaova an'izao sy izao..."
42. prime ( 17/08/2006 07:11)
rakaroka:
Fa any @ fivavahana hafa dé misy équivalent de Christ izay tsy Jesoa, ary mitovy ho an'ny mpanaraka ny fanambarana. Izany hoe samy mi-affirme hoe ity no tena Christ!
tena mahagaga izany raha ianao no milaza an'izany... raha silamo na bodista na olona mino andriamanitra hafa no miteny an'izany tsy maninona ihany ny mihaino azy satria manana izay inoany izy... "fa maro no kristy sandoka..." ka tsara mitandrina ianao fa mitady azon'ny masirasira manambara fa misy Kristy hafa... Fa satana no lohan'ireo manambara fa misy Kristy hafa ankoatran'i Jesosy...:?
43. belahasa ( 17/08/2006 08:28)
teolojianina doly ny ato zany le.
44. diamondra27 ( 17/08/2006 09:37)
LD: ié marina mitsy izany , sa sao de tsy azinjareo ary le izy?

Prime: vao saika hanoratra an'io aho fa soa ihany fa afaka namaky vao mamaly

solitikabe: efa io izany le fahamarinana
saingy anjaranao no misafidy @izay hoe: aiza no idiranao sy afaka arahinao

ny atokompinoana de fombafomba itaizana ny kristiana, na ny mpino, samy manana hoe: ato amiany de zao no atao

ohatra fotsiny ity an!
raha pantekotista enao de ny momba ny Fanahy Masina no asondrotra ao ( mahazo lanja be)
raha any @ evangelique enao de ny batisan'ny rano sy batisan'ny Fany Masina no ao
raha adventiste de ny sabata
ny batista de batisa
ny JC du dernier jour maninona moa izy teo de le olomasina no misy le oolondebe 13 sa firy izy teo
katolika de ny saints saints no omena vahana
mormon etc..... maro tsy voatanisa
MRE, loterana, protestant

de mino ze ao anatiny ao ianao , de ny finoanao no hahavoavonjy anao

ka io lazain'i prime io hoe:mitandrema fa any amparany any de hisy hiteny hoe: ny anay no marina , sy hoe: hisandoka @ anaran'i Jesosy ny devoly

devoly koa ange ka mino fa mangovitra e!
45. prime ( 17/08/2006 10:22)
solitikabe> Jesosy Kristy no antoka mahomby indrindra ahitànao ny marina ka izay fiangonana ahazoanao aina ka andraisanao Azy sy anarahanao Azy dia mety avokoa... Ka na katolika, na fjkm, na flm, na anglikana, na pentekotista, na batista na aiza na aiza ka voarainao Jesosy dia izay no zava-dehibe...
46. diamondra27 ( 17/08/2006 10:30)
voilà ============> mazava tsara io
47. LazaDaddy ( 17/08/2006 10:40)
cutie:
nitovy hevitra njay isika t@ iny :-D
d rovina indray isika no hitovy hevitra? :lol:


48. prime ( 17/08/2006 11:23)
Mitovy hevitra kosa nareo mitsam an...:lol:
49. LazaDaddy ( 17/08/2006 12:16)
izany hono an...:lol:
50. cutie ( 17/08/2006 12:32)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 17-08-2006 21:40:21
Lohateny : Re : Aiza no ahitako ny fahamarinana?
Hoy i cutie:
nitovy hevitra njay isika t@ iny
d rovina indray isika no hitovy hevitra?

iny ihany alou hatramizao :-D:-D:-D:-D
51. cutie ( 17/08/2006 12:36)
Mpandefa : prime [ Valio ] 17-08-2006 22:23:30
Lohateny : Re : Aiza no ahitako ny fahamarinana?
Mitovy hevitra kosa nareo mitsam an...
Miverina ery ambony

mitady film nga:-D:-D:-D:-D
52. belahasa ( 18/08/2006 19:45)
io ry pissoa fa nivadika tampoka le resaka


aiza aza pissoa apianatra iresaka ato le :-D:{:-D:-D
53. prime ( 21/08/2006 12:07)
Aza avadika ny resaka ry cutie fa sérieux anie ny olona manaraka ato e...:°):wink:
54. belahasa ( 24/08/2006 10:01)
aty aminay no misy ny fahamarinana e. tongava aty mandrotsa drakitra.

ento ny kofafa famafana trano oentina am bavaka :-D:-D:-D:-D

ento koa ny zinga ho tsofina rano.
:-D:-D:-D
55. LazaDaddy ( 24/08/2006 11:03)
belahasa>

- ataovy misimisy ny voka-dehibe hitehafana ao am-piangonana
- ento tanana ny Baiboly ho hitan'olona eny an-dalana
- ento ny labozia fafazana rano "voahasina"
- ento ny vola hividianana labozia "masina"
- ento ny "bulletin de vote" ampideraina @ toriteny
- ento ny kata hifanindriana ao am-piangonana
- ento ny vola anaovana reservation seza @ Alahady manaraka
- ento ny hena-maso hitsahin'ny "tompom-piangonana"
...

fa tehirizo any an-trano ny fahendrena sy fahamarinana ary fanetre-tena...:^)
56. prime ( 24/08/2006 11:12)
Masiaka an...:lol:
57. cutie ( 24/08/2006 22:09)
Mpandefa : prime [ Valio ] 21-08-2006 14:07:35
Lohateny : Re : Aiza no ahitako ny fahamarinana?
Aza avadika ny resaka ry cutie fa sérieux anie ny olona manaraka ato e...
Miverina

aiza koa za ze mamdika resakaeo fa :evil::evil::evil::evil:
58. cutie ( 24/08/2006 22:09)
Mpandefa : belahasa [ Valio ] 24-08-2006 12:01:23
Lohateny : Re : Aiza no ahitako ny fahamarinana?
aty aminay no misy ny fahamarinana e. tongava aty mandrotsa drakitra.

ento ny kofafa famafana trano oentina am bavaka

ento koa ny zinga ho tsofina rano.

:-D:-D:-D:-D:-D
59. prime ( 25/08/2006 09:09)
cutie:
mitady film nga

hummm...:-w:-w:-w
60. cutie ( 25/08/2006 21:37)
prime
ndana mitady film any an-kafa any :-w:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079