aiza o!!
1. xxx
(
12/08/2006 10:04)
mitady an'i "lalao" namana tao @ "club du jeudri" aho.misaotra anao mamaly ny antsoko.
novalian'i mandrindra ny 21/09/2006 08:21
3. diamondra27
(
13/08/2006 08:11)
club de jedi ngamba io ry fiffi a! jedi le ao @ dessin animé
xxx: ka raha hita izy de aiza no omena ny momba azy nefa enao xxx
xxx: ka raha hita izy de aiza no omena ny momba azy nefa enao xxx
4. Fiffi
(
13/08/2006 10:10)
diamondra: io hiany no zavatra tsy mba azoko mihintsy an! manontany zavatra , mangata-javatra nefa miafina ! :roll:
5. xxx
(
13/08/2006 10:57)
fa maninona anefa raha tsy milaza e? mba eto izy no mamaly fa hitako eto foana ka! fiffi koa mba masiaka an!
6. diamondra27
(
13/08/2006 11:07)
xxx: ka raha te-hiafina xxx koa izy de ahoana ; de aiza koa no misy an'izany ianao mitady aza miafina de izy ve no hiseho ametraka ny momba azy eto? tsssssssss toi tu rêve hein, reviens sur terre fa mbola peter pan be mitsy zany idée zany
7. xxx
(
13/08/2006 11:27)
xxx,
tokony hapetra ilay ps fa matetika ilay olona mandefa hafatra any @ toi any.
Sinon, ataon'i Fiffi sy Diams fanalana fotsiny ato toi. :D:°):-D:-D
io xxx-ko io zao tsy manin satria za tsy manala azy fotsiny :°):-D:-D:-D
:-*:-*
8. Fiffi
(
13/08/2006 11:51)
xxx:xxx: an3 kosa an! tsy hoe masiaka zany zah fa mba jereo sy diniho kely ange eh! mety kosa ve aloha le hoe hangata-javatra de miafina ? Mba misy ny zavatra tena tsy azo hatao hoe io zah mibaribary fa mba miafina nohon'ny zavatra samy manana ny antonyny tsirairay ! fa indraidray manko de pour un oui , na pour un non de miafina de manjary mampiheritreritra hoe ahoana hiany aza ity fihafenana ity fa tsy midika velively kosa hoe masika zah eh! :):-*:-*
fa maninona anefa raha tsy milaza e? mba eto izy no mamaly fa hitako eto foana ka! fiffi koa mba masiaka an!
9. diamondra27
(
13/08/2006 12:51)
xxx1
xxx2: za koa tsy masiaka sy tsy ataonay fanalàna izany i xxx1 fa mba sois réaliste kosany e!
raha hamaly zao le olona de alefany aiza?De raha aseho eto de lasa fantan'olona rehetra ny momba azy,
xxx2: de aza mody manome biz moa fa tssssssss
omeko an'ity eo an:*:*

11. xxx
(
13/08/2006 12:58)
:D:D:D:D
ka refa tiany ho hita ve moa manin :°):°) @ zay mba a l'assaut ndray vaika, dadabe manao an'ilay plogeon hihihi:-D:-D:-D
Diams: manjary mihena 26 ilay izy fa lafo be tsin ny :* ko de aleo :-*:-* fotsiny :-D:-D:-D
:-*:-*
12. diamondra27
(
13/08/2006 13:04)
=))=))
kay kay kay , misy mangalatra ny diams-ko le , noho le bisous fotsiny ve io ?
Non non non tsy omeko ny ahy an! sady tsy azo kitihina io fa azo ampitomboina.
XXX1 manararaotra an
tedavo aloha le olona e!
:-*:-*:wink:

13. pissoa
(
13/08/2006 13:08)
Lasa mivadika resaka xxx ilay resaka!
Aza sakanana tsy hanao xxx ny olona na mitady na tadiavina rehefa izay no tiany - ary tsy migafy izy. Olona misaina izy nametraka ny dinika, fa aza mieritreritra hoe isika no tokony hisaina amin'ny plasiny.
Dia ito amizay valiana.

xxx:
mitady an'i "lalao" namana tao @ "club du jeudri" aho.misaotra anao mamaly ny antsoko.
14. xxx
(
13/08/2006 13:09)
:-D:-D:-D
de tsy mahazo :*:* tsony ve za :snif::snif:
nefa mba nampiako le 27 :-P:-P :-D:-D
mba aiza ary ilay jedi teo e ? le princesse @ star wars io an ;-):°):-D:-D
:-*:-*
15. xxx
(
13/08/2006 13:19)
pissoa:
Lasa mivadika resaka xxx ilay resaka!
Aza sakanana tsy hanao xxx ny olona na mitady na tadiavina rehefa izay no tiany - ary tsy migafy izy. Olona misaina izy nametraka ny dinika, fa aza mieritreritra hoe isika no tokony hisaina amin'ny plasiny.
Dia ito amizay valiana.
xxx:
mitady an'i "lalao" namana tao @ "club du jeudri" aho.misaotra anao mamaly ny antsoko.
Valiny:
tsy ato izy :-D:-D:-D
tsy haiko mantsy eee, sao de mahazo daka mandrivorivo avy @ xxx eto za. :°):°)
nisaina za nanao an'io xxx io an :-D :-*:-*
16. diamondra27
(
13/08/2006 13:32)
pissoa::-D:-D:-D
fa misy olona tsy misaina ngah akia mametraka dinika eto?
zà akia tsy manakana azy tsy hanao xxx fa oe: raha te- hamaly a!
ohatra oe: za nge le izy izany de za zany tsy tiko atao eto oe: za le lalao e!
sady lalao za no diamondra:oops::oops::oops:
xxx: tsy misy mahazo daka izany eo e!:*:*
:*:*:*:*io indray azo omena foana refa xxx ka!:lol: