Ady hevitra

1. pissoa ( 12/08/2006 15:33)
Fomba mahazatra ny ankabeazan'ny olona rehefa mandeha elaela ny ady hevitra, ny mamadika ny resaka hifantoka na amin'ny olona iadiana hevitra - na hitsikerana azy fotsiny :-D:-D:-D

Eto amin'ny forum serasera ohatra misy hoe
Dia hoy aho hoe: "tapitra"...kay olona nasosan'ny 'evaluation edonistique' no mba te hiresaka
nefa resaka famadihana no resaka.

(Ohatra iray fotsiny io hahazahoana ny tiana ambara)

Eny amin'ny fiainana andavan'andro indray (tsy virtoaly :-D) ... dia misy manompa sy manangan-tsandry mihitsy (oops). :-D:-D:-D
novalian'i xxx ny 27/08/2006 19:20
2. Herimiafina ( 12/08/2006 15:40)
:-D:-D:-D:-D
Fika ireny rehefa lany hevitra e!

Misy koa ny toa izao:

mitongilana ny kiraronao, bangaridana be ianao, maloto ny volonao, hehehehe:-D
3. pissoa ( 12/08/2006 15:48)
Ny fahitako azy koa dia tsy hay dikan'ny hoe miady hevitra e ... Matetika ny olona lasa te hi-imposer ny heviny dia rehefa tsisy fika intsony dia manondrana :roll::-D:-D:-D
4. Herimiafina ( 12/08/2006 15:56)
Misy manana io specialité io mihintsy ny olona kah. Ny tiako tenenina ilay tsy misy atao fatsy ny mitady défaut any amin'ny hafa! fa bon courazy e! :-*
5. ravakamalala ( 12/08/2006 16:36)
betsaka mihitsy ny olona tsy mahay miady hevitra , efa hoe ny hevitra no miady fa tsy ny olona, misy mandray ny critique nao amin ny hevitra iray ho ana azy personnellement dia lasa ilay olona no miady,

mandreraka ilay miady hevitra rehefa ohatran izay!
6. Fiffi ( 12/08/2006 16:37)
pissoa:
Matetika ny olona lasa te hi-imposer ny heviny dia rehefa tsisy fika intsony dia manondrana
:roll::roll: zany ve ?


7. Herimiafina ( 12/08/2006 16:38)
Miala tsiny amin'izay efa nataoko an'io fa zah konkou aza mba mpanao an'io njainjay klé! :-D
8. dadabe ( 12/08/2006 16:39)
tsy azoko le resaka :roll:
9. booboo ( 12/08/2006 17:00)
zà sady tsy mahazo no tsy maharaka no tsy mahazo mitsy :°)












Azoko ihany kay kah ! hihihihihihihi
10. kiali ( 12/08/2006 22:37)
tiko fona enao pissoa na de intellectuelle aza an!
entrepa. aloh tsy kôpy ninoninona zah fa ba mi-participer fotsiny
11. diamondra27 ( 13/08/2006 08:06)
ka tsy maintsy asiana ny diversion fa aiza de tonga de ranoray be ve ry pissoa a!:-D:-D:-D

manao teatra aza misy entracte kely koa , de eeny anelanelan'ny film koa misy PUB kely , de ny andry zareo indray zany de somary manova size kely, hummmmm

zay zany no fantany fa mety de arahina @izay izy e!


ohatra izao oe: xxx le eny ampovoandresaka ireny d'efa manana specialité @zay lazainao izay

= miombonkevitra aminao za pissoa fa arahina mora eny ny onjany
12. pissoa ( 13/08/2006 08:41)
ravakamalala:

betsaka mihitsy ny olona tsy mahay miady hevitra , efa hoe ny hevitra no miady fa tsy ny olona, misy mandray ny critique nao amin ny hevitra iray ho ana azy personnellement dia lasa ilay olona no miady,

mandreraka ilay miady hevitra rehefa ohatran izay!
Io teninin'i ravaka io koa angamba ilay notenenin'i Herimiafina hoe Mahagaga ity fandikana vilanai ty e! ( http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44cf62a41cbba ) :-D:-D:-D


13. diamondra27 ( 13/08/2006 08:43)
kiali: za koa tsy kopy fa mba mamaly fotsiny e!


fa nisy inona tokoa e?
14. pissoa ( 13/08/2006 08:45)
diamondra27:

ka tsy maintsy asiana ny diversion fa aiza de tonga de ranoray be ve ry pissoa a!:-D:-D:-D

manao teatra aza misy entracte kely koa , de eeny anelanelan'ny film koa misy PUB kely , de ny andry zareo indray zany de somary manova size kely, hummmmm

zay zany no fantany fa mety de arahina @izay izy e!


ohatra izao oe: xxx le eny ampovoandresaka ireny d'efa manana specialité @zay lazainao izay

= miombonkevitra aminao za pissoa fa arahina mora eny ny onjany
Hihihi - miombon-kevitra amin'ilay pub akia izaho - fa le pub sasany manaratsy indray knou :-D:-D:-D
15. pissoa ( 13/08/2006 08:47)
diamondra27:

kiali: za koa tsy kopy fa mba mamaly fotsiny e!


fa nisy inona tokoa e?
Diams! tsy nisy na inona na inona ka. Fa zavatra mateti-pitranga fotsiny io ... tsy eto amin'ny forum ihany, fa amin'ny toerana maro. Dia izay fotsiny :-*
16. diamondra27 ( 13/08/2006 09:19)
pissoa: 'zay mihitsy oa:-*

ny mety angamba de manao toy ny fanaon'i lapino
17. Fiffi ( 13/08/2006 12:30)
inona le fanaony ?
18. pissoa ( 13/08/2006 12:41)
Zah koa tsy mahay!
Fa ahoana ny fanaon'i lapino ry diams :roll:
19. Herimiafina ( 13/08/2006 13:04)
kiali:

tiko fona enao pissoa na de intellectuelle aza an!
entrepa. aloh tsy kôpy ninoninona zah fa ba mi-participer fotsiny


hehehehe=))=))
Mivoaka izany afera-tokatrano izany klé! hehehe=))=))
20. diamondra27 ( 13/08/2006 13:10)
pissoa: tsy oe : inon no fanaon'i lapino fa zao izy tsy eo zao ka! de maka fisainana kely aloha fa tsy mamadidresaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3547