Ady hevitra
22. Herimiafina
(
13/08/2006 14:40)
Io izao retsy ry pissoa karazany io nataoko io saingy ilay karazany tsy masiaka satria tsy mialona andry zah na manan alahelo amindry manokana. :wink:
24. pissoa
(
13/08/2006 18:48)
Ie - karazany mihitsy io :roll::-D:-D:-D
Njy maditsa :twisted::-D:-D:-D
Njy maditsa :twisted::-D:-D:-D
35. prime
(
25/08/2006 11:26)
Ilaina ho'aho ny manisy "déviation" kely ohatr'ireny lalana mahitsy misy travaux ireny fa mampisy tsirony ny resaka...o^o
36. vahiny2004
(
25/08/2006 11:30)
prime:
Ilaina ho'aho ny manisy "déviation" kely ohatr'ireny lalana mahitsy misy travaux ireny fa mampisy tsirony ny resaka...o^o
Fa ny déviation miverina any @ direction tokony haleha ihany, fa ny adi-hevitra matetika lasa mivaona tanteraka
37. prime
(
25/08/2006 12:03)
marina ny anao, mila miverina @ tena izy foana... fa matetika tokoa tsy tafaverina foana ny resaka eto...
38. pissoa
(
25/08/2006 12:38)
Prime - deviation kely fa tsy deviation be no ilaina - izany hoe humour fa tsy insultes :oops::-D:-D:-D
39. lapino
(
25/08/2006 13:06)
pissoa:
Fomba mahazatra ny ankabeazan'ny olona rehefa mandeha elaela ny ady hevitra, ny mamadika ny resaka hifantoka na amin'ny olona iadiana hevitra - na hitsikerana azy fotsiny :-D:-D:-D
Nisy fotoana lasa ady hevitra be ilay resaka xxx. Dia nisy nanontany moa hoe ankoatra ny resaka vie privée na ohatrohatra an'izany, inona no ilana ny fanafenana pseudo? Ataoko fa misy valiny anankiray io, isaorana ny mpanomeo hevitra :wink:
(Mbola betsaka no mety ho antony hafa, fa iray io aloha ) :)
