mitady pneus par 15 tsy dia lafo: vaovao na bonne occasion

1. fani ( 09/08/2006 09:23)
Salut daholo e,

Mba miantso vonjy aminareo namana aho sao dia mba mahita pneus bonne occas na vaovao tsy dia lafo : par 15 réf 185 50 (2)
réf 195 55 (2)
réf 180 55 (4)

Misaotra mialoha e
Tél 033 11 907 93
novalian'i AndryGTI ny 14/11/2006 07:40
2. Fiffi ( 09/08/2006 09:42)
fani: de alefaso eto @ bizna koh fa be mpijery io an! http://bizna.serasera.org/ :)
3. Herimiafina ( 09/08/2006 19:09)
Somary sarotrarotra retsy ny hahitana ireny par 15 ireny fa raha izaho ndry dai soloina par 14 dai tadiavina ny jante par 14 mety hiady aminy.

Nanana 404 izay zahay taloha fa nijaly mihintsy mandrapahahitanay ilay fika hoe pneu-na Renault 16 no natao taminy dia navadika par 14, ary tsaratsara kokoa aza! :(
4. romazava ( 01/09/2006 13:10)
misy eny Ambodivona, fa mila mahay mijery tsara eo @ 250000 mgf hatramin'ny 500000mgf
Tonga dé ry zareo no mametaka azy ary miara manao essai aminy izay vao mandoa vola
5. jaya ( 23/10/2006 05:55)
Salu . Za manana 04 pneus par 15 , marque mitovy dool, taille basse: 155/70/15
Asa na mety aminareo. Mbola tsara dool, tubeless
Okay eh
6. AndryGTI ( 13/11/2006 10:33)
raha mbola tsy nahita de lazao par mel zaho. Zah manana OKAZZ.
7. jord ( 14/11/2006 06:43)
salu. manana pneu (04) : 195/55/15, mbola tsara b, mark italienne, atsoy zah ra miss interesse nareo
8. AndryGTI ( 14/11/2006 07:40)
adinoko fa 195/50/15 ny dim.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1063