Porofo
1. Fiffi
(
09/08/2006 05:45)
Hono hoa ry zareo : mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?
Lasa manko ny heritreritro hoe : raha tena tia , raha tena nisy marina ilay fitiavana , nahoana no hangatahana porofo ? na le fitiavana zany na ohatra hoe zavatra hatao !
-Matoa ve ianao miaraka aman'olona de tsy midika zany fa tia ? ka nahoana no hangatahana porofo ?
Raha izany manko de tsy aleo ve tsy miaraka tsotr'zao raha tsy misy ny fampatokisana fa de tsy maintsy hoe porofohina zay vao....?
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 10:43
2. majesty
(
09/08/2006 06:04)
hummmm:-w Marin'zany fa saingy zao ,ilaina fantarina ihany ny antony nahatonga an'ilay olona nangataka porofo,sao tsinnn tsy mahita soritra fitiavana eo aminao mintsy izy dia mba manao remise en compte kely an'le fiarahana e,mety mila confirmation izy na te mba hihantahanta amin'toi :-*
3. mamzelkely
(
09/08/2006 06:12)
ilaina ihany akia fiffi ny porofo aa satri mety mi-tomber dans la routine nareo de lasa ôtrany we ts hita soritra tsony le fitiavana de njainjay njy mila an le porofo :)
4. Fiffi
(
09/08/2006 06:19)
majesty: :-* raha mba hoe te-hihantahanta fotsiny moh maninona ?
mamz: raha tena nisy ve akia ny fitiavana de ho lasa ho routine ? :roll: :-*:-*
mamz: raha tena nisy ve akia ny fitiavana de ho lasa ho routine ? :roll: :-*:-*
5. soasoafy
(
09/08/2006 06:39)
matetika ko misy ny lhl fetsy, te hanao iz de mody manao resa-b de oe mitady porofopitiavana (porofo= rapport sexuel); fa anjaranao no mandinika tsara ny toetran'oul na tena matotra iz na mampiesona.
6. Fiffi
(
09/08/2006 06:47)
soasoafy: zany kosa aloha de tsy lasa an! fa miheritreritra fotsiny zah hoe raha tena misy marina le fitiavana , nahoana no tsy maintsy porofohina ?
Olona efa miaraka zao ve efa hafiriana de mbola hangatahana porofo hiany zay hatao ? donky amiko zany tsy nisy fitiavana akory tao !
Olona efa miaraka zao ve efa hafiriana de mbola hangatahana porofo hiany zay hatao ? donky amiko zany tsy nisy fitiavana akory tao !
7. cristal
(
09/08/2006 06:59)
(l)(l)(l)Manahoana daholo!
Raha heverinao fa diso ny an'i Soasoafy dia mba anontaniako ianao hoe inona ary ilay porofo nangatahany ra tsy sex mantsy izy io amin'ny lehilahy dia tena tia anao izy matoa mangataka porofo hafa fa tsy ny sexe fa raha io tonga dia hipitsio mety directe be za milaza izany fa ny vehivavy manome porofom-pitiavana sex dia makorely mihaja fa tsy tia ihany koa.
RAHA TSY IO ARY NO NANGATAHINY DIA POROFOY 0RETO:1/Ento any aminareo izy ampalalaho ny Ray amandreninao sao zay no mba tiany ilazana fa tsy misy hafa tsy izy no fantan'ny ray sy reninao
2/Refa misy raharaham-pianankaviana dia mba hoento izy e,fa na izany aza dia jereo koa izy sao tsy tia anireo na mody manaraka izay porofo zay nefa mila ny sex no tanjony
HAFATRA:raha mbola tsy nanao sex ianao dia aza omena ny olon-tianao io raha tsy hoe farafaharatsiny aoriany soratra,fa na dia fisehoana sy ny fomba malagasy aza refa tiany ho azo io dia ataony fa refa hita fa matotra izy dia zay
FEHINY:Ny sex zany dia tsy porofom-pitiavana fa fitiavan-tenan'ny lehilahy ary mariky ny fivarotan-tenaan'ny vehivavy!(l)(l)(l)

8. boubounezy
(
09/08/2006 07:00)
mila porofoina ny fitiavana" didy ny tia no maniry ho tina, f'izay no miteraka fanambadina" hainjy ve io hira io ry fiffi? refa ty ka mifamaly dé na ny andaniny n ny ankilany dé samy nanao izay dôly fa tsy fananina akory ny fanamporofona fitiavana fa tonga ho azy donky tsy azo eritreretina akory ny hoe tsy maintsy porofoina ve? ra eritreretina mantsy lé izy dé lasa otrany manipulation ndray lé izy ra ny fijeriko azy;-)
9. Fiffi
(
09/08/2006 07:14)
cristal: an3 kah! tsy milaza akory zah hoe diso ny voalazan'i soasoafy an! fa ny mahalasa heritreritra ahy fotsiny hoe de hoe olona efa niaraka efa hafiriana ve de mbola mitady porofo hiany ?
boubounezy: mila porofo ny fiatiavana heu...miankina @ tsirairay koh io raha ny fiheritreretako azy !
saingy kosa ohatra hoe efa niaraka efa naharitra hiany , donky efa samy nanaporofo an'io fitiavana io ange eh! raha tsy zany ve nitohy le fitiavana sy fiharahana ? nefa de isakin'ny misy zavatra hatao kosa ve de takiana porofo foana ?

10. simplex
(
09/08/2006 07:18)
cristal:
FEHINY:Ny sex zany dia tsy porofom-pitiavana fa fitiavan-tenan'ny lehilahy ary mariky ny fivarotan-tenaan'ny vehivavy!(l)(l)(l)
:-w:-w:-w
1- manin ary no manaiky sex ny vevavy refa vita mariazy??:-P:-P sa ve de tena hoe adidy tokoa izy io ? mivaro-tena kou ve zany ny vevavy manambady miray @ vadiny ??
2- tsy haiko na za no tsy maharaka fa matetika ny vevavy no tena mangataka porofom-pitiavana :miam::miam::miam:, tsy sex no tiako tenenina eo an:°), midika ve zany fa tsy nisy ilay fitiavana teo aloha.
Ho Fehiny:
1- ra vao tsy viol le izy, de havendranan'izay te hanao sex @ olona tsy mendrika izany. Asivo principe ny fiainana fa ny zavatra ratsy mitranga matetika miainga @ bonnes intentions
2- Mila assurance sy securite ny olona refa very ny repere-ny, eny fa na stress kely fotsiny ary. Ra tena tia azy enao, tokony hahatsapa hoe mety misy olana hafa ao fa tsy tonga de hanao conclusion hoe kay za tsy tiany taloha. Refa misy ny azo atao, iza ndray mou ny olona tokony hampihantaina tsy olon-tiana ve ee ?
Refa tena tsy mety mintsy moa de ataovy valin-teny politika fotsiny de asivo :*:*:*:* any @ farany ;-):°):-D:-D
11. Fiffi
(
09/08/2006 07:24)
simplex:de :*:*:* ve de hampy ? heu.....ka raha ohatra hoe zay zavatra lazainao azy aza tsy misy hinohiny de ahoana ? de hatao :*:* de hino ve izy ? :wink:
Refa tena tsy mety mintsy moa de ataovy valin-teny politika fotsiny de asivo :*:*:*:* any @ farany ;-):°):-D:-D
12. laracroft
(
09/08/2006 07:36)
Fiffi: ataovy:*izy fa mety hino izy:^), raha diso be loatra aloha le tsy finoana de midika fa tsy tia zany lay olona e, satry rehefa miahiahy dia tsy tena ty izay, ka ny hahiahy tsy hihavanana hoy ny ntaolo ka de izay, fa andramo ihany ny manazava sy manao:*:^)
13. simplex
(
09/08/2006 07:37)
:°):°):°)
ra ohatra ianareo efa elabe niaraka de efa mifankahazo sy mifampiresaka tsara an!
Anontanio fotsiny izy: baby, in ny olana ?
insister-o ra ohatra ka mbola tsy ao tsara. De tadiavo izay marimaritra iraisana.
@ zay izy ndray no :*:*:*, izay no tsy ahafoizako anjy ;-);-):°):-D:-D

14. mamzelkely
(
09/08/2006 07:52)
Fiffi:
mamz: raha tena nisy ve akia ny fitiavana de ho lasa ho routine ?
na misy aza ny fitiavana de possible akia le routine satria enao mety manana ny soucis anjy de lasa adinodino izy de ra vô ts tairina kely am le profo vitsivitsy de eo no mahatonga ny olona efa niaraka ela be misara :( :) :-*:-*
15. Fiffi
(
09/08/2006 07:55)
laracroft:ny ahy indray aloha ny fahitako an'zany de angamba efa tratran'ny zavatra tsy marina foana angamba hany ka na ny tena tia azy aza tsy hinoany intsony fa hilana porofo ?
Fiffi: ataovy:*izy fa mety hino izy:^), raha diso be loatra aloha le tsy finoana de midika fa tsy tia zany lay olona e, satry rehefa miahiahy dia tsy tena ty izay, ka ny hahiahy tsy hihavanana hoy ny ntaolo ka de izay, fa andramo ihany ny manazava sy manao:*:^)
16. diamondra27
(
09/08/2006 09:31)
hummm aleo aloha za hijery vao hamaly indray
kiss njy fiffi:-*:-*:-*:-*
kiss njy fiffi:-*:-*:-*:-*
17. Fiffi
(
09/08/2006 09:44)
diamondra: :):-*:-*:-* de miandry andry tahaka ny mahazatra hiany zany ! :)
18. vale
(
09/08/2006 10:45)
Fiffi: mahasosotra kosa aloha raha hoe olon-tianao no tsy matoky anao e! mety efa laingan'olona matetika tokoa ngamba izy de lasa tsy matoky olona intsony, fa lazao anazy hoe tsy tiko enao tsy mahatoky ahy, dia hitany fa tezitra eo ndry dia ho tonga saina izy! courage:):-*:-*
19. Fiffi
(
09/08/2006 11:22)
vale: tsy vitan'ny hoe mahasosotra fotsiny zany hoe takiana porofo zany ange eh! fa tena miteraka zava-dratsy be mihintsy ! fa mety tsy zah hiany kosa aloha no voan'io fitakiana porofo io fa na de @ fiainana andavan'andro aza misy mihintsy na hita maso be miharihary zao aza de mbola takiana porofo hiany !
20. bobone
(
09/08/2006 11:36)
amiko indray de izao!raha tena tia ny olona iray de tsy mila porofo izany fa hita eo @ fihetsiny izany na fiteny na fitsiky , mivoka ny maha-naturel amin'io!
nefa misy ny sasany tsy matoky tena ka mila porofo mivaingana ,sarotra ihany e!
mila mandinika tsara rayreto an! sao sodoka ny mahita raozy mivelatra mahafinaritra ka rehefa mioty azy voatsindron'ny tsilo