Porofo

161. Fiffi ( 14/08/2006 05:21)
aleo hiany porofona fa handrava zavatra bdb raha ireo voalazanareo rehetra ireo no tena dinihina lalina!
162. Fiffi ( 14/08/2006 05:40)
ka I'ts my business :wink:
163. cutie ( 14/08/2006 07:43)
tian'i HM ho business-ny le izy ka:-D
164. Fiffi ( 14/08/2006 08:46)
porofoy :-D
165. cutie ( 14/08/2006 08:51)
io manontany io ka:-D
de nefa refa veo lazaina fa za no manova resaka:twisted:
166. Fiffi ( 14/08/2006 09:08)
cutie: zah ve akia no miteny an'zany ?
167. bmw307 ( 17/08/2006 23:08)

tsy izay rehetra voalaza
na ny teny mananda
fa ny hevitrao mazava
no tsimampitampimbava

nadia maro ireo milaza
fa hitia hatraniatrany
aza maika ianao milaza
fa angalao porofo hatrany

bediabe ireo porofo
azo atao ny amin'izany
tsikitsiky sy tomany
no hoentinao manao izany

ita eo izay fihovany
nahitoetra na hovany
na homafy na homora
de porofohy tsimoramora


168. Fiffi ( 18/08/2006 09:05)
bmw307: hummmm ! misaotra anao an! tena mampiheritreritra ireo volaza ireo an! enao ve no namorona an'io ?
169. arson ( 18/08/2006 12:18)
=D=D=D=D=D ho any bmw307 fa tena mahay miventso izy.tena ontsa mitsy ny foko namaky ilay izy ry fiffi a!:-D:-D:-D:-D:-D
fiffi a! ny kajy aza anie hitanao marina zao tany @ kilasy ambany mbola asina porofo aratsivy e!.Vo kely isika de efa nampianarina hanaporofo zavatra.
170. bmw307 ( 18/08/2006 23:52)
fiffi a! izaho ihany no nanoratra io ho anao ary ny tena marina de mpanoratra ihany aho saingy tsimisy mpanohana:-D:-D:-D:-D
171. Fiffi ( 19/08/2006 07:45)
arson: tena hatraty aloha io an! fa manja kosa an! :)

bmw307: =D=D=D:-w:-w tena manja kosa aloha an! de misaotra anao :):*
Ary nataonao ao @ tononkalo sy vetso zany io ? andraso aloha ho jereko any !:)
172. bmw307 ( 20/08/2006 18:36)
tena mialatsiny fa ianao no nitady porofo de nanoratako an'io fa ratianao ny andefasako azy any de tsimaninona fa alefako.
173. Fiffi ( 21/08/2006 10:43)
ary tena porofo be kosa aloha le izy an! hihihi de hataovy ao fa manja be le izy an! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6871