Porofo
121. Herimiafina
(
12/08/2006 12:59)
Raha azoko tsara izany ny fandehany dia:
Dia nisy fanontaniana manao hoe:
Dia mety izao ny valiny hoe:
Madame pissoa:
Matoa izy mangataka explicitement - dia tsy nisy taratra an'io porofo io mihitsy ny zavatra nataon'ilay iray.
Dia nisy fanontaniana manao hoe:
Madame Fiffi:
ary le fitiavana ?
Dia mety izao ny valiny hoe:
Môssié HM::wink:
Matoa izy mangataka explicitement - dia tsy nisy taratra an'io porofo-mpitiavana io mihitsy ny zavatra nataon'ilay iray.
123. Herimiafina
(
12/08/2006 13:39)
Raha io ny valiny izanyd ai nisy fanontaniana tokony efa nipetraka efa ela dai ela!
Mbola tia a'ilay olona ve ilay iray?
124. Fiffi
(
12/08/2006 14:57)
Mbola tia an'ilay olona ve ilay iray ? zay le fanontaniana tsy napetraka ....
125. pissoa
(
12/08/2006 15:05)
Ny manontany hoe mbola tia ahy ve ianao? :} dia mitovy amin'ny hoe omeo porofo aho fa tia ahy ianao (l)
ds:
Ahoana moa no ahafantarana fa tia raha tsy misy ny porofo.
126. Herimiafina
(
12/08/2006 15:15)
Misy maha-marina azy io misy tsy mahamarina azy satria misy ny teny hoe lainga ao amin'ny diksionera malagasy! :wink:
128. Herimiafina
(
12/08/2006 15:59)
rehefa milaza hoe tia ny olona iray dai misy possibilité maromaro mipoitra:
-tena tia tokoa.
-tia fa mbola misalasala.
-tsy tia akory fa mandainga.
-....sns....
Izany heo ny mpandainga koa afaka miteny hoe tia!
Dia mba hanavahana azy rehetra ireo dia ilaina ny porofo! :wink:
-tena tia tokoa.
-tia fa mbola misalasala.
-tsy tia akory fa mandainga.
-....sns....
Izany heo ny mpandainga koa afaka miteny hoe tia!
Dia mba hanavahana azy rehetra ireo dia ilaina ny porofo! :wink:
130. Herimiafina
(
12/08/2006 16:13)
Ny porofo anie ilaina foana e, fa tsy atao be loatra fa mandrary mahasosotra indray. Ny abus ihany no ratsy! :-*
131. cutie
(
12/08/2006 19:22)
Mpandefa : iaviantsoa [ Valio ] 12-08-2006 10:29:19
Lohateny : Re : Porofo
fiffi a, tsy anjaran'izay mitady porofo ve ny misintona porofo avy amin'ny fiainana e, fa maninona ary no hoe mila manome an'io fa tsy ny eo no hifampitsarana lasa mitady ny ankoatra ny efa misy zany
=D
134. ds
(
12/08/2006 21:05)
Hoe "TIA"
Tsy ny teninao hoe tia
Tsy ny orokao doria
Tsy ireny angola mamy
Fa ny fihetsikao ihany
Dia ny masonao mijery
Rehitra'afo tsy milefy
Izay mitsonika any anaty
Toa masoandro tsy ho faty
Dia ny tsikinao baliaka
Sy ny endrikao sariaka
Izay mizara hafaliana
Sy mitory faniriana
Dia ny hovitrovitrao
Sy ny hantahantanao
Efa tosak'hasambarana
Toa nofy tsy hifarana
Ireny no efa manambara
Sy mirakaitra ho tantara
Nefa indraindray akia
Mba lazao f'ianao dia tia
Tsy tadidiko ny mpanoratra (Dadarabe angamba).
Tsy ny teninao hoe tia
Tsy ny orokao doria
Tsy ireny angola mamy
Fa ny fihetsikao ihany
Dia ny masonao mijery
Rehitra'afo tsy milefy
Izay mitsonika any anaty
Toa masoandro tsy ho faty
Dia ny tsikinao baliaka
Sy ny endrikao sariaka
Izay mizara hafaliana
Sy mitory faniriana
Dia ny hovitrovitrao
Sy ny hantahantanao
Efa tosak'hasambarana
Toa nofy tsy hifarana
Ireny no efa manambara
Sy mirakaitra ho tantara
Nefa indraindray akia
Mba lazao f'ianao dia tia
Tsy tadidiko ny mpanoratra (Dadarabe angamba).
136. Fiffi
(
13/08/2006 12:36)
ds:ds: =D^:^:-w:-w misaotra anao fa tena mampiheritreritra lalina de lalina tokoa izy zany an! :):-*
Ireny no efa manambara
Sy mirakaitra ho tantara
Nefa indraindray akia
Mba lazao f'ianao dia tia
