Porofo
101. Herimiafina
(
11/08/2006 18:50)
Ny tantara gasy re mioafara amin'ny fifamelankeloka goavana foana an! lasa mifampisipa i Bobel sy i cutie! hehehehe:-D
103. Herimiafina
(
11/08/2006 18:56)
Raha drame psykolojika indray ilay izy dia mety toa izao:
-I Bobel lasa tara amin'i cutie.
-nefa i cutie namono an'i Bobel! hehehehe:-D
-I Bobel lasa tara amin'i cutie.
-nefa i cutie namono an'i Bobel! hehehehe:-D
105. Herimiafina
(
11/08/2006 19:01)
Ary toa tezitsa re ity izy e, nefa juste exampla fotsiny iny fa tsy tao anaty scenario! hehehehe:-D
107. Herimiafina
(
11/08/2006 19:06)
Ary i cutie ity ve tsy tokony ho any andakilasy e? sa vacance? hehehehe
108. cutie
(
11/08/2006 19:07)
hay zoma androany, heveriko fa sabotsy,saika hiteny za we andro tsy fianarana :-D:-D:-D
109. Herimiafina
(
11/08/2006 19:36)
Dia efa miteny aho fa tsy hahazo Certificate eo raha tsy mibaosy tsara an! hehehehe:-D
113. Herimiafina
(
11/08/2006 22:01)
cutie:
[size=20]tena lasa mivaona le resaka @ le resa-be anareo [/size]
cutie:
fiffi :*:*:*:*
cutie:
liana be i HM
cutie:
in le tantara gasy
cutie:
zay le tantara gasy ve
cutie:
hay zoma androany, heveriko fa sabotsy,saika hiteny za we andro tsy fianarana
cutie:
i don't need one
ds:
Noheveriko fa matotra ity dinika ity kay hatsikana sy lalao
cutie:
teo aloha teo matotra ka
fa novain'i HM le izy
RQS: Mbola tsy nahita resaka mifandray amin'ny loha-hevitra aho na iray! Sao dia lasa mivilana ny resaka @ le resa-kelinareo :D
116. Fiffi
(
12/08/2006 05:14)
ds:ny ahy aloha tena matotra ny nanaovako azy an! sady nahazahoako valiny tsara!
Noheveriko fa matotra ity dinika ity kay hatsikana sy lalao :(
117. iaviantsoa
(
12/08/2006 05:29)
fiffi a, tsy anjaran'izay mitady porofo ve ny misintona porofo avy amin'ny fiainana e, fa maninona ary no hoe mila manome an'io fa tsy ny eo no hifampitsarana lasa mitady ny ankoatra ny efa misy zany
118. Fiffi
(
12/08/2006 06:29)
iaviantsoa: ka zay indrindra manko no mahagaga ahy an! Fa ny fahitako azy arakin'ireo efa nolazaiko tery ambony de hoe: matoa taty aoriana mitaky porofo de tsy nisy fitiavana zany ! Sa ve hoe niharakaraka fotsiny t@ zao ? tsy nisy fahamatorana ka nilana porofo taty aoriana ?
119. pissoa
(
12/08/2006 08:53)
iaviantsoa:
fiffi a, tsy anjaran'izay mitady porofo ve ny misintona porofo avy amin'ny fiainana e, fa maninona ary no hoe mila manome an'io fa tsy ny eo no hifampitsarana lasa mitady ny ankoatra ny efa misy zany
Iza moa no miteny hoe tsy niezaka nisintona ilay porofo teo amin'ny fiainana ilay olona mangataka porofo? Matoa izy mangataka explicitement - dia tsy nisy taratra an'io porofo io mihitsy ny zavatra nataon'ilay iray.
