Porofo
62. Herimiafina
(
09/08/2006 19:54)
Aza miaino an'i cutie retsy ry Fiffi fa tohizo ny resantsika an! rehefa avy eo hazavaiko amin'azy ihany! :-D
63. ds
(
09/08/2006 20:51)
Misy tsy mazava satria misy zavatra tiana hiharihary ary misy tiana hafenina.
Lasa mifangaroaro ny zavatra (n)iainana sy ny zavatra foron'ny atifanahy.
Ampy tsara ny hoe "mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?" na hoe mila porofo ve ny fitiavana. Tsy mila miditra amin'ny lalina fa manjary mivaona ny resaka satria ao ny azo sy tsy azo resahina...
Ny valiny ?
Aoka aloha handinika fa mbola fiombonan-kevitra amin'i cutie fotsiny ity.

65. cutie
(
09/08/2006 21:44)
tena lasa mivaona le resaka @ le resa-be anareo:-D
tsy nanazava akory :twisted:
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 10-08-2006 00:54:39
Lohateny : Re : Porofo
Aza miaino an'i cutie retsy ry Fiffi fa tohizo ny resantsika an! rehefa avy eo hazavaiko amin'azy ihany!
tsy nanazava akory :twisted:
66. diamondra27
(
10/08/2006 04:42)
fiffi: hay ve e!
ka ilaina ny porofo na de efa miaraka elabe aza e
tsy tena hoe: porofo moa no ilazàna azy fa kolokolo angamba e!
'zany hoe: mila mba omena teny mamy kely isika vhv fa tsy avela ao antrano ao, de oe: vadiko rafotsy de ampy izay. Mba omena ze tiany izy (sortie , resto, bal, sport, omena kadô kely etc...)
zahay vhv mba mila an'le oe: JTM nareo lhl na de fantatra aza fa tia anay 'nareo.Le vava miteny azy mihintsy no ilmportant fa tsy ny gestes manolotra materiels fotsiny(kadô= DVD ,firavaka, robe, sns...)
mazava ve akia?
HM: 'za zao mbola tsy nahazo porofo an! :-D:-D:-D
vazivazy fa sao de tezitra eo an!

68. pissoa
(
10/08/2006 05:24)
ds:
Misy tsy mazava satria misy zavatra tiana hiharihary ary misy tiana hafenina.
Lasa mifangaroaro ny zavatra (n)iainana sy ny zavatra foron'ny atifanahy.
Ampy tsara ny hoe "mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?" na hoe mila porofo ve ny fitiavana. Tsy mila miditra amin'ny lalina fa manjary mivaona ny resaka satria ao ny azo sy tsy azo resahina...
Ny valiny ?
Aoka aloha handinika fa mbola fiombonan-kevitra amin'i cutie fotsiny ity.
Zah hoa tsy mahita hoe resaka mivoana e :oops: ny fahitako resaka mivoana ato amin'ny serasera izao dia ohatra hoe namana any SD no resaka dia lasa mivadika dialogy tsy fantapantatra zany le izy :lol:
Fa vakio anie ilay ohatra nomena e ... dia hitanao fa mbola resaka porofo io :lol: dia analyzin'ilay ohatra ny tohiny eo :-D:-D:-D
Inona moa no angatahana porofo?
Rehefa inona no ilaina ny porofo?
Tsy haiko fa raha entiko amin'ny fomba fijery "rationnel" dai toy ny anketin'ny polisy ihany io. Izay toy izao ny fitrangany:
*suspecte amina zavatra iray ianao.
*tsy azo atokisana ianao.
Ka tsy voavaha ny olana raha tsy misy porofo mivaingana.
Ohatra Scenario iray hafa koa:
-Nampanantena olona ianao fa hanasa azy any amin,ny restaurant.
-Efa niomana be izy kanefa ianao tsy tonga tampoka.
-Nanazava ianao fa narary tampoka.
-Nino ilay olona.
-Nampanantena fanindroany ilay olona ianao fa hitondra azy restaurant.
-Niomana be indray izy ary nanofa costume lafobe mihintsy.
-Tsy tonga indray ianao sady tsy nampandre.
-Nanazava ianao fa narary tampoka indray.
-Nino fanindroany izy.
-Nampanantena fanitelony ilay olona ianao fa hitondra azy restaurant.
-Hoy izy: ahoana no tena hahalalako fa ho avy ianao6 (mitady porofo izy eo).
Venansa be ilay olona raha au bout de 3 fois napetrapetraka tsy hanontany tena hoe marina ary sa tsy marina ireny fanasana ataon'ity olona ity amiko!
:roll::-D:-D:-D
69. diamondra27
(
10/08/2006 05:40)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 10-08-2006 10:24:06
Lohateny : Re : Porofo
Hoy i ds:
Misy tsy mazava satria misy zavatra tiana hiharihary ary misy tiana hafenina.
Lasa mifangaroaro ny zavatra (n)iainana sy ny zavatra foron'ny atifanahy.
Ampy tsara ny hoe "mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?" na hoe mila porofo ve ny fitiavana. Tsy mila miditra amin'ny lalina fa manjary mivaona ny resaka satria ao ny azo sy tsy azo resahina...
Ny valiny ?
Aoka aloha handinika fa mbola fiombonan-kevitra amin'i cutie fotsiny ity.
Zah hoa tsy mahita hoe resaka mivoana e ny fahitako resaka mivoana ato amin'ny serasera izao dia ohatra hoe namana any SD no resaka dia lasa mivadika dialogy tsy fantapantatra zany le izy
Fa vakio anie ilay ohatra nomena e ... dia hitanao fa mbola resaka porofo io dia analyzin'ilay ohatra ny tohiny eo
Voalaza teo :
Inona moa no angatahana porofo?
Rehefa inona no ilaina ny porofo?
Tsy haiko fa raha entiko amin'ny fomba fijery "rationnel" dai toy ny anketin'ny polisy ihany io. Izay toy izao ny fitrangany:
*suspecte amina zavatra iray ianao.
*tsy azo atokisana ianao.
Ka tsy voavaha ny olana raha tsy misy porofo mivaingana.
Ohatra Scenario iray hafa koa:
-Nampanantena olona ianao fa hanasa azy any amin,ny restaurant.
-Efa niomana be izy kanefa ianao tsy tonga tampoka.
-Nanazava ianao fa narary tampoka.
-Nino ilay olona.
-Nampanantena fanindroany ilay olona ianao fa hitondra azy restaurant.
-Niomana be indray izy ary nanofa costume lafobe mihintsy.
-Tsy tonga indray ianao sady tsy nampandre.
-Nanazava ianao fa narary tampoka indray.
-Nino fanindroany izy.
-Nampanantena fanitelony ilay olona ianao fa hitondra azy restaurant.
-Hoy izy: ahoana no tena hahalalako fa ho avy ianao6 (mitady porofo izy eo).
Venansa be ilay olona raha au bout de 3 fois napetrapetraka tsy hanontany tena hoe marina ary sa tsy marina ireny fanasana ataon'ity olona ity amiko!
ny ahy ry 'reto raha za no voan'io de ozy za oe: andraso ary fa alaiko any antranonao ianao e! , de tsy afa-miala izy @izay .
Raha tsy hoe: mamorina fika hafa oe: lasa nivoaka izy fa nisy zavatra nalehany maika.
Tonga de kopy enao fa tsy sincère zay le olona @izay
70. Fiffi
(
10/08/2006 06:31)
pissoa:zah koa aloha tsy mahita hoe mivoana le izy fa ny fahitako azy de mifandray tsara @ le hevitra! satria tsy vitan'le hoe juste fitiavana fotsiny na le hoe fandegaina le filàna porofo fa tena tafaraka tsara le izy!
Zah hoa tsy mahita hoe resaka mivoana e :oops: ny fahitako resaka mivoana ato amin'ny serasera izao dia ohatra hoe namana any SD no resaka dia lasa mivadika dialogy tsy fantapantatra zany le izy :lol:
Fa vakio anie ilay ohatra nomena e ... dia hitanao fa mbola resaka porofo io :lol: dia analyzin'ilay ohatra ny tohiny eo :-D:-D:-D
71. ds
(
10/08/2006 09:39)
"mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?" na hoe mila porofo ve ny fitiavana.
eny ny valiny.
Ahoana moa no ahafantarana fa tia raha tsy misy ny porofo.
Raha tianao ny voninkazo, dia kolokoloinao. Tondrahana matetika mba tsy ho faty. Izay ilay porofo amiko.
Mety ho porofon'ny fitiavana (ohatra) ny fahasarotam-piaro.
Ho an'ny lehilahy manam-bady : porofon'ny fitiavany ny fanampiany ny vadiny amin'ny asa aman-draharaha (sasa-lamba, pasoka, sakafo, fanadiovana,...) ao an-tokantranony.
Ho an'ny vavy (sy lahy) : porofon'ny fitiavany ny fanomezany laharam-pamehana voalohany ny olon-tiany.
Raha tena tia tokoa kanefa tsy tsapan'ny andaniny ka angatahany porofo, dia mandiniha tena fa mety tsy ampy ny fampisehoana ny fihetseham-po amin'ilay tiana.
Na dia mamy aza dia tsy ampy ilay hoe "tiako fotsiny ianao..."
na
"Satria tiako tia ahy ianao
Ka ny aminao rehetra
Zava-tsaro-bidy ho ahy
Satria koa tia ahy ianao"
(Hoy i Bodo)

72. cutie
(
10/08/2006 10:33)
ds
zay mitsy le saika holazaiko
fanontanian tsotra le ery ambony
valina eny na tsia de vita :lol
zay mitsy le saika holazaiko
fanontanian tsotra le ery ambony
valina eny na tsia de vita :lol
73. Fiffi
(
10/08/2006 11:38)
ds: ka mbola nitohy ange le izy fa tsy hoe juste mila porofo ve hoe .....
fa ny fanontaniana koh de hoe olona efa niaraka efa ela hiany , matoa niaraka ry zareo de midika zany fa nisy ny fitiavana ka naninona no taty aoriana no hangatahana porofo zay zavatra hatao na hoe mbola tia ve sa tsia ?

75. pissoa
(
10/08/2006 12:14)
ds:
eny ny valiny.
Ahoana moa no ahafantarana fa tia raha tsy misy ny porofo.
Raha tianao ny voninkazo, dia kolokoloinao. Tondrahana matetika mba tsy ho faty. Izay ilay porofo amiko.
Mety ho porofon'ny fitiavana (ohatra) ny fahasarotam-piaro.
Ho an'ny lehilahy manam-bady : porofon'ny fitiavany ny fanampiany ny vadiny amin'ny asa aman-draharaha (sasa-lamba, pasoka, sakafo, fanadiovana,...) ao an-tokantranony.
Ho an'ny vavy (sy lahy) : porofon'ny fitiavany ny fanomezany laharam-pamehana voalohany ny olon-tiany.
Raha tena tia tokoa kanefa tsy tsapan'ny andaniny ka angatahany porofo, dia mandiniha tena fa mety tsy ampy ny fampisehoana ny fihetseham-po amin'ilay tiana.

cutie:
ds
zay mitsy le saika holazaiko
fanontanian tsotra le ery ambony
valina eny na tsia de vita :lol
Ady hevitra ny eto fa tsy fitsapan-kevi-bahoaka ka :-D:-D:-D
77. Herimiafina
(
10/08/2006 14:03)
Raha nanao eny na tsia daholo marina moa ny tato, nagamba nanjavona tanaty diksionera ho azy ny teny hoe forum, hehehehehe=))=))
79. ds
(
10/08/2006 14:17)
Mahavaly ny fanontaniana rehetra napetraky fiffi ireo nosoratako etsy ambony ireo.
Fanadihadihana amin'ny ankapobeny ireo. Raha mihoatra an'ireo aho, dia manjary miditra any amin'ny fiainan'olona (vie privée) izay tsy notantaraina mavaza teto na dia misy sarintsariny tsikaritra ihany aza avoakan'ny atifanahy (inconscient).