Porofo
21. cutie
(
09/08/2006 11:44)
Refa tsapanao le fitiavany de zay le porofo
Refa misy effet any aminao zany e,fa tsy miandry we aseho :lol:
Refa misy effet any aminao zany e,fa tsy miandry we aseho :lol:
23. malalatinasoa
(
09/08/2006 12:34)
Raha efa niaraka elabe, mbola mitady porofo foana, dia manana fanahiana lehibe izy izany. Na misy dingana manaraka tiany hodiavina dia sao miahotra izy no tsy mahatoky tena, sao ho tavela irery...
Omeo (l) sy tambitamby be izy :wink:
Omeo (l) sy tambitamby be izy :wink:
24. Fiffi
(
09/08/2006 13:00)
cutie:cutie: donky matoa mangataka porofo de mbola tsy tsapany zany le tena hatao hoe tia ?
Refa tsapanao le fitiavany de zay le porofo
28. diamondra27
(
09/08/2006 13:23)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 09-08-2006 10:45:11
Lohateny : Porofo
Hono hoa ry zareo : mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?
raha azoko le izy aloha de oe: ianao tia olona iray , de maninona no tsy maintsy manome porofo;
Izay ve aloha le kestion satria sao de tsy izay de manjary mifandiso eo ny valiny koa
29. diamondra27
(
09/08/2006 13:30)
hoy fiffi:
ho an'ny vhv angamba de marina io fa ny lhl tsy de izay loatra ny lojikan-dry zalahy
Indraindray ny lhl tsy tia anao fa te- hiray aminao de 'zay fotsiny, tsy midika izany fa tiany ianao fa midika kosa hoe: te-hanala le fandehany taminao fotsiny izy de izay, bye bye .
-Matoa ve ianao miaraka aman'olona de tsy midika zany fa tia ? ka nahoana no hangatahana porofo ?

30. pissoa
(
09/08/2006 15:13)
Fiffi:
Hono hoa ry zareo : mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?
Lasa manko ny heritreritro hoe : raha tena tia , raha tena nisy marina ilay fitiavana , nahoana no hangatahana porofo ? na le fitiavana zany na ohatra hoe zavatra hatao !
-Matoa ve ianao miaraka aman'olona de tsy midika zany fa tia ? ka nahoana no hangatahana porofo ?
Raha izany manko de tsy aleo ve tsy miaraka tsotr'zao raha tsy misy ny fampatokisana fa de tsy maintsy hoe porofohina zay vao....?
Ilaina ihany ka.
Tsy voatery hitovy ny fandraisan'ny olona ny fitiavana, na dia olona miaraka aza. Dia izay no ilana ny porofo (raha io no azo ilazana azy), hahafantarana fa mitovy ny longueur d'onde sy ny tanjona :-D:-D:-D
31. Fiffi
(
09/08/2006 15:19)
diamondra: olona 2 mifankatia , efa niaraka efa ela hiany ! ka satria ry zareo efa ela hiany no niaraka de midika zany fa nifankatia ry zareo sa tsy marina zany aloha ?
Donky : nahoana no mitaky porofo taty aoriana ? na @ fitiavana zany na zavatra hatao ? sa ve lany le fitiavana de hangatahana porofo aloha raha mbola alehany de tohizana fa raha tsy zany de bye ! bye ?
Donky : amiko raha misy fitakiana porofo taty aoriana de midika mazava ho azy fa tsy nisy fitiavana zany taloha !

33. Fiffi
(
09/08/2006 15:23)
pissoa: olona niaraka efa ela hiany ve akia de mbola hitadiavana longueur d'onde hiany ? heu...mety possible nefa io lazaindry io an! saingy midika ve akia io hoe porofo ?
34. pissoa
(
09/08/2006 15:33)
Fiffi:
pissoa: olona niaraka efa ela hiany ve akia de mbola hitadiavana longueur d'onde hiany ? heu...mety possible nefa io lazaindry io an! saingy midika ve akia io hoe porofo ?
Jereo fa tsy ny olona vao niaraka haingana ihany no misaraka - fa ny olona efa niaraka ela ihany koa. :wink:
36. Fiffi
(
09/08/2006 15:55)
pissoa! marina aloha ny andry an! io indray aloha de tsy misy fotoananyhoe vao niaraka aingana na efa ela de misaraka ! misy aza olona efa niaraka efa ho firy taona mbola nisaraka hiany nihafarany ?
cutie: niheritreritra an'io lazaindry io hiany koh aloha zah an! filan-kisa satra ao raha ?
cutie: niheritreritra an'io lazaindry io hiany koh aloha zah an! filan-kisa satra ao raha ?
39. Herimiafina
(
09/08/2006 16:07)
Fiffi:
Hono hoa ry zareo : mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?
Lasa manko ny heritreritro hoe : raha tena tia , raha tena nisy marina ilay fitiavana , nahoana no hangatahana porofo ? na le fitiavana zany na ohatra hoe zavatra hatao !
-Matoa ve ianao miaraka aman'olona de tsy midika zany fa tia ? ka nahoana no hangatahana porofo ?
Raha izany manko de tsy aleo ve tsy miaraka tsotr'zao raha tsy misy ny fampatokisana fa de tsy maintsy hoe porofohina zay vao....?
Ny fahitako azy ry Fiffi dia miankina amin'ny contexte tsirairay avy fa tsy dia azo asiana lalàna jeneraly nefa betsaka ny scenarii mety hitranga.
Misy antony foana ny comportement-na olona iray, misy resaka perception ao. Inona ny perception-ny ny fitiavana aloha voalohany indrindra ary inona no perception-ny amin'ilay olona miaraka aminy.
Ary tadidio fa tsy ny fanononana je t'aime lava tsy akory no porofompitiavana na ny fanaovana sitrampo sns.
"Ny tsy fanaovana an'ireo kosa anefa dai azo raisina ho porofon'ny tsy fitiavana tsotra izao"!
40. pissoa
(
09/08/2006 16:08)
Fiffi:Dia io no noteneniko hoe mila jerena raha mbola mitovy longueur d'onde sy ny tanjona :) (Tsy hoe mamonjy misaraka akory fa ampitoviana indray)
pissoa! marina aloha ny andry an! io indray aloha de tsy misy fotoananyhoe vao niaraka aingana na efa ela de misaraka ! misy aza olona efa niaraka efa ho firy taona mbola nisaraka hiany nihafarany ?
Tsy filana kisa fa filana porofo. :-D:-D:-D
Rehefa misy zavatra miova tampoka - ohatra hoe ny vadinao tsy misotra taoka. Tampotampoka eo izy lasa misotra be dia miteny mafy ao an-trano. Ny olona normal dia manontany tena, toy ny hoe Fa misy inona? Betsaka ny antony mety mahatonga io fiovana io. Na tia anao aza izy, mety misy olana be tany am-piasana na nankany amin'ny mpitsabo dia hoe marary, sns. Dia eo ianao no mila toky (porofo) fa tsy hoe nahita kala hafa izy dia manao izay hampaleo anao. :-D:-D:-D