Porofo
141. Herimiafina
(
13/08/2006 14:54)
Arakaraka kah! Misy ratsy misy tsara! Zah klou mbola tsy nahita dai tsy afaka miteny loatra e! :cry:
142. Herimiafina
(
13/08/2006 14:56)
Hay nahita tampoka aho: ohatra momba ilay ratsy io an.
ity izao karzana porofompitiavana ratsy:
"hamono tena aho fa tia anao be loatra, izay angamba vao tonga saina ianao hoe tena tia anao aho".:-D
ity izao karzana porofompitiavana ratsy:
"hamono tena aho fa tia anao be loatra, izay angamba vao tonga saina ianao hoe tena tia anao aho".:-D
143. Fiffi
(
13/08/2006 15:09)
raha hilaozan'le olontiana kosa angamba matoa manao an'io an! de lasa menace indray zany le izy koh!
144. Herimiafina
(
13/08/2006 15:11)
Possible fa misy olona manao izany ary izany no porofo atolony hono! :-*
146. Herimiafina
(
13/08/2006 16:27)
Ohatran'i Rabeniomby sy Ravolahanta io e, ny fahafatesana no hitany fa solution sady porofompitiavana hono! :cry:
148. Herimiafina
(
13/08/2006 17:27)
Ary inona izao no mba mety ho porofo tsara atolotr'i cutie amin'i mossieu cutie any e? :-D
151. Herimiafina
(
13/08/2006 19:12)
Ary toa niova indray izany resaka ato izany e? :roll:
Porofo izao no resaka fa tsy HM o!!!!:lol:
Fiverenana amin'ny resaka:
Afaka atao ny manome porofo ary ny mangataka, ny be loatra tsy zaka sy tsy mety tanterahana no tsy mety! :wink:
Porofo izao no resaka fa tsy HM o!!!!:lol:
Fiverenana amin'ny resaka:
Afaka atao ny manome porofo ary ny mangataka, ny be loatra tsy zaka sy tsy mety tanterahana no tsy mety! :wink:
154. Herimiafina
(
13/08/2006 19:33)
Eny azany e1 Fa tsara ihany ny manome porofo fa tsy manao macho be izany! :wink:
155. cutie
(
13/08/2006 19:37)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 14-08-2006 06:12:27
Lohateny : Re : Porofo
Ary toa niova indray izany resaka ato izany e?
mind yr own business
156. Herimiafina
(
13/08/2006 19:46)
Fiverenana fanindroany amin'ny resaka!
Na misy aza ny fitiavan aanie ka tsy aseho dia toa sarotra ihany ny hino azy e! :wink:
Marina izany nefa indrisy fa misy koa ny miaraka aman'olona tsy misy fitiavana fa zavatra hafa!
Fiffi:
Lasa manko ny heritreritro hoe : raha tena tia , raha tena nisy marina ilay fitiavana , nahoana no hangatahana porofo ? na le fitiavana zany na ohatra hoe zavatra hatao !
Na misy aza ny fitiavan aanie ka tsy aseho dia toa sarotra ihany ny hino azy e! :wink:
Fiffi:
-Matoa ve ianao miaraka aman'olona de tsy midika zany fa tia ? ka nahoana no hangatahana porofo ?
Marina izany nefa indrisy fa misy koa ny miaraka aman'olona tsy misy fitiavana fa zavatra hafa!
157. cutie
(
13/08/2006 19:47)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 14-08-2006 00:22:28
Lohateny : Re : Porofo
Misy diso: mind youy own fa tsy none, hehehehe
none of yr business= it is not your business
mind yr own business=leave me alone
159. cutie
(
13/08/2006 20:05)
Fiffi
Aza manaiky rebirebin'i HM njy fa le nosoratn'i ds ery ambony averina vakiana
de ho azon-jy le porofo :wink:
Aza manaiky rebirebin'i HM njy fa le nosoratn'i ds ery ambony averina vakiana
de ho azon-jy le porofo :wink:
160. Herimiafina
(
13/08/2006 21:02)
cutie:
Fiffi
Le nosoratn'i ds ery ambony averina vakiana
de ho azon-jy le porofo :wink:
Izay ahay.
ds:
Hoe "TIA"
Tsy ny teninao hoe tia
Tsy ny orokao doria
Tsy ireny angola mamy
Fa ny fihetsikao ihany
Dia ny masonao mijery
Rehitra'afo tsy milefy
Izay mitsonika any anaty
Toa masoandro tsy ho faty
Dia ny tsikinao baliaka
Sy ny endrikao sariaka
Izay mizara hafaliana
Sy mitory faniriana
Dia ny hovitrovitrao
Sy ny hantahantanao
Efa tosak'hasambarana
Toa nofy tsy hifarana
Ireny no efa manambara
Sy mirakaitra ho tantara
Nefa indraindray akia
Mba lazao f'ianao dia tia
Tsy tadidiko ny mpanoratra (Dadarabe angamba).
