Ny olona rehefa mitantara!

1. Herimiafina ( 06/08/2006 13:56)
Ny olona sasany fantatro hoa rehefa mitantara ny momba ny vadiny na ny olona akaiky azy ka miady aminy, dia somary manitatra kely maka ny fon'ilay olona tantarainy (fosainy) e!
Tsy neutre izany ilay fitantarana raha ohatra ka raisina amin'ny fomba fijerina polisy na detectiva, fa somary mihitatra kely foana ary io arakarak'ilay mitantara.

Heno amin'izany ny toa izao:
-Nosarahany aho fa izy tia olonkafa nefa zaho bevohokany.
-Tena nampirafesiny tamin'ny sekreterany izaho, satria tsy tiny intsony fa lasa ratsy bika be hono hoy izy.
-Nohararaotiny fotsiny aho dia rehefa azony izay notadiaviny dia iny izy no tsy hita.
-Tsy avelany manao serasera tsony aho fa tsy tiny hono....sns....

Sahy mifanamby aminareo nefa aho fa 50% n'ny zavatra hambaran'ilay olona ihany no tena azo antoka fa marina fa ny ambiny dia sira avokoa, mba hitarihana anao hankahala an'ilay olona na hanohana azy! sa asa hoy ianareo, zah mantsy somary donjona kely ihany! :-D
novalian'i fiderana ny 20/09/2006 06:28
2. vale ( 06/08/2006 14:10)
:-D:-D:-D:-D, misy fahamarinany io kah:-*:-*
3. Herimiafina ( 06/08/2006 14:14)
Misy fahamarinany fa tsy marina 100% anie e! :-*
Mitady soutien mantsy le olona e, dia tsy afaka ny hanao objectif ianao amin,ny resaka fa taritiny haka ny partie-ny.

Matetika raha tena tinao na akaiky anao ilay olona mitantara dia mety hitariak anao hamono ilay olona lazainy fa mampijaly azy.

tadidio fa izay mitantara dai "rôle2 avokoa, fa ny tsara dai tokony manana ny version des faits an'ireny olona accusé (na à tort et à travers na tsia) ireny isika vao manome vaha-olana! hehehehe:roll:
4. pissoa ( 06/08/2006 14:17)
Tsy hoe rehefa mitantara ny vadiny ihany ny olona no manao an'izany ka ... amin'ny ankapobeny mihitsy. Tsy haiko na hoe maka ny fon'ilay olona hiresahana no tena tanjona, na ny fanilihina andraikitra mihitsy no tafahoatra (mi-jouer victime ozizy ny diksioneran'i Herimiafina :-D:-D:-D )
5. pissoa ( 06/08/2006 14:20)
(tohiny)

Io toetra (ananan'ny ankabeazan'ny olombelona) io - no mahatonga ny hoe Aza mihaino feon-dakolosy tokana. Izay tantarain'ny ankilany no hahafantarana bebe kokoa izay nataon'ny andaniny.

Enga anie koa mba ho neutre ilay mpihaino - fa raha tsy izany dia vao maika mitombo ny laza-masaka :roll::-D:-D:-D
6. vale ( 06/08/2006 14:51)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
7. diamondra27 ( 06/08/2006 15:03)
de lazao izy hoe: tsy afaka hihaino anao aho fa manatona olona hafa competent
8. boubounezy ( 06/08/2006 15:33)
za leoko neutre iany ry HM ka!:-D:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 06/08/2006 15:50)
pissoa:

Tsy hoe rehefa mitantara ny vadiny ihany ny olona no manao an'izany ka ... amin'ny ankapobeny mihitsy.


Ie, na ny vadiny na ny olona akaiky azy hoy aho! Namany na mpifanolobodirindrina aminy, sns.....

pissoa:

Tsy haiko na hoe maka ny fon'ilay olona hiresahana no tena tanjona, na ny fanilihina andraikitra mihitsy no tafahoatra (mi-jouer victime ozizy ny diksioneran'i Herimiafina :-D:-D:-D )


Scenarii mety hitranga daholo ireo:
-Mi-jouer victime, matetika olona manana part de responsabilité ao anatin'ilay olana mihatra aminy.
-Manilika responsabilité, olona zatra misy mpiaro dai tsy mahay mamaha olana irery intsony.
-Tena victime marina, raha olona sendra nifanenan tamin,ny mpaka kitay na ny mpamitaka amin'ny be kabary sy kobaka ambava.
-....sns....

NB: marihina fa mety ho maro ny scenarii fa ohatra fotsiny ihany ireo, sady zah tsy mahataka-javatra firy fa somary donjona! :oops:
10. pissoa ( 06/08/2006 15:53)
Herimiafina:
Ie, na ny vadiny na ny olona akaiky azy hoy aho! Namany na mpifanolobodirindrina aminy, sns.....

Ooops - miala tsiny retsy fa tsy namaky tsara njay zah kle :oops::-D:-D:-D
11. pissoa ( 06/08/2006 15:55)
Herimiafina:
Scenarii mety hitranga daholo ireo:
-Mi-jouer victime, matetika olona manana part de responsabilité ao anatin'ilay olana mihatra aminy.
-Manilika responsabilité, olona zatra misy mpiaro dai tsy mahay mamaha olana irery intsony.
-Tena victime marina, raha olona sendra nifanenan tamin,ny mpaka kitay na ny mpamitaka amin'ny be kabary sy kobaka ambava.
-....sns....
^:^
12. pissoa ( 06/08/2006 15:55)
Herimiafina:
NB: marihina fa mety ho maro ny scenarii fa ohatra fotsiny ihany ireo, sady zah tsy mahataka-javatra firy fa somary donjona! :oops:
:evil:
13. Herimiafina ( 06/08/2006 15:57)
Misy inona retsy ry pissoa? :-*:-*
14. pissoa ( 06/08/2006 16:00)
Tsisy n'inn n'inn zany :roll:
15. Herimiafina ( 06/08/2006 16:02)
Ary ndroky lasa sensibilisée be an! hehehehe:-D
16. Herimiafina ( 06/08/2006 16:03)
NB: hisy hi-zesta hanitsy an'io fahadisoana fanahy inian io injay izao hiteny hoe sensible fa tsy sensibilisée. lol hehehehe=))
17. pissoa ( 06/08/2006 16:03)
18. ikalakintina ( 06/08/2006 16:50)
samy miteny ny marina ze fantany koa ange e!8O8O8O
19. Herimiafina ( 06/08/2006 16:54)
Ka io indrindra! Miteny ny marina tsapany anie ilay olona e, saingy mi-manipule anao haka ny partie-ny, toa mahatsiaro fragile, sy misy menace izany dai mitady andry iankihinana, tsy misy maharatsy azy fa kosa tokony tsy hihaino feondakolosy tokana ny olona manan adidy ny hihaino sy hanampy. :oops:
20. zandrikely ( 06/08/2006 17:07)
marina zany ry herimiafina a ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496