Ny olona rehefa mitantara!
21. Herimiafina
(
06/08/2006 17:11)
Izany mihintsy leisy ry zandikely!
Matoa aloha ianao antonin'ny olona sy iresahany zavatra toa izany dia atokisany, ary hitany fa azo iankinana.
Fa kosa aza tonga dai miaino be sy mino be fahatany fa maka recul foana raha te hanampy azy, satria mbola vao ny version-ny ve no heno dia efa haka fempetra sy vaha-olana sahady.
Alefa tsara aloha ny analizy dai alaina avokoa ny information rehetra ilaina entina maka ilay toro-hevitra tsara indrindra!
Ny olana mateti-mpitranga mantsy dia ilay ianao asiany maka ny partie-ny iny dia tsy avelany intsony miresaka amin'ilay olonkafa izay resahiny ho nampijaly azy, hany ka misy version hafa tsy ho fantatrao ka hanome vahana azy ianao ary mety hanimba ilay iray. Kanefa mety ho nisy fahadisoan amihoampampana ihany koa amin,ilay olona mitantara aminao tokony ho fantatrao! :wink:

22. pissoa
(
06/08/2006 17:21)
Hatramin'ny mpanao politika gasy aza dia manao toy io koa knou! :-D:-D:-D
26. Herimiafina
(
06/08/2006 17:29)
Ny tiako tenenina dia ny mpanao politika manao toa izany fa ny olona tsy dai be raharaha aminy! :-D
27. pissoa
(
06/08/2006 17:33)
Herimiafina:
Fa kanefa ny olona tsy miraharaha klou e! :-D
Tsy miraharaha ny olona sa tsy mahafantatra :roll::-D:-D:-D
28. Herimiafina
(
06/08/2006 17:45)
Ireto ary ny kategoria typolojika:
-Tsy mahafantatra sady tsy miraharaha.
-Mahafantatra saingy tsy miraharaha.
-Tsy mahafanatatra saingy miraharaha.
-Mahafantatra ary miraharaha.
-....sns*....
Ny ankamaroan'ny olona hono hoy ilay namorona ny antsoina hoe Public Choice Theory izay dia ary amin,ny kilasy voalohany sy faharoa. izany hoe "tsy miraharaha2 na mahafantatra na tsia. hehehehe:-D
*donjona be zah fa tsy hitako nefa mety mbola misy hafa angambany. :(

30. Herimiafina
(
06/08/2006 18:04)
Kaozy ve ry pissoa! sady efa donjona ve no mbola adala ihany zah klé? :(
31. pissoa
(
06/08/2006 18:09)
Tsy njy izany fa le sady tsy mahalala no tsy miraharaha na mahalala nefa tsy miraharaha ka :oops:
32. Herimiafina
(
06/08/2006 18:12)
Anjay kosany :{:{
lazaindroky fa adala njay izany i dadabeanay sy bebe anay any ambanivohitsa any! :(
lazaindroky fa adala njay izany i dadabeanay sy bebe anay any ambanivohitsa any! :(
34. Herimiafina
(
06/08/2006 18:19)
Ry zareo mantsy efa ela no tsy miraharaha politika tsony hono! :(:(
36. Herimiafina
(
06/08/2006 18:29)
Izany ve ry pissoa! Ny zafikelindry zareo aza tsy afaka mifidy akory mbola latsaky ny 18 taona daholo! :cry:
37. pissoa
(
06/08/2006 18:33)
Ny knou ... sa mbola tsy ampy taona moa? :-D:-D:-D
Retirer-ko ary ny teniko io e
Retirer-ko ary ny teniko io e
Eeeee - hadalana miaro tsinjaka zany koa :oops::-D:-D:-D
38. Herimiafina
(
06/08/2006 18:43)
Ao azany e! Tsy maninona retsy io fa mety marina ihany klé. :-*:-*
40. tania2
(
07/08/2006 10:06)
Herimiafina:
Ny olona sasany fantatro hoa rehefa mitantara ny momba ny vadiny na ny olona akaiky azy ka miady aminy, dia somary manitatra kely maka ny fon'ilay olona tantarainy (fosainy) e!
Tsy neutre izany ilay fitantarana raha ohatra ka raisina amin'ny fomba fijerina polisy na detectiva, fa somary mihitatra kely foana ary io arakarak'ilay mitantara.
Heno amin'izany ny toa izao:
-Nosarahany aho fa izy tia olonkafa nefa zaho bevohokany.
-Tena nampirafesiny tamin'ny sekreterany izaho, satria tsy tiny intsony fa lasa ratsy bika be hono hoy izy.
-Nohararaotiny fotsiny aho dia rehefa azony izay notadiaviny dia iny izy no tsy hita.
-Tsy avelany manao serasera tsony aho fa tsy tiny hono....sns....
Sahy mifanamby aminareo nefa aho fa 50% n'ny zavatra hambaran'ilay olona ihany no tena azo antoka fa marina fa ny ambiny dia sira avokoa, mba hitarihana anao hankahala an'ilay olona na hanohana azy! sa asa hoy ianareo, zah mantsy somary donjona kely ihany! :-D
Ka matoa ilay olona izay mitantara dia te hitaraina nefa mety nisy fahadisonay koa tao fa mba tiany fotsiny ianao haka ny partie_ny. Nefamety tsy hoe marina daholo ny lazainy fa mety nisy fahadisoany koa tao ka tsara ihany henoina ilay partie anakiray hafa.