Ny olona rehefa mitantara!
41. arson
(
07/08/2006 12:42)
zao kosa aloha tena marina tsisy azo kihanina izay na de ianao io aza manao izany,na tsy @ resaka fitiavana ihany zany fa @ retra2.
Matetika le haratsin'ilay iray fona no lazaina fa ny antsika tsy hitantsika akory.zay le hoe fifanaratsiana e!
Matetika le haratsin'ilay iray fona no lazaina fa ny antsika tsy hitantsika akory.zay le hoe fifanaratsiana e!
43. Fiffi
(
09/08/2006 05:06)
Herimiafina:ny tsy azoko de io ! aiza kosa ve isakin'ny misy zavatra hasehony na hataony tonga de lazaina foana hoe mi-jouer victime ? :roll: efa mba tsy fidiny aza ny zavatra manjoa azy de mbola hampiana an'zao hiany ?
Mi-jouer victime, matetika olona manana part de responsabilité ao anatin'ilay olana mihatra aminy.
44. pissoa
(
09/08/2006 09:31)
Fiffi:
ny tsy azoko de io ! aiza kosa ve isakin'ny misy zavatra hasehony na hataony tonga de lazaina foana hoe mi-jouer victime ? efa mba tsy fidiny aza ny zavatra manjoa azy de mbola hampiana an'zao hiany ?
Tsy hoe mi-jouer victime foana ka. Jereo fa efa nomen'i Herimiafina ireo ny zavatra hafa mety mitranga - saingy io mi-jouer victime io fotsiny no nataon'i Fiffi quote :-*
Herimiafina:
-Mi-jouer victime, matetika olona manana part de responsabilité ao anatin'ilay olana mihatra aminy.
-Manilika responsabilité, olona zatra misy mpiaro dai tsy mahay mamaha olana irery intsony.
-Tena victime marina, raha olona sendra nifanenan tamin,ny mpaka kitay na ny mpamitaka amin'ny be kabary sy kobaka ambava.
-....sns....
45. Fiffi
(
09/08/2006 09:46)
pissoa: :-*:-* efa hitako akia ireo an! fa ny mahagaga ahy hatramin'zay aloha de ity lazaina hoe mi-jouer victime ity no tena tsy matiko lolo mihintsy :-D:-D
46. fiderana
(
20/09/2006 06:28)
dia tsy misy azo hatao fa dia manpahery ilay olona mitantara, mahereza raha tratran'izany fa fomban'ny miakandrefam-baravarana rehetra izany ê!:idea:
