Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 02/08/2006 07:59)
Tsy avelan’ny mpampiasa ny ankamaroany:
Malagasy any Liban: Tsy avelan’ny mpampiasa ny ankamaroany: Efa tomombana ny fampodiana ireo teratany Malagasy any Liban, na dia tsy nahenoana fitarainana loatra aza, manoloana ny ady misy any ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2006 09:28
LazaDaddy ( 02/08/2006 07:30)
Fangataham-bavaka
Hoy ny lalana silamo ao Malaisie: "[i]Sesiapa yang menukar agamanya (murtad), maka hendaklah ianya dibunuh[/i]" [u]Dikateny malalaka[/u]:Na iza na iza miova finoana dia voaeloka ho faty Mangataka... tohiny
novalian'i prime ny 11/08/2006 09:27
Andriambelo ( 02/08/2006 06:39)
Xhi sy Ma
Mba mitady mafy ny tonon'"Ilay malala" (raha misy enregistrment moa vao maika tsara) fa tsy mety afaka ato an-dohako nefa tapany kely sisa tadidiko : "Avo ny lanitra, ka tsy takatro, Endrey rey olo... tohiny
novalian'i jean2014 ny 03/11/2014 14:41
travy ( 02/08/2006 06:33)
Ny vhv ve no tena mankafy ny firaisana ara-nofo sa ny lhl
izaho efa manambady ka izao hoatran'ny za foana notena tia azy io fa ny vadiko hoatran'ny tsy tia izany.Moa izaho ve no tena tia azy io sa ny ahy ve 1ère pas fotsiny.... tohiny
novalian'i ratanana ny 19/09/2006 07:21
xxx ( 02/08/2006 05:15)
be panendaka any andafy (france)
mapitandrina ny terataniny ny thailandais tsy ande France fa be mpanendaka. http://www.expatica.com/source/site_article.asp?subchannel_id=25&story_id=31810&name=Thailand+warns+against+travel+to+France... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 06:56
ftma ( 02/08/2006 04:52)
sary @ fety
Maromaro ihany ny fetin'ny namana serasera efa lasa sy ny ho avy fa ny voamariko dia ny namana any Dago ihany no mba mampiseho sary, fa ny aty ivelany tsy mba hita mihitsy :wink: (nisy ihany fa nasori... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2006 21:42
pisolahy ( 01/08/2006 18:46)
rehefa te ampiresaka vehivavy
mba mila hevitra aminareo aho amin'ny fampiresahana vehivavy.manana olana be mintsy aho mantsy fa tsy talentako loatra le mampiresaka nefa ny namako toa mahay daholo.ohatra amin'izany fotsiny izao reh... tohiny
novalian'i belahasa ny 13/08/2006 11:28
fens ( 01/08/2006 16:08)
Voretra ve ny gasy sa ahoana?
Ra vo mande eny andalana enao de mahita olona manary fako, fonosana zavatra nohanina, raha mijery an'Antananarivo de miavosa ny fako, miangona ny maloto! avy aiza dahol? Voretra ve ny gasy noho izany ... tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 09:10
kiali ( 01/08/2006 15:02)
cannibale
t@ teny vazah no nahenoko azy fa ataoko teny gasy fa tsy aiko raha mapimé nisy cannibale roa (ny rainy sy ny zanany lahy) nandeh nitady haza tany anaty ala. nahita sipa vazah blonde be mitovy @ va... tohiny
novalian'i cutie ny 04/08/2006 20:18
lemenakely ( 01/08/2006 14:44)
Koa raha misy ihany ve ny vola @ 03 désambra ?...
Mahavariana ihany r'ireto ity fahantràna any @ tanàna ity ! Toa isan'andro tsy mitsaha-mitombo ireo kandidà raha tsy diso aho efa 10 mihoatra izao ireo kandidà potentiels.Ny fanontaniana mipetraka... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:19
Herimiafina ( 01/08/2006 14:18)
Mahagaga ity fandikana vilana ity e!
Ohatra: misy karazana olona manao toa izao! Vao miteny fotsiny ianao manontany azy hoe "Sao dia hitanao kay ny nalehan'ny portefeuille-ko teo?" na hoe "Ianao angaha no naka ny stylo-ko teo?" ... tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 12:14
kitjo ( 01/08/2006 13:28)
Fiaraha-miasa
misy association izay natsangana, ka any Vakinankaratra iny aloha ny anaovana ny asa hatramin' izao Izahay tany nanao formation Initiation en Informatique, Bureautique sy maintenance materiels ana... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2006 06:21
nanourand ( 01/08/2006 12:40)
miady akanina ny pazzapa klé!
=))=)):-@ - zah tsy minana kisou fa iza no ninana le pin-ô-sôkôlako teto - lanin' vitsika - zah ninana lé iz - lany dôly ve le efatra??? ^:^... tohiny
novalian'i tsingy ny 21/09/2006 15:07
diamondra27 ( 01/08/2006 12:29)
1er août
marina v fa raha manapaka volo ny 1er août de mora lava ny volo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 14:36
isrine ( 01/08/2006 12:12)
Misaotra
Misaota anareo rehetra izay nahatsiaro na nanoratra teto na tsia @ izao zava-misy aty Liban izao. Tsy hoe mpitondra teny akory aho fa kosa nahita ny resaka teto ary sendra mandalo. Misaotra betsaka, ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2006 19:38
isrine ( 01/08/2006 11:36)
atody sy atina courgette
Andramo anie fa tsara. Rehefa manao courgette sesefana de aza ariana ny atina-courgette, fa fiahazana tsara. Raha courgette 1 Kg no nalana atiny dia ireto no afangaro aminy. - atody 5 - farine 5 ... tohiny
novalian'i tyanah ny 14/09/2006 13:54
isrine ( 01/08/2006 11:28)
salade yaourt
@ fotoana mafana andro no tena tsara anaovana azy. yaourt tsy misy siramamy no ilaina, afangaro @ concomre voaofy sy voatetika toy ny mahazatra ireny, miampy menthe voatetika manify. Na menthe maina ... tohiny
rabaradaka ( 01/08/2006 11:17)
Mba vakio dia ahoana ny hevitrao
http://www.monde-diplomatique.fr/2006/03/PIGEAUD/13258... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:17
tsoupou ( 01/08/2006 10:11)
VOTE PAZZAPA
Niova tampoka ny résultat-n'ny prime pazzapa t@ asabotsy teo noho ny fifidianana @ alalan'ny sms fa tsy dia noho ny prestation-n'ny ankizy loatra. Mety ve zany ??? :-w :-w :-w :-w :-w :-w... tohiny
novalian'i tiphen ny 12/08/2006 15:53
tania2 ( 01/08/2006 10:07)
sarotra ny mahita olona tianao
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0053