sarotra ny mahita olona tianao
1. tania2
(
01/08/2006 10:07)
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao
novalian'i Herimiafina ny 07/08/2006 14:57
2. Fiffi
(
01/08/2006 10:41)
tsy maintsy misy foana zany an! fiainana daholo koa zany . Midika angamba zany hoe tsy anjaranao ?
Fa tsy sarotra zany ny fahitana olona tiana sy azo vadiana raha ny heritreritro aloha an!*
Fa de miankina @ tsirairay koa ange io eh ! Ohatra hoe ao ny olona sarotiny , ny toetrany koa mety....de mazava ho azy fa ho sarotra aminy ny fahitana olona ho tiavina sy vadiana avy eo.

3. lemenakely
(
01/08/2006 11:17)
tania2:
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao
Miankina aminao ihany io e! TSY AHITA OLONA PARFAIT aloha ianao ça c sur à cent pour cent .Aza dia fatra-pifidy ny manganana koa sao sendra ny taolan-dranjony!Au moins raha mahita ny 50 % ny critére de séléction ilainao raha amiko manokana dia efa tsara izay!
4. diamondra27
(
01/08/2006 11:48)
lemenakely: hay tokoa moa izany izy ity an!
de mety hoe: aleony mijanona toa izay hanandratsy ngambany
nisy olona fantako nahita ny tiany izy 90% ny toetra mety daholo fa le 10% toetra ratsy tena tsy zakany no nampisaraka azy

5. lemenakely
(
01/08/2006 11:53)
diamondra27:
lemenakely: hay tokoa moa izany izy ity an!
de mety hoe: aleony mijanona toa izay hanandratsy ngambany
nisy olona fantako nahita ny tiany izy 90% ny toetra mety daholo fa le 10% toetra ratsy tena tsy zakany no nampisaraka azy
ka tsy adàla anie ny vazaha niteny hoe : même les roses ont des épines(na ny raozy ary misy tsilony)...na koa ny hoe quand on aime son chien on supporte ses puces..
6. Herimiafina
(
01/08/2006 11:56)
tania2:
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao
Tadidio fa toy ny fitaratra ny olombelona, mandefa signe any aminy ianao dai misy valiny iny "feed-back". Noho izany dai miankina amin'ny fomba fitiavanao sy ny fiarahanao no hahitanao ny olona tia anao. Matoa vitsy dai misy zavatra tsy norme ao amin,ny amnière d'être-nao. :oops:
7. diamondra27
(
01/08/2006 12:05)
HM: ahan, njaso njay aloha eritreretina izany oe
lemenakely: tsy tantiny tsony hono de rava e!: mety nanindrona be tao le tsilo

8. Fiffi
(
01/08/2006 13:43)
sady ohatra ange hoe mifankatia ny olondroa de mba afaka tsara ny manova an'le toetra ange raha ohatra hoe tena tia eh ! raha tsapan'ny andaniny sy ny ankinany hoe tsy tiany zany toetrako zany de mba manao effort mba manova eh!
9. Herimiafina
(
01/08/2006 14:00)
Aza manantena foana ny hahita ny olona hilefitra amiN,ny toetranao, izay no pas voalohany tokony hatao!
Ny olana mantsy ny toetran,ny tena tsy ovana fa ny sasany izay tiana hiarahana no forcer-na hamolatena hanaraka ny onde-n'ny tena dai tsy mety, fa lasa egoisme sy egocentrisme izany.
Hoy Ny Tompo "esory aloha ny andry be eo imasonao vao manala ny kakazo kely amin'ny mason'ny rahalahinao ianao".
Izany hoe "manomboka amin'ny tena ihany io" mila misaina tsara hoe inona no tkony engagement raisiko par rapport amin,ny tenako sy ny toetrako mba hanaovan'ny iray miaraka amiko izany koa.
Betsaka mantsy no manao comédie eto antany mba hahazoana izay iriny (manipulateur(trice)). io ilay hoe aleo mitafy zanak'ondry fa izay no tin'ny olona fa tsy ilay amboadia ato anaty no tonga dia aseho.
Mino marimarina aho kanefa fa raha amboadai no miseho ka efa hain,ny olona dia misy foana eo hanantona ary hiaraka aminao.
NB: tsy misy idiran'ny resaka amboadia sy zanak'ondry fa resaka maha-ianao anao ihany no tiana hambara eto ary aza entina any indray ny resaka fa HS. :wink:

10. Zina
(
01/08/2006 14:38)
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao
ity fotsiny ny conclusion'io ka
"ceux qui s'assemblent se ressemblent"..
11. Herimiafina
(
01/08/2006 14:40)
Malalaka be loatra anefa ny fahitako io tenina menasofina io ry Zina, tsy dai mazava fa mamehy zavatra maro kanefa dia adikan'ny olona ho resaka ressembalance toetra sy physique kanefa kianiko amin,ny tenay menasofina ihany "chacun est unique". :^)
12. xxx
(
01/08/2006 14:40)
Tsy ny olona rehetra no tiana an, de tsy ny olona rehetra koa no vadiana :D.
Matetika, tsaratsara kokoa ra olona efa mifankafantatra kely ary mifampatoky vao miaraka. Io manko mahamora ny fifandraisana sy ny fitondra-tena :D
Raha toa ianao efa miandry ela nefa mbola tsy tojo ny olona mitondra fitiavana sy ny fanatenana nandrasanao, de hoy aho hoe aza mijery lavitra fa mety efa eo an-kaikinao eo ihany izy :D
mazotoa ary, :D
13. Herimiafina
(
01/08/2006 14:44)
Amiko dia aleo ilay atolotra ihany fa iny no siora fa tsy ho simban'ny pression sy ny egoisme-n'ny RAR sy ny fiaraha-monina! :-D
14. pissoa
(
01/08/2006 14:53)
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anaoSarotra angamba matoa izaho tsy mety mahita mihitsy :roll::-D:-D:-D
16. lemenakely
(
01/08/2006 15:05)
Herimiafina:
F'angaha mitady ry tonaka e? :-w
Mitady izy matoa miteny an'io ra -HE a! mitady ny perle rare! hi hi hi ..
17. Herimiafina
(
01/08/2006 15:19)
Sao dai ny perle tres rare kosa no tadiaviny fa iny mantsy sady vitsy no olonkafa koa no mety hahazo azy.
Raha ny efa eny antanan'olona tokoa anie no hoe tadiavina dai marina fa sarotra e! hehehehe:-D

19. Herimiafina
(
01/08/2006 15:32)
izany retsy ry pissoa an! :-*
Zista mila fomba fijery somary mivelatra fotsiny dai voavaha io fa tsy manao tete carré. :-D