sarotra ny mahita olona tianao
41. Herimiafina
(
01/08/2006 17:35)
tania2:
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao
Ahoana ihany ny vaovao farany ry tania2 an? :^)
42. Flavien
(
01/08/2006 17:40)
Raha izaho manokana aloha dia hitako toko fa tena sarotra ny mahita olona tiana satria raha tsy zatra azy aloha ianao de somary tsy ivakiny loha nefa ny ao ampony ao mitia anao ihany, nefa ny olona sasany raha vao tsy ivakina loha de mitady hafa , de ny olona sasany zatra anao indray refa itorina fitiavana de milaza fa hoe pinamana itsika fa aza mivadika fa tsy tiko izany. de ahoana ary no hahitana olona hotiavina?
43. Herimiafina
(
01/08/2006 17:50)
Sarotra kah, tena sarotra raha any amin,ny tsy izy ianao no mitady azy! :wink:
44. miangalyandria
(
01/08/2006 19:21)
ny ahy ry reto dia tsy haiko fa rehefa mahita olona tiako aho tonga dia henoko hoe tiako ito olona ito izany saingy ao anatin'ireto olona be dia be mifanena amiko isan'andro ireto dia azo isaina amin'ny ratsa-tanana ry zareo ! dia ahoana izany !
45. malalatinasoa
(
02/08/2006 00:47)
miangalyandria:
ny ahy ry reto dia tsy haiko fa rehefa mahita olona tiako aho tonga dia henoko hoe tiako ito olona ito izany saingy ao anatin'ireto olona be dia be mifanena amiko isan'andro ireto dia azo isaina amin'ny ratsa-tanana ry zareo ! dia ahoana izany !
Miandry coup de foudre? Tsy latsaka isan'andro nge ny varatra e :D
46. miangalyandria
(
02/08/2006 05:10)
malalatinasoa : ka ilay miaraka amin'ny olona tsy tiana anie gravy be e ! izaho aloha tena tsy mahavita e !
47. arson
(
02/08/2006 07:18)
ny tianao matetika tsy tinao zay fona matetika no mitranga.nefa refa miresaka de manjary mifankatia hoazy e!
51. xxx
(
02/08/2006 15:25)
Tsy mitovy izany, tia hanao firaisana ara-nofo fa tsy tia hiaraka aminao
52. dailynews
(
02/08/2006 15:32)
tania2:
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao
izao aky tania a, izaho dia nihevitra izany tokoa taloha ary nino ilay resaka hoe ny vady tsy izay tiana fa izay sahaza..fa izao aky a, raha mino io ndry..dia misy ilay teny hoe: tongava aminao araka izay inoanao. fa izao aloha e, bon raha kristiana ndry, raha tsia dia vakio fotsiny izay lazaiko. izaho dia tena nino io h@ nahenoko an i pasiteranay niteny hoe: rehefa mangataka zavatra @ Atra nareo hoy izy dia ataovy precis tsara fa fa mba nizara ny experience ny izy t@ izay raha hangataka bisikileta hoy izy dia aza tenenina fotsiny hoe omeo bisikileta fa teneno ny marque sy ny lokony sy ny vidiny izay zakanao...dia raha mangataka vady amin Atra koa ianao hoy izy dia teneno hoe tahaka ny olona ahoana no tianao.. ny tarehiny, ny fianarana nataony, ny poziny, ny taonany, fohy sa lava, ny toetrany sns..izay hitandry fa mety e.. samy manana ny gout ny koh. dia nateliko tokoa izay teniny izay..hoe maninona tokoa moa no hoe hangataka vady fotsiny fa tsy mba miteny hoe ahoana izay tianao sns... dia nataoko aky ilay izy a, marina aloha fa tsy hoe nangataka fotsiny aho fa dia nanova ny fianako rehetra sy nanadio izay tsy netinety sns an. dia nanomboka niteny ny tenako aho hoe tsy hino izany hoe ny vady tsy izay tiana fa izay sahaza fotsiny fa hoy aho hoe ny vady dia sady tiana no sahaza dia araka izay inoanao io hoy ny teniny... dia izay aky a. taona vitsivitsy taty aoriana( tsy tapaka ny vavako an) dia tonga tokoa lery, vita ny mariage( telo taona lasa izay )..tonga saina be aho fa ilay zavatra rehetra nangatahiko azoko t@ antsipirihany daholo ary nisy aza ny bonus.
ka dia izay ilay izy hoy fotsiny aho hoe, izay hinoandry no ho tonga amindry koa raha izany tsy aleo ve hino ny zavatra tsara ho avy amin ny tena?
53. cutie
(
02/08/2006 16:26)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 02-08-2006 20:25:58
Lohateny : Re : sarotra ny mahita olona tianao
Tsy mitovy izany, tia hanao firaisana ara-nofo fa tsy tia hiaraka aminao
hay ve e, diso tsipelina:-D
54. totofy
(
02/08/2006 16:30)
marina ve zany ry dailynews , manomboka mason'andro anio .... ataoko zany :wink: sô dé mahazo bonus eo:-D:-D:-D
55. dailynews
(
02/08/2006 16:34)
tsy mandainga aho fa fiainako izaho manokana ilay izy, tsy an'olonkafa fantatro akory. :P
56. totofy
(
02/08/2006 17:21)
dailynews : zah ngah miteny owé mandainga enao ( fomba fitenin-tsika gasy io teneniko io ), sambatra ianao é! :wink::wink::wink::P
58. majesty
(
03/08/2006 07:14)
Tsy maintsy misy kilemany aby raha io fa aza miasa saina amin'zany fa rehefa anjara io tonga foana e
60. Herimiafina
(
03/08/2006 12:12)
dailynews:
tania2:
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao
izao aky tania a, izaho dia nihevitra izany tokoa taloha ary nino ilay resaka hoe ny vady tsy izay tiana fa izay sahaza..fa izao aky a, raha mino io ndry..dia misy ilay teny hoe: tongava aminao araka izay inoanao. fa izao aloha e, bon raha kristiana ndry, raha tsia dia vakio fotsiny izay lazaiko. izaho dia tena nino io h@ nahenoko an i pasiteranay niteny hoe: rehefa mangataka zavatra @ Atra nareo hoy izy dia ataovy precis tsara fa fa mba nizara ny experience ny izy t@ izay raha hangataka bisikileta hoy izy dia aza tenenina fotsiny hoe omeo bisikileta fa teneno ny marque sy ny lokony sy ny vidiny izay zakanao...dia raha mangataka vady amin Atra koa ianao hoy izy dia teneno hoe tahaka ny olona ahoana no tianao.. ny tarehiny, ny fianarana nataony, ny poziny, ny taonany, fohy sa lava, ny toetrany sns..izay hitandry fa mety e.. samy manana ny gout ny koh. dia nateliko tokoa izay teniny izay..hoe maninona tokoa moa no hoe hangataka vady fotsiny fa tsy mba miteny hoe ahoana izay tianao sns... dia nataoko aky ilay izy a, marina aloha fa tsy hoe nangataka fotsiny aho fa dia nanova ny fianako rehetra sy nanadio izay tsy netinety sns an. dia nanomboka niteny ny tenako aho hoe tsy hino izany hoe ny vady tsy izay tiana fa izay sahaza fotsiny fa hoy aho hoe ny vady dia sady tiana no sahaza dia araka izay inoanao io hoy ny teniny... dia izay aky a. taona vitsivitsy taty aoriana( tsy tapaka ny vavako an) dia tonga tokoa lery, vita ny mariage( telo taona lasa izay )..tonga saina be aho fa ilay zavatra rehetra nangatahiko azoko t@ antsipirihany daholo ary nisy aza ny bonus.
ka dia izay ilay izy hoy fotsiny aho hoe, izay hinoandry no ho tonga amindry koa raha izany tsy aleo ve hino ny zavatra tsara ho avy amin ny tena?
Congratulation e! =D=D=D=D
