sarotra ny mahita olona tianao
21. Herimiafina
(
01/08/2006 15:39)
Ny tete carré dia olona voafehy ny sainy. Ny olona mafy loha mitomany manana ny marina sy ny rariny foana ary tsy mety mino ny dfisian'ny fahamarinana hafa miloaka sy mipoitar amin,ny vavan'ny olona!
Matetika ireny siantifika be efa tratnainy be ireny no tete carré hoe ity no fantatro dia ity ihany fa tsy te hahalala izay zavatra hafa lazainareo aho! :roll:
Matetika ireny siantifika be efa tratnainy be ireny no tete carré hoe ity no fantatro dia ity ihany fa tsy te hahalala izay zavatra hafa lazainareo aho! :roll:
23. Herimiafina
(
01/08/2006 15:47)
Hihihihi, renjekaky oo :{:{
Mahafantatra tete carrée angaha njy ry pissoa? "trop rationel" koa no ilazan'ny menasofina azy. :-D
Mahafantatra tete carrée angaha njy ry pissoa? "trop rationel" koa no ilazan'ny menasofina azy. :-D
24. pissoa
(
01/08/2006 15:59)
Tsy haiko. Hmmm - Mety ho tete carre ve ny olona mafy loha midongy manana ny marina foana raha afaka manazava ny heviny izy fa tsy genre hoe marina tsisy ady hevitra io?
25. xxx
(
01/08/2006 16:14)
tania2, mora ny mahita oll tiana kah, fa izy hoe azo vadiana na tsia, zay no fanontaniana mipetraka matetika;
ny tena hitako alo ny sipa tia bandy b setra2 fa reny ngah azo vadiana zany (rah tsy hoe te hijaly angah...) nen'ny bandy ndray tys hay izy rah tena tia zay ho vadiny, fa en tt k, ny sipa alainy vady alo le tsy mitovy @ le ao anatin'ny fantasmany eh. le hendry b reny no alainy ho reninjanany.

27. Herimiafina
(
01/08/2006 16:19)
pissoa:
Tsy haiko. Hmmm - Mety ho tete carre ve ny olona mafy loha midongy manana ny marina foana raha afaka manazava ny heviny izy fa tsy genre hoe marina tsisy ady hevitra io?
Arakaraka kah, manana ny marina ny tete carrée raha reska rationel no resahana fa ny olana dia rehefa miresaka zavatra tsy azo refesina dai mbola manao tete carrée ihany izy ka mitady handrefy.
Matetikia izy tsy mino raha tsy mahita ary matetika koa izy tsy miraharaha ny discipline maro misy ankoatry ny nianarany ihany. :roll:
28. Herimiafina
(
01/08/2006 16:23)
tania2:
Sarotra ny mahita olona tiana sy azo vadiana. Sa ahoana hoy ianareo? mety hoe misy olona tianao nefa tsy tianao ary misy koa olona tianao nefa tsy tia anao
Rehefa tena dinihina dia tena sarotra marina tokoa.
Mila mi-voyage be njy ry neny dai mila mifanerasera be amin'ny karazana olona fa mety ao ihany no misy azy.
tadidio fa mety ilay namanao akaiky iny ihny no tena izy an! :-D
30. Herimiafina
(
01/08/2006 16:27)
fa ny olondrehetra rehefa convaincu amin,ny heviny tsara dai somary mafy loha daholo, tsara iny saingy tsaratsara kokoa ny tsy fitsaharana mametra-mpanontaniana foana hoe: "marian tokoa ve ny voalazako teo sa...?"
matetika ny hahalalana ny olona henjana sy intello amin,io dai somary misy kely hoe "asa na marina na tsia ny voalazako teo, na ny hoe en tout cas, je ne sais pas trop si c'est vrai ou non?"
Iny no lazain'ny prof-nay (Professor of Government2 fa olona mahay dai mahazo A+ foana izay olona izay! :^)

31. pissoa
(
01/08/2006 16:43)
Izaho kosa tsy mitovy hevitra amin'io hoe mafy loha io e. Mety marina io - he izany izy hoe efa resy lahatra. Fa ny mety ho marina koa dia tsy manana ny ventin-kevitra ilaina handresen-dahatra azy, na hampiahiahy azy akory ny olona miresaka aminy. Dia tsy mafy loha izy izany :-D:-D:-D
32. pissoa
(
01/08/2006 16:44)
Ohatran'ny navilantsika sy njy njay le resak'olona teo :oops::oops::oops:
Fa tena sarotra aloha ilay mahita olona hovadiana e :roll::-D:-D:-D
Fa tena sarotra aloha ilay mahita olona hovadiana e :roll::-D:-D:-D
33. Herimiafina
(
01/08/2006 16:45)
fa tsy any amin'ny resaka fivavahana mihintsy ianao tsy akory no ampaisa 1+1=2 satria marina fa 1+1=2, fa hihomehezan'ny theolojiana ianao raha mbola mafy loha amin'izay! hehehehe=))
35. Herimiafina
(
01/08/2006 16:55)
Misy inona retsy ry pissoa? :-*
Sao dai lazaian indrya fa njy no teneniko eo an, ny olona trop rationnel no teneniko eo fa tsy njy tsy akory.
hadisoako fahiny mantsy io dai mba zaraiko.
Ny fitadiavana vady koa tsy tokony hatao rationel loatra fa ten a sahirana eo raha izay! :-*

36. pissoa
(
01/08/2006 17:02)
Zah ngah niteny hoe izaho :oops::-D:-D:-D Fa ozizy zah hoe navilantsika le resaka dia vao maika notohizanjy no nampa-:roll::roll::roll: anah teo :-D:-D:-D
37. Herimiafina
(
01/08/2006 17:09)
Miala tsiny1 Asa diso injay ve zah sa tsia marian mafy? diso njay zah kah, miala tsiny daholo indray rankizy fa tena sendran'izay olona donjona be klé! tete carrée kely! hehehehehe=))=))
Raha hiverina amin,ny resaka taorian'io tsetsatsetsa kely tsy aritra io izay notohizan'i pissoa :lol: dai izao injay no hevitro:
-Ny olona tsy tia anao raha tsy tia azy ianao!
-Ny atao hoe tia azy dia tsotra, ezaho fantarina izay mahamety azy fa tsy izay mampety anao akory no atao.
Dia siora aho fa hisy hoa zy eo ny ho tonga rehefa hita fa disponible ny ho tia ianao! :wink: