be panendaka any andafy (france)

1. xxx ( 02/08/2006 05:15)
mapitandrina ny terataniny ny thailandais tsy ande France fa be mpanendaka. http://www.expatica.com/source/site_article.asp?subchannel_id=25&story_id=31810&name=Thailand+warns+against+travel+to+France+
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 06:56
2. Zina ( 02/08/2006 15:57)
tena mampalahelo zany
3. fijo ( 02/08/2006 18:24)
marina mihintsy izany.tsy ny gasy irery anie no manendaka e;ary aty aza io tena miharo herisetra be mihintsy
4. Fiffi ( 02/08/2006 18:51)
firenena aiza moa no tsy misy mpanendaka ? zah aza tena tratran'ny mpangaro-paosy mihintsy ! :evil:
5. kitjo ( 03/08/2006 04:18)
aty tsa misy na mandeha @1 maraina avy mianatra aza.

Any @ Little India le feno karana ireny no mety misy fa tsy dia inoako aza.
6. LazaDaddy ( 03/08/2006 04:20)
be dia be any ka: Little India sy Geylang. Anontanio anie ny mpamily fiara karetsaka e? hahaha!
7. Fiffi ( 03/08/2006 04:38)
ny aty nage manararotra ny mpanendaka fa be touriste zao eh!
8. fijo ( 03/08/2006 18:42)
kitjo an,he izany izy anyamin'ny be karana ko
9. Fiffi ( 04/08/2006 04:28)
sady ny karana hono toa hoe mpanararaotra zany ?
10. dailynews ( 04/08/2006 20:02)
tsy haiko aloha raha marina izany na tsia fa nandalo tao frantsa aho telo volana lasa izay, dia niandry ny mpaka ahy tao paris cdg aho, dia reraka ny dia aho dia nanao bebe torimaso niandry teo, ary nisy malagasy nandalo dia niteny ahy moramora hoe, tandremo hoy izy ny matory anefa ny entanao eo akaiky eo fa betsaka ny mpanendaka eto. dia nisaotra azy ary aho koh.. marina angamba izany ?
11. fijo ( 04/08/2006 20:45)
tena marina mihintsy izany.ary za mantsy efa voa ka afaka milaza tsara
12. Fiffi ( 05/08/2006 04:41)
hummm ! tsy henonareo ve hoe firy nyisan'ny olona tratra mpangalatra hentana tao CDG ? vao aingana be io an!
13. kitjo ( 05/08/2006 07:22)
LazaDaddy> little India tsisy mpanendaka ilay tena manendaka ireny fa ry zareo ihany no mifampangalatra matetika surtout entana an-trano
D satria aty ilay tsisy anzany mits fa cas exceptionnel d oh an mpamily singapourien tena og oe grave b zany tonga d oe mampatahotra mande any. raha misy mpanendaka ve tsy ao @ Mustafa 24h io no bdb

Geylang mety ny pataloha no angalarin zareo..hahhaa...ise nga efa nande al teny geylang?lol

14. Herimiafina ( 06/08/2006 13:50)
xxx:

mapitandrina ny terataniny ny thailandais tsy ande France fa be mpanendaka. http://www.expatica.com/source/site_article.asp?subchannel_id=25&story_id=31810&name=Thailand+warns+against+travel+to+France+


Renjekaky oo :{:{
Ary ny teratany gasy ahoana? 8O
15. LazaDaddy ( 07/08/2006 00:39)
Herimiafina:
Renjekaky oo :{:{
Ary ny teratany gasy ahoana? 8O
tsy tokony mandeha any Madagasikara. hahaha!


16. fijo ( 08/08/2006 15:54)
kitjo an,mpangalatra wa ireo karana ao ireo.kozy e
17. Fiffi ( 10/08/2006 04:37)
f'ita hoa!
18. diamondra27 ( 10/08/2006 05:56)
fijo: f'angah tsy efa natsipin'i Ratsiraka tany anaty ranomasina daholo moa le karana? (araka le blagy fantako izay io an: oe nisy presida 4 tany anaty sambo , de samy nitondra ny hareny avy ry zalahy, de nisy moment oe: nilentika ny sambo de oe: ndao aza analàna ny entana de mba tsy milentika le sambo; Mr bush nanala le trésor-ny , Chirac nanala ny azy , le karana sa inon izy teo nanalale pétrole fa oe: ireny no betsaka any aminy , de tour-ny Ratsiraka @izay de nalainy le Presidà karana de natsipiny anaty ranomasina fa oe: ireny no betsaka any aminy(madagascar ...:-D:-D:-D)
19. mandrindra ( 10/08/2006 07:02)
ny mpanendaka dia misy foana n'aiza n'aiza. izay tsy mitandrina sy/na kanosa ihany no voany.
20. Fiffi ( 10/08/2006 13:21)
diamondra: raha mba marina moh zany ? :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2011