be panendaka any andafy (france)

21. fijo ( 10/08/2006 15:36)
momondra an,ka nilomano niverina ry le tsivanona ko
22. Fiffi ( 10/08/2006 16:36)
fetsy ratsy !!!
23. fijo ( 15/08/2006 18:53)
tokony averina halentika any mihintsy ko
24. Fiffi ( 16/08/2006 08:45)
fijo: tadidiko tsara le lahatsoratra tanaty gazety zay hoe tratra nisy kakana firy ny isan'ny vato sarobidy nafeniny avy tany dago ? nahondrany taty io an!:evil:
25. fijo ( 16/08/2006 20:42)
ka izay wa,vitaina ny aminy dia milamina ny tanana
26. Fiffi ( 17/08/2006 05:55)
O! ry zareo an! Mba henonareo ve aloha ireo fika rehetra hataon'ny jiolahy @ zao fotoana izao ?
Ny olona efa hantitra indray no hasiany an! misandoka ho polisy , mpanamboatra fil phone , sns...de mangalatra avy eo !!! any @ faritra val de marne any hono no tena mampalahelo fa bdb no voa !
27. LazaDaddy ( 17/08/2006 06:21)
Tsy rariny mihitsy kosa ny ataon'ny polisy frantsay e. Mpanendaka kely ireny dia ampiasainy "force disproportionée" :lol:
28. Fiffi ( 17/08/2006 07:39)
rariny kosa an! ka raha tsy henjana nge ny sazy manjary mamerina foana ry zalaha eh!
29. fijo ( 17/08/2006 19:07)
laza,tena efa tsy araka letsy le izy aty,ka izay no anaovana ireny message ireny an.nefa ireny aza tsy mahataitra andry zalahy
30. Fiffi ( 17/08/2006 20:06)
fa ny tena mampalahelo de ireo olona efa antitra an!
Toa tsy de heno intsony zao ny fangalarana ny touriste fa nasiana polisy sivily de efa mba nitsahatra ?
31. fijo ( 18/08/2006 21:53)
mamely ihany ko.ireo ve hijanona eo
32. Fiffi ( 19/08/2006 06:56)
ny nahatsara azy de efa sivily daholo ny mpitsikilo mba hahamora ny fahazahoana an'ireo ! fa tena nandaitra kosa aloha an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3928