Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
27/07/2006 20:19)
fitiavana manokana an'i cutie
hito zany de natokako manokana an'i cutie ! mila ny hevitrareo namana zah fa tena haka vady an'i kala cutie...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 29/07/2006 10:35
fijo
(
27/07/2006 20:08)
tondrom peo
ô ry zalahy an,toa efa nisy tondrom peo ny "isekely"mahaleo wa tato,dia tsy hitako intsony e....
tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2006 19:36
Aino
(
27/07/2006 19:40)
lesb!!
tao izay sipa lesbianne de manja be dol!! ...
tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 12:16
Herimiafina
(
27/07/2006 14:38)
Firenena tsy ilaina visa.
Hono hoa ry ireto! Mba saika hanontany zavatra iray hampitomboana ny zavatra efa hay.
Misy ve? Ary aiza avy no firenena manana fifanarahana amin'i Madagasikara ka tsy ilaina visa intsony ny miditra...
tohiny
novalian'i RDTSM ny 15/07/2011 13:46
elsami
(
27/07/2006 11:23)
Ny vehivavy sy ny probleme tokantrano
olana mianjady @ vehivavy io h@ zao taona arivo fahatelo izao na ara-pitiavana io na ara-piaraha-monina izay tokony mba hitadiavana vahaolana haingana, mahazo vady olana, tsy mahazo mbola olana hafa i...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/08/2006 05:12
gerphina
(
27/07/2006 09:30)
mitady olona zah
salama !
Mba misy olona tadiaviko izay ry reto a, dadanay izy io an , de tsy mbola hitako mihintsy hatram'izao , efa 24 ans zah nefa tsy mbola nahita anazy, Randrianarison Félicien no anarany de olo...
tohiny
novalian'i andria ny 05/08/2006 11:36
xxx
(
27/07/2006 08:55)
dde de conseil
misy olona miaraka amiko zany d moi je l'aime vraiment d taty aorina d fantatro oe il veut resortir avec son ex d mba mangataka conseil aminareo re a,in no tokony ataoko fa tena ts haiko tsony mits......
tohiny
novalian'i elsami ny 28/07/2006 07:11
fens
(
27/07/2006 08:45)
Ingenierie sociale
Mitady olona azo iarahana miasa amin'ny resaka ingenierie sociale (za le mitady asa amin'io an) Misaotra!...
tohiny
novalian'i fens ny 03/09/2006 19:22
pili
(
27/07/2006 08:09)
l'infidélité
slt daolo an,hono oa ry reto mba saika hanotany hevitra avy aminareo ah,misy oul miaraka amiko zay zany,efa 3 ans 1/2 zay zao no miaraka,mbolamifakatia b foana hatramzao,fa y a2 ans zay ah,napirafy an...
tohiny
novalian'i chakkakkely ny 28/08/2006 20:35
totofy
(
27/07/2006 07:18)
firy ny numero anao ....????
Nisy tanora roa zany lahy sy vavy ... nandeha boîte de nuit ... dia nifampikoty ...ok zany ... tsy nisy resaka na inona na inona ....lasa nody tamin' amin' ilay sipa...Tonga dé nanao .. raikitra ta...
tohiny
novalian'i totofy ny 02/08/2006 16:03
totofy
(
27/07/2006 06:59)
resaka sisa .....
tafahoana ireto mpinamana izany ... ka efa zokin-jokiny daholo ry zalahy eo amin' ny 70 taona eo ...
ny votoanton' ny resaka dia hoe exploit vitan' ny ts11 ... mandé daholo na ny tamin' ny fahazazan...
tohiny
novalian'i totofy ny 02/08/2006 16:09
sarobidy
(
27/07/2006 06:51)
vady vazaha
Tena fitiavana ve ny fanambadiana vazaha sa misy intérêt , de inna no tena itiavan'ny olona an'izy io?...
tohiny
novalian'i antsotokana ny 30/08/2006 09:05
xxx
(
27/07/2006 05:39)
Vehivavy manaiky fitahana amin'ny fomba rehetra
Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny vehivavy sasany mba tsy hilazako oe ny vehivavy rehetra , manaiky fitahina, laingana ary ko ampirafesina de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampifaly zanak'olona de...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 28/07/2006 13:06
LazaDaddy
(
26/07/2006 22:50)
ity fisainan'ireto mpitsongoloka e!
Mahavita mandany vola tsy tambo isaina mihitsy ry zalahy "hanesorana" ny fisian'ny firenena Israely. Nefa ireto silamo indraindrainy fa akamany, toy ny atsy Indonezia ohatra, maty tsy misy mpanampy a...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 09:28
lalab
(
26/07/2006 18:47)
tononkira
mitady hoe iza ni mihira ary inona no titre azafady
dia misaotra betsaka
Ireny ditra natao
hifonako aminao
Ka tsy hamerina intsony
Dada malalao ..........
Ref:
Mahatsiaro
Foana ny hanatra...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 21/08/2006 14:09
fijo
(
26/07/2006 17:56)
ny hakingan tsaina.
tany amin'ny radoko aho androany,dia mba namakimaky ireo boky misy tao amin'ny trano fiandrasana.dia sendra zavatra nahaliana aho tao.fa nisy mpikaroka australianina hono nanao fikarohana momba ny hak...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/08/2006 20:13
pili
(
26/07/2006 17:48)
POOPY
Slt dooly an,sincèrement lony ah,Poopy no pihira tena akafiziko ndrindra(l),na ny tonokirany,na ny feony,na ny tarehiny,samy tiako avokoa,ka hono oa ry reto,nareo v mba otranà kou?za mants tena maha...
tohiny
novalian'i pili ny 02/09/2006 12:56
tsoupou
(
26/07/2006 16:50)
FA MANINONA ????
Niresaka izahay mpiara-miasa tao ampiasana. Resaka sexe io.
Ny vehivavy tsy sahy mi-s'exprime mitsy fa tsy haiko na mody adala na menatra.
Ny lehilahy indray na dé lé efa fantatry ny be sy ny maro...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 10:25
tsoupou
(
26/07/2006 16:24)
YONIKAFOPL na/sy MIMISS
Mba omeo ny vaovao any Liban zahay gasy eto am tanàna fa tsy naare mitsy oe nanakory sy nanakory aby ry nareo tany.
[url]http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m44c7770[/url]...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 07/08/2006 15:23
xxx
(
26/07/2006 14:30)
Famitahana vehivavy @fomba rehetra de rariny ve?
:twisted:^^Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny lehilahy sasany mba tsy hilazako oe ny lehilahy rehetra , mamitaka mpandainga ary ko mampirafy de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampijaly zanak'olona d...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 30/07/2006 18:25
