resaka sisa .....

1. totofy ( 27/07/2006 06:59)
tafahoana ireto mpinamana izany ... ka efa zokin-jokiny daholo ry zalahy eo amin' ny 70 taona eo ...
ny votoanton' ny resaka dia hoe exploit vitan' ny ts11 ... mandé daholo na ny tamin' ny fahazazana , ny fahatanorana , ary indrindra amin' ny fahanterana , dia niteny ny namana iray :
-izaho ry zalahy hoy izy tena mbola mi-bande beeeeuuuary tena mbola manao beeeuuuuu
fa ny olana fotsiny hoy izy tsy mety tafaraka izy roa
novalian'i totofy ny 02/08/2006 16:09
2. sipagasy ( 27/07/2006 07:35)
hihihihihi mahita lazaina hihiihihi
3. Herimiafina ( 27/07/2006 12:17)
Voa mafy klé, ny sipa tsy mampi-bande intsony fa ny fahnetaran indrya no mampibande, hehehehehe=))=))
4. kala ( 27/07/2006 12:38)
:roll::roll::roll::roll:
:twisted::twisted::twisted:
:-D:-D
=))
5. tsoupou ( 28/07/2006 10:43)
Tena milay be e, fa ny mahagaga ana oa dé zao e, nampiditra eritreritra mandalo momba anlé oe position hanomezana satisfaction vehivavy dé voaongotra lé izy e, nefa tsy é masosotra nge zany hevitra zany e :cry::cry::cry:
6. Bakobako2 ( 29/07/2006 10:39)
fa inn ndray zany mila eritreretina beuuuuu zany eeeeeee!!!!!!
refa raikitra de raikitra atsipy atrany am plafô , azafady tsy resaka fotsiny zany
7. totofy ( 02/08/2006 16:09)
bakobako2 : danz an ! hay hakanipy ? mahery é ! :-w:-w:-w:-w:-w misy amortisseur ngah avy eo , sa eny ampanidinana ....:-D:-D:-D:-D^:^^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2789