Famitahana vehivavy @fomba rehetra de rariny ve?

1. xxx ( 26/07/2006 14:30)
:twisted:^^Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny lehilahy sasany mba tsy hilazako oe ny lehilahy rehetra , mamitaka mpandainga ary ko mampirafy de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampijaly zanak'olona de rariny ve zany mba tsapanareo mo fa marary izany sady mbola hivaly aminareo
2. pissoa ( 26/07/2006 14:59)
Tsy ny lehilahy irery no manao an'io ka. ny vehivavy koa. Tsy mandeha lavitra fa cf forum serasera fotsiny.
3. xxx ( 26/07/2006 15:00)
tsy tsapandryzareo matoa ataony
4. xxx ( 26/07/2006 15:05)


hifonako izay tsy nety nataoko taloha. Mamela ahy @ ditrako, neniko ary manomboka anio tsy averiko intsony. Misaotra betsaka. (l)(l)(l)(l)(l)(l)
5. xxx ( 26/07/2006 15:09)
6. lapino ( 26/07/2006 15:10)
xxx, ny vehivavy no tsy mahatsapa ny mahatonga ny lehilahy manao an'izany. Indraindray mety hoe le manenjika no mahafinaritra azy, indraindray mety hoe le mihinana.

Fa zao koa, tsy dia ny tarehy na ny toetrany loatra intsony no manintona voalohany amin'ny tovovavy ankehitriny, fa tonga de le mampibolisatra amin'ny andro mafana. Ka inona no tsy rariny amin'izany? :wink:

Tokony ho ny vehivavy no mifampitaiza mba tsy hitondra ny lehilahy amin'ny fakam-panahy araka ny fomban-drazana. Atao inona fotsiny ary solidarité féminine? :wink:
7. xxx ( 26/07/2006 15:12)
ailika any @vhv ndray nga izy ty :roll:
8. xxx ( 26/07/2006 15:22)

ka efa oe mifona wa za:(:cry::cry::cry:
Tsy mety nga ra mba manao sexy sexy otran'azy kou enao :D:D:D:D:D:D:D:D:D
9. lapino ( 26/07/2006 15:25)
xxx:
ailika any @vhv ndray nga izy ty :roll:
Ka ny vehivavy ange manao tsy mahalala hoe maty ny olona, dia avy eo tody efa tonga no mbola antsoina ihany e! :wink:
xxx:
... mba tsapanareo mo fa marary izany sady mbola hivaly aminareo



10. xxx ( 26/07/2006 15:36)
Ka ny vehivavy ange manao tsy mahalala hoe maty ny olona, dia avy eo tody efa tonga no mbola antsoina ihany e!

tody
11. pissoa ( 26/07/2006 15:54)
lapino:
Ka ny vehivavy ange manao tsy mahalala hoe maty ny olona, dia avy eo tody efa tonga no mbola antsoina ihany e! :wink:
Tonga dia maty mitsy ve? :wink::-D:-D:-D (Giravy kosa le vehivavy raha izany kle :-D)
12. xxx ( 26/07/2006 15:56)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 26-07-2006 20:22:23
Lohateny : Re : Famitahana vehivavy @fomba rehetra de rariny ve?

ka efa oe mifona wa za

(l)
13. colar ( 26/07/2006 17:21)
tsy we famitahana fa refa ty ny lehilahy de mahay mapifaly ny miaraka aminy, ka ny koziko am xx de we ra ol hampijaly de hialao,fa ra ol hanomae fitiavana sy vonona hampiadana sy tena hita we tia de tsy koi na folo aza ny sipany sy vadiny,fa enao no mitsara we ty anao izy sa tsy ty anao,ny tsy tiko de we otran bandy fona no diso, nefa ange mety tena ty izy fa nisy ny tsy nety tany aloha tany e, misy adidy zay tena mety tsy azony hialana,zay aza izy no tena olombelona fa we ny adidy atao,ny vady tadiavina ny sipa atao,ny revy atao, ka aza omena tsiny izy fa mba mafy ko ny mahazo azy,fa na mamitaka aza izy tsy maintsy ho fantatra fona io fa zany we misy fotona ny zavadrehetra,
14. xxx ( 26/07/2006 17:34)

theorie sy pratika aloha tena zavatra hafa mintsy ee... :D:D:D:D
15. sipagasy ( 27/07/2006 07:31)
aza atao tsatsa fotsiny e! hihih fiainana miserana anie ny ety an-tany e! hihihihi
16. majinikakely ( 27/07/2006 08:37)
iozay tsy mahatanty miap's e
fa io tsy maintsy misy foana , misy foana ny tolaka sy fitaka , ny blao ary ny kanonta kely fa anjaran ny tsi1-1 ihnay no miala amin ilay fampiesonana sy lazaini xxx hoe fampijaliana e
mba mahatatesa koa dona ehhihihihih
17. MCZ ( 27/07/2006 11:21)
dona party izany ry majinikakely izay tsy mahantaty dia miala sa aona raikitra indray izany ko hihihi , tandremo sao dia voadona mafy aa , mila fitandremana daoly ny fihainana ry zareo aa , ka izay mahavoa atao lesona ééé , soa holavo mba hahay hamindray hono éé
18. xxx ( 27/07/2006 11:35)
xxx:



hifonako izay tsy nety nataoko taloha. Mamela ahy @ ditrako, neniko ary manomboka anio tsy averiko intsony. Misaotra betsaka. (l)(l)(l)(l)(l)(l)

so de efa taraiky loatra aza le fifonana le mal est dejà fait tsy hitako intsony ze azo avotana; za tsy anjely ka tsy hahano am_po ary olombelona tsy tanteraka ko fanafody ngamba de aleo samy maka ny lalany tandremo so mitsingina miakatra aza:twisted::twisted::twisted::twisted:

19. xxx ( 27/07/2006 12:39)

Marina ny anao, adalako sy ditrako, zakaiko tanteraka ny vokany. Enao moa zany efa tapa-kevitra, tsisy zavatra betsaka azoko atao ngambany, ka de tsara tsodrano. Mahita izay irina. :cry::cry::cry::cry::cry::cry:
20. Herimiafina ( 27/07/2006 12:45)
Mba iza ary ireto xxx mahatsapatena be ireto e? Sa hanihany ve? Aoka izay fa efa samy tonga saina izany.

Ny zavatra tiako tenenina fotsiny dia efa samy lehibe sy manana eksperiansa isika ka dis tadidio foana fa resaka feed-back daholo ny zavatar rehetra. Matoa ny olona manao dai misy zavatra mi-inciter azy hanao ao.

Ny confiance sy ny fahatokisana be izao tsy fanome ny olondrehetra suirtout olona mbola tsy hitan'izay tavanao akory, ka matoa izy mamitaka dia mety avy amin'izay confiance aveugle be hitany omenao azy izay.

Tandremo ny teny atao fa mety teny iray tsy ambina dia efa azo adika ho incitation amin'ny lainga sy ny fikaotiana, fakampanahy no tiako tenenina. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1278