Famitahana vehivavy @fomba rehetra de rariny ve?
21. patrick2002
(
27/07/2006 13:01)
ka io anie samby manao ny calcul -ny daholo hoe,rehefa tsy mivoaka ilay calcul,dia milaza tena fa ,voafitaka ny sasany, fa ianareo vehivavy mihintsy no tena be calcul aminio fitiavana io:-D:-D
Fa izaho fotsiny ny ahy rehefa voa aza mba manary toky izany ,mitraka ataovy sambo-balala main'andro re rehefa tsy azo anio plonger indray rahampitso, sa ahoana ozy XXX ,rehefa tsy reviny i toi aty @ patrick indray mitoraka fa:-*:-*:-*
Fa izaho fotsiny ny ahy rehefa voa aza mba manary toky izany ,mitraka ataovy sambo-balala main'andro re rehefa tsy azo anio plonger indray rahampitso, sa ahoana ozy XXX ,rehefa tsy reviny i toi aty @ patrick indray mitoraka fa:-*:-*:-*
22. miangalyandria
(
27/07/2006 14:00)
merci patrick an !!! izany hono ry reto an, nareo mitaraina rehetra ireo !
23. fameusecousine
(
27/07/2006 19:35)
pissoa:
Tsy ny lehilahy irery no manao an'io ka. ny vehivavy koa. Tsy mandeha lavitra fa cf forum serasera fotsiny.
marina ny voalazanao fa tsy ny manao ihany no famitahana fa ny mi .entretenir relation amina olona na virtuelle aza .ny miresaka ny relation nao ama'olona hafa..reehfa tsy intime intsony ny fiarahanareo de tsy izy zay..resaka internet sartria tsy eo lay sincerité par rapport @ ilay anakiray,,valable io na vavay na lahy...ilaina ny tsy mi -jouer coemdie fa mandratra fon'olona ,,rehefat sy te hiaraka @ ilay olona de saraho fa za manao bouche trou @ olona fa mba olona koa lay iray anie hehhh,,,,supposeo koa hoe manao zany lay anakiray,,,:?::?:
24. Herimiafina
(
30/07/2006 18:25)
Aza ampijaliana kosa nama ny sipa fa mampinaelo an! Raha vao hita hoe mampijaly tena be kosa nefa izy nefa ianao tsy nampijaly azy (mi-jouer victime be) dia ialao lavitra fa aleo njay aza mifanena amin'ny mpamosavy klé! :^)
