dde de conseil

1. xxx ( 27/07/2006 08:55)
misy olona miaraka amiko zany d moi je l'aime vraiment d taty aorina d fantatro oe il veut resortir avec son ex d mba mangataka conseil aminareo re a,in no tokony ataoko fa tena ts haiko tsony mits... d merci pr votre réponse.
novalian'i elsami ny 28/07/2006 07:11
2. pili ( 27/07/2006 09:37)
mba saika hanotany fotsn ah lony oe firy taona zay nareo no niaraka,satria ça dépend an'zay raha ny faitako anazy,d nefany kou firy taona izy & lé ex-any no niaraka talohanareo,ra mba afaka omenao lony ny valinireo d mba afaka manome conseil kely anao ah,si tu veux bien sur,je sais que c'est très dur aminao zany fa za nefny mba te hanome conseil anao
3. cristal ( 27/07/2006 10:50)
(l)(l)(l)Salut!Za aloha manontany hoe inona avy no efa vita;ra mbola azo hadinoana dia aza mandany zara amin'ny olona tsy tia anao fa ra tia anao izy tsy hiverina hiaraka amin'ilay olona tiany teo aloha;masiaka ny teniko saingy ra mitombo ny fotoana hiaretanao ao;dia ho potika ianao;raha solafaka in1 anefa dia hovay ny famindra;antony nanontaniako hoe efa hatraiza no vita mantsy dia sao dia efa nanao firaisana ianareo;de ilay voalohany mety tsy nanaiky ny fangatahany na dia nangataka tany aza izy fa ianao mety nanome dia aleony any;manova fa misaina tsara aloha alohan'ny hiverenana hanao izany a!Tsy maintsy misy ho tia anao eo e,@zay dia ho anao irery io olona io,dia aza hadino ny mangataka ny anjaranao @ ANDRIAMANITRA fa tena ahazo ny tsara indrindra ianao!Mahereza an!
4. Herimiafina ( 27/07/2006 13:00)
xxx:

misy olona miaraka amiko zany d moi je l'aime vraiment d taty aorina d fantatro oe il veut resortir avec son ex d mba mangataka conseil aminareo re a,in no tokony ataoko fa tena ts haiko tsony mits... d merci pr votre réponse.

Mety tsy dia mbola stable loatra ileiry ka na avelanao handeha ho any amin'ilay ex-ny aza mbola misy risque hoe hiverina hangalampihinana ao aminao ao ihany. Zava-misy io.
Misy karazana olona mantsy ny eo ampelatananany ihany no tsy dai tiany noho ny tsy eo ampelatananany.

Ka ny vaha-olana dia avelao klou izy hiapa any dai aza raharahiana fa rehefa miverina izy dai an'i toi iray manontolo.

Mandritr'izay fotoana izany anefa dia mitadiava roue de sekouro toy ny fanaon'ny sipa rehetra fa sao de taraiky eo! :wink:



5. fameusecousine ( 27/07/2006 19:41)
ny fahitako azy de mbola sahaza celibataire zany olona zany satria mbola tsy matotra hiaina relation de couple satria miaina lotra naty souvenir sy illusion,,,pprince charmant sy princesse...c'est seulement dans les films d'amour qu'on peut faire ca....mbola tsy manana lay attitude d'engagement sy responsabilité zany olona zany. :b:b:-w
6. sarobidy ( 28/07/2006 05:54)
de tsy tiany zany enao matoa izy mbola mierika ny hafa e !
7. elsami ( 28/07/2006 07:11)
amiko aloha tsy dia mbola ampy loatra ilay porofo nahafantaranao fa miaraka @ i X izy e! tsy mety raha henonao t@ olona fotsiny fa mila hamarininao tsara vao mandray fanapahan-kevitra ianao satria misy antony ao ka mila mifampiresaka ianareo satria io dialogue no tsy ampy @ mpifankatia . Raha toa ka tsy hiova mihintsy @ izay dia anjaranao ny mandini-tena sy mandray fanapahan-kevitra mba tsy hanenenanao aoriana, tsara ihany anefa dieny izao dia mijery ny ho avinao ianao satria ampoiziko fa mbola tanora tokoa hianao afaka mibanjina tsara izay antonona sy sahaza anao aoriana . Dia ento am-bavaka koa ny zavatra rehetra e! na ny fanapahan-kevitra horaisinao aza fa zava-dehibe ny vavaka no sady mamaha olana mety tsy ho voavahan'olombelona dia mahereza e fa loatra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6266