Vehivavy manaiky fitahana amin'ny fomba rehetra

1. xxx ( 27/07/2006 05:39)
Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny vehivavy sasany mba tsy hilazako oe ny vehivavy rehetra , manaiky fitahina, laingana ary ko ampirafesina de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampifaly zanak'olona de rariny ve zany mba tsapanareo mo fa marary izany sady mbola hivaly aminareo .
2. pissoa ( 27/07/2006 05:43)
Milay be. Iny indray no tsy hitako kle =))=))=))=))=))
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44c77c87c0dc2
3. sarobidy ( 27/07/2006 06:48)
ary ny vevavy ngah wà tsy mbo afaka mampirafy refa tena mahatsiaro mijaly ôtr'zany ry xxx a , aza manaiky ampijalian'olona zany fa marary fo am'zany eo enao .
4. sipagasy ( 27/07/2006 07:29)
fa angaha izy ity "proprieté privé" no tsy hahazo hanao izay tiany e!??? olombelona anie isika e! hihihihi, izaho manokana aloha dia tsy maty an-kazo tokana izany e! hihihihi
5. majinikakely ( 27/07/2006 08:34)
eny wa ry zareo
d gaga ah
manaova e fa anareo ny anareo
raha mampirafy ny vadinao na mampijaly anao ry sarobidy d manaova koa fa hilamina vertivety ny tokatranonareo avy eo :cry::cry::cry::evil::evil:
iza tokoa ry sipagasy no ho faty ankazotoakana zany ah ! fa ny aza tratrany ihany ary eh hihihihi
bizz mamy rabanavy isany ah !
6. cristal ( 27/07/2006 10:34)
(l)(l)(l)Tsy ny mampirafy sy ny ampirafesina no voa na mahavoa,fa ny fandaniam-potoana no tena vokany;dia mba miteny koa aho ry vehivavy hoe;tsy mampirafy ny lehilahy ra tsy ny ataonareo.
Oh;refa bogany sy manana auto ny lhl;na mitafy tsara sy maharaka dia ianareo ndray no mampiseho fihetsika fa mila anay voalohany,dia avy eo le bady de mamorona hoe za koa anie tia anao na hoe tsara enao ty;de avy eo tsy vitan'izay fa refa mahita fotoana dia manao ny tsy fanao(sexe);dia mitsara avy eo le lhl oe ny bady retra zany afaka manao anity otraniza,dia lasa ndray izy refa azony ianao!aza alefa aloha ny(...)de hotiany mandrakizay ianao,matsiro hoan-drizalahy ange hono ny manapoaka sipa refa ao antokatrano e,de maharitra ny tokantrano e!
7. Herimiafina ( 27/07/2006 12:49)
xxx:

Mampalhelo ihany ny toe_tsain'ny vehivavy sasany mba tsy hilazako oe ny vehivavy rehetra , manaiky fitahina, laingana ary ko ampirafesina de hitondra anareo ho aiza nefa zany ,mampifaly zanak'olona de rariny ve zany mba tsapanareo mo fa marary izany sady mbola hivaly aminareo .

Ataoko angamba fa tsy misy izany olona hoe manaiky hofitahana izany, satria tsy misy olona volontera makany anjaoridira eto antany.

Ka noho izany, amiko tsy marina ny hoe manaiky fitahana, fa kosa tena voafitaka mihintsy.

Ny hany hadisoana azoko hanenjehana azy kosa anefa dia tsy izay fanekena hofitahana araka ny voalaza eto izay fa ny confiance aveugle omeny olona mbola tsy hitan'ny tavany akory, izay mampiseho ny tataka sy lavaka hahafahan'ny mpamitaka miditra.

Hidio ny varavaran'ny fonareo fa aza sokafana amin'izao babay sy roa vohitar rehetra izao.

Aza mitoky amin,olombelona eny fa na ny vadinao aza fa Abndriamanitra irery ihany itokisana. Rah mitoky amin'olona ianao dia mamela iny olona iny hanana fahefana aminao. Koa tandremo. :wink:

8. patrick2002 ( 27/07/2006 13:11)
ahoana kosa letsy izany ra Herimiafina leti ah!frapper-ialahy indray ve ny joba tsy hanana confiance @ vadiny.
Ny ahy no mba teniko dia manaova soa ,fa tsy mba hanenenana, hambinin-janahary foana ny olona manao soa:lol::lol:
9. patrick2002 ( 27/07/2006 13:15)
fa i sarobidy sy i sipagasy itony izany tsy propriete prive fa terrain domanial ah:-D:-D.Tsy mety izany ranabavy isany ,aza mifaninana @ lehilahy izany ,fa ny lehilahy kapaina tsy hita fery,
ny vehivavy fanaka malemy.:-*:-*:-*
10. diamondra27 ( 28/07/2006 08:16)
patrick2002: salut
ny ahy indray ny lhl no fanaka malemy fa ny vhv no fanaka mampalemy,
refa azon'ny vhv izay manko ny lhl de lasa malemy ho azy ka tandremo ry zalahy a!
11. patrick2002 ( 28/07/2006 13:06)
zay aloha ra diamondra ah! ny vehivavy tsy hiady aminao eo aloha izy fa any aoriana no manakenda anaho ,fantany manko fa tsy hahatohatra lehilahy izy.
Hita izany any @ tany andalampandrosoana rehetra ny vehivavy milalao hody mba handemena ny vadiny ,ary aty @ tany mandroso dia ny lalana no fitaovana hampiasainy vehivavy handemena ny vadiny .KA TANDREMO RY ZALAHY NY FANAKA MAMPALEMY AH!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.542