POOPY

1. pili ( 26/07/2006 17:48)
Slt dooly an,sincèrement lony ah,Poopy no pihira tena akafiziko ndrindra(l),na ny tonokirany,na ny feony,na ny tarehiny,samy tiako avokoa,ka hono oa ry reto,nareo v mba otranà kou?za mants tena mahafoy zvt bedebe an'izy io mints,ts aiko lony na tena azonareo le tena tiko ahatongavana é,zao le izy,à chaque spectacle ah an,tonga foana sauf nga oe marary na ts eo an-toerana,fa ra mbola eo ah k am toerana misy ana kou poopy:-*(com samy ao mada na samy any france na hafa d ts maints mandé am spectacle any ah),vitako zany ny manao sacrifice mba hijereko anazy é,na d ny ahita anazy fotsn ary defa mahafapo ana é,k mba lazao oe rambamisy oul otrana aminareo?mety manotany tena ngamba nareo oe maninn ah no ts miditra fan club an poopy?ny antony d zao,tsotra iany,saika hiditra ah tam 2002,d oe ts mapiditra tsony hono fa efa be loatra,ts kivy ah nefa fa mbola nitoy iany ay ny fitiavako azy(poopy io an),k mba zarazarao ny hevitrareo é,msotsa ééééééééééééééé:lol:
novalian'i pili ny 02/09/2006 12:56
2. cutie ( 26/07/2006 21:02)
za tsy de tia poopy
3. Bakobako2 ( 27/07/2006 03:06)
Manao ahôna lay namana ti Poopy ! de manaaôna daôly ny rehetra. Tia Poopy angamba tsy nisy toa ahy , mietraka aty Suisse aho izao, fony mbola tany Dago aho dia toa anao, tsy mandingana fampisehoana na iray aza, tsy tafiditra fan club fa araka ny nolazainao kou.
nanao fampisehoana taty Suisse ary Poopy, lavitra ny toerana nanaovany fampisehoana nefa de tonga iany aho . Ka ny tiko lazaina anao de izao, tsy laitrako loatra ny AVONAVON'ilay Poopy nao . nefa anie de tsy betsaka akory ny oul teo e !
Nanomboka hatramin'izay de afa-po aho ny CD ny DVD Poopy dia tsara pirina tsy nohenoiko tsony. Amboary ny fo fa izy no manakarena am fanohananao fa ianao tsy rarahiny akory.
Veloma.
4. belahasa ( 27/07/2006 05:46)
nivadika ôrera ty ra bakobako roa marina :-D:-D
5. mandrindra ( 27/07/2006 06:36)
sahala amin'i cutie:wink:
6. cutie ( 27/07/2006 10:08)
mandrindra:wink:
7. nirainy ( 27/07/2006 12:54)
slt,
t@ voalohany aho tsy d tena ti Poopy fa taorian'ny nanaovan'i Njila sy ny akamany azy tao Antsahamanitra ndray taona zay, tena nampalahelo ahy iz ary lasa tiko b zany.
Tantaraiko fohi² : nisy spectacle tao antsahamanitra t@ zay, tsy tadidiko ny taona, tonga teto Mada ry Njila & Cie, nasaina i poopy. Nisy zany hira vitsi² niarahan'izy reo nihira, mazava ho azy fa nisy répétition zany fa nony tonga ny andron'ny spectacle, ankoatran'ny hira niarahana namerina d nisy hira hafa zay tao anaty repertoire-n'ny tarika Njila saingy tsy niarahany namerina t@ Poopy no nataon-dry zareo teny an-tsehatra ary d i Poopy no voa-forcer an-kolaka nihira azy sady izy ra teo efa teo ambony sehatra : loza.
Adino ary ny tonon-kira sasany, ny tena ra teo efa ela² tsy nampiara-peo, i Poopy ko efa nanana ny maha-izy azy taorian'ny nisarahany tamin-dry zala (i Richard sy ny tariny io) : d tsy nety ny natao e ! Eso zao nataon'ny fan'i Njila izao oy nareo, fanarabiana, eso-teny, horakoraka.
Vita ny hira d nanao veloma i Poopy d niala ny sehatra ary d lasa nody niaraka t@ namany zay niara-tonga taminy sy nanotrona azy t@ io spectacle io fa izaho mbola anisan'ireo nijanona nijery ôtran'ny rehetra e !
Nandeha ny hira : Lavitra ary i Hery, toy ny mahazatra no nihira azy, d vao maika fanarabiana sy geste tsy manjary b d b no nataon'ny fan sy ry zala teny ambony sehatra, i Poopy @ io mbola vao eo @ terrain de tennis.
Tsy haiko ny olon-kafa f'izaho d nalahelo azy ary nanomboka teo d nankahala Njila aho (sady ry zala ko b taim-bava b no sady oe ra vao tsy ao aminy ono i Poopy d tsy ho tafita mitsy ???) sady nasehony an-tsehatra teo ra teo ny haratsian-toetrany.
Averiko ndray, tsy d tena ti Poopy aho fa lasa mpankafy b taty aoriana noho io zvt nitranga io no sady to étincelle ko iny nijerevako tsara sy nanarahako maso zay natao (eo @ lafiny kanto io an !).
D izay.
Ka ra izaho no eo @ toeran'i Poopy, tsy hiara-hihira amin-dry zala reo tsony aho mandrakizay doria amen ary ra vao oe hanao spectacle aza reo bandy reo d hanomana iray ko aho d @ zay ho hita eo zay mahazo ol, fa tsy oe nanatrika sy nijery ny spectacle nataony taty Mada ny filoha Marc RAVALOMANANA d miseho milay reo.
D mandra-panoratra daôly e !
8. mmimi ( 28/07/2006 10:02)
marina ve izany tantara izany ry nirainy?

Talohan'ny nisarahandry zareo mihintsy izany? fa teo amlé "LAvitra" no tadidiko fotsiny nanao hoe "aleo izy ho any". Izaho anefa di ananatritra an'io Sepctacle farany andry zareo io!



Fa na izany aza aloha dia tena marina mintsy ny an'i bakobako2 e! Izaho koa efa voan'i Poopy tam-kely foana,am- lé avonavona e!
Ny cousine-ko no namany dia izaho niaraka tam cousine-ko ,fa tena tsy noharabainy mintsy an! nefa dia niresaka ela be teo! mbola kely aho tamzay ka dia niaritra teo fa tsy afa-niala , fa tezitra aho an!

Zà tsy tia Poopy fa na izany aza misy hirany tiako , KA mahafaly ahy izy mivzerina miaraka am Njila izao! OK!!!!
9. pili ( 28/07/2006 11:43)
mialatsiny kely aloha fa ty forum ray ty nge ts natao ho an'tarika njila fa juste mba manotany fotsn ah ny avis anreo zay tena tia poopy é,sinon misy takelaka 1 mikasika an'njila afa (à mon avis) d any nareo manome ny hvtrareo reetra,ok,msooooootséééééé:°)
10. sisy ( 28/07/2006 12:14)
marina izany; za aloa ny hiran'ny poopy tiako daholoe, na seule izy na miaraka am njila milay foana .(l)
11. pearslove ( 01/08/2006 15:22)
GREAT WISHES,

Hi dear I do hope that this mail of friendship introduction finds you and all around you in the most convenient state of health, ok. Believing you are fine and living pretty good, nice to write you because your profile caught my attention. I want to be your friend, for friendship cannot be seen or even be touched; it must be felt within the heart. I do very much believe you will feel same way. Wow, friends are like clothes, without them you feel naked! I guess am right.
My names are Pearsia Lincoln, I will tell you more about myself, my family and all that maybe necessary in this relationship when you reply to this mail. If these interest you, get back to me through my email pearsia_lincoln1980@yahoo.com wishing you the most divine blessing in all your endeavors. Hope to read back from you at mail, ok.
Pearsia
12. xxx ( 01/08/2006 15:38)

spam
message ignored
13. kalabozy20 ( 02/08/2006 03:54)
:D(l
Ahoana é!!!

zao alo é :
mbola vao niditra ny tenanay ka tsy dia mahafantatra loatra ny fandehanjavatra fa na zany aza dé mba misy ambara ihany :

i Poopy kosa aloha ,sarotra ny andainga fa raha olna be fitiavana ohatranay dé éééééé.
Sady mbola ampiany ilay tsiky kely dia ampy
pili:

Slt dooly an,sincèrement lony ah,Poopy no pihira tena akafiziko ndrindra(l),na ny tonokirany,na ny feony,na ny tarehiny,samy tiako avokoa,ka hono oa ry reto,nareo v mba otranà kou?za mants tena mahafoy zvt bedebe an'izy io mints,ts aiko lony na tena azonareo le tena tiko ahatongavana é,zao le izy,à chaque spectacle ah an,tonga foana sauf nga oe marary na ts eo an-toerana,fa ra mbola eo ah k am toerana misy ana kou poopy:-*(com samy ao mada na samy any france na hafa d ts maints mandé am spectacle any ah),vitako zany ny manao sacrifice mba hijereko anazy é,na d ny ahita anazy fotsn ary defa mahafapo ana é,k mba lazao oe rambamisy oul otrana aminareo?mety manotany tena ngamba nareo oe maninn ah no ts miditra fan club an poopy?ny antony d zao,tsotra iany,saika hiditra ah tam 2002,d oe ts mapiditra tsony hono fa efa be loatra,ts kivy ah nefa fa mbola nitoy iany ay ny fitiavako azy(poopy io an),k mba zarazarao ny hevitrareo é,msotsa ééééééééééééééé:lol:



14. Fiffi ( 02/08/2006 04:46)
kalabozy20: tongasoa ndry an! de mazotoa mi-forum eh! :)
15. laimiday ( 09/08/2006 08:17)
k'aiza e

izaho koa eto suisse fa mba omeo anay ireo cd sy dvdn'i pooppy ho trinandrakay raha tsy ilainareo intsony e.






Bakobako2:

Manao ahôna lay namana ti Poopy ! de manaaôna daôly ny rehetra. Tia Poopy angamba tsy nisy toa ahy , mietraka aty Suisse aho izao, fony mbola tany Dago aho dia toa anao, tsy mandingana fampisehoana na iray aza, tsy tafiditra fan club fa araka ny nolazainao kou.
nanao fampisehoana taty Suisse ary Poopy, lavitra ny toerana nanaovany fampisehoana nefa de tonga iany aho . Ka ny tiko lazaina anao de izao, tsy laitrako loatra ny AVONAVON'ilay Poopy nao . nefa anie de tsy betsaka akory ny oul teo e !
Nanomboka hatramin'izay de afa-po aho ny CD ny DVD Poopy dia tsara pirina tsy nohenoiko tsony. Amboary ny fo fa izy no manakarena am fanohananao fa ianao tsy rarahiny akory.
Veloma.



16. mihanta ( 13/08/2006 16:29)
poopy dia anisan'ny mpihira ankafiziko,sady itako fa tena lasa nivoatra be mihitsy izy amin'izao fotoana izao.
17. simple ( 24/08/2006 22:09)
miarahaba amin'andro harivariva
18. simple ( 24/08/2006 22:25)
izaho dia mankafihy poopy hatrin'foiny kely satria ny hirany dia tsotra no sady manampinoana.Amin'ny fiainana sarotra izao dia hilaina ny manampinoana raha tsy izany dia kivy foana amin'fiainana.Efa 10ans izao no nitiavako ny hirany,ary naha lasa tafita ahy amin'avenirako.Raha tsy nisy ny hirany aho dia kivy foana ary tsy lasa halavitra toy izao.Izany dia hisaorako azy manokana satria na dia kamboty velon-dray sy reny aza aho dia mbola nahita ny hamamin'fiainana nohon'ny tononkirany.
19. simple ( 24/08/2006 22:38)
cutie:

za tsy de tia poopy

domage raha tsy tia azy ianao,manaja anao aho raha tsy tia azy inao.Ny hiran'poopy dia nanazava ny fiainako no nahaizako nandefitra sy nanamafy ny finoko

20. tywa68 ( 28/08/2006 15:12)
tsy misy artiste mahay ohatran'azy kosa aloha e ! feo etc... sady hafa mihitsy ny tonokira etc... tsy haiko aloha fa zahay dia manenjika rehefa misy spectacle raha afaka ê. Rehefa mankany Mcar dia maka CD na DVD koa mazava ho azy (any no mora).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2334