mitady olona zah

1. gerphina ( 27/07/2006 09:30)
salama !
Mba misy olona tadiaviko izay ry reto a, dadanay izy io an , de tsy mbola hitako mihintsy hatram'izao , efa 24 ans zah nefa tsy mbola nahita anazy, Randrianarison Félicien no anarany de olona avy tamatave any izy io, nianatra dentiste tany Majunga izy tany ho any @ taona 1980 tany ho any de rehef vita ny fianarany de lasa nody any Tamatave izy
Izay re fa manantena valiny avy aminareo namana ny tenako
novalian'i andria ny 05/08/2006 11:36
2. xxx ( 27/07/2006 12:31)
Ary nanandrana nanontany tao @ Firaisana ao Tamatavy ve ianao ? Matetika amin'ny ireny hahitany ny lisitry ny mponina dia mety hisy vintana hahitana ny dadanao ao
3. dailynews ( 27/07/2006 15:02)
mirary soa anao
4. Herimiafina ( 27/07/2006 15:42)
Efa betsaka ihany anie retsy izany information hananano momba io rainao io izany e!
Mahagaga ahy maninona no mbola tsy hita. Io lazain'i ra-xxx io izao hevitra mety, tonga dia mandehana any Tamagam dai any tadiavina fokontany par fokontany raha olona recensé izy! Dia mahereza e! :wink:
5. LazaDaddy ( 28/07/2006 00:10)
sao kosa dia mba tsy dadanareo? Sarotra ihany ity manonona anaran'olona ity ka!
Mirary soa ho anao foana aloha na izany na tsy izany.
6. prime ( 28/07/2006 07:04)
Efa nirotsaka Toamasina ve aloha ianao e???:wink::lol:
7. xxx ( 29/07/2006 10:39)
Tsara ianao manontany any @ ordre des medecins, raha ohatra izy ka niasa t@ fianarana nataony dia mety ho hitanao any ny cabinet-ny
8. pissoa ( 29/07/2006 11:14)
Hevitra tsara io tenin'i xxx io (Ordre des medecins).
9. Herimiafina ( 29/07/2006 12:18)
Ordre des dentista, fa tezitra eo ny medecin tsotra! :wink:
10. Fiffi ( 01/08/2006 03:25)
gerphina; de mba nanao ahoana zay ?
11. prime ( 01/08/2006 07:08)
Marina ny an'i HM, ordre des dentistes fa ts des médecins...
Tsy hita intsony grphina
12. majesty ( 02/08/2006 11:44)
Mila milatsaka sur terrain mintsy enao raha te hitady azy ,mila manontany ny firaisana, fokontany,na ny fiangonana sns,zany hoe mila manokana fotoana kely mintsy zany e de mahereza an,kony an
13. prime ( 02/08/2006 12:49)
Courage e!!!:)
14. majesty ( 03/08/2006 05:26)
:wink:
15. Fiffi ( 04/08/2006 19:24)
:-D
16. andria ( 05/08/2006 11:36)
ny tsotra indrindra dia manantona ny olafitrin'ny dentiste enao dia ao manontany fa tsy maintsy ao ny anarany ra tena dentiste izy izany hoe mila maka olona dentiste enao ahafahanao mandeha aingana kokoa misy dentiste betsaka mantsy ao tamtave ary mifankalala ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1289